tsy malala tsy tina ve sa?

21. boubounezy ( 25/05/2006 15:29)
(l)dé aona ny fandraisanjy lé wé zé ty adala kia?:}:-*



vale:

1° aloha, dia tena tsy mahalala tsy tiana e, ary tsisy ambom-po raha efa tsy tiana nefa mbola misisika ihany (tsy haiko na mahavaly ny fanontanian-dry io)

2° zah efa sendra nitia ol nefa le ol aza tsy mahalala ny fisiako akory (grégory lemarchal ohatra:P :-D)
raha sipa indray dia EFA nitia ol in-2 zah (zany hoe zah no tara vôlohany, nanao premier pas )fa saingy zah indray niala satria tsy tena réciprok le izy;-)

raha namana indray dia efa sendra za ary matetika mihintsy, fa fiainana doly zany8)



22. boubounezy ( 25/05/2006 15:33)
marina alou zany e! ny mpamitaka tena feno fa ra tena tina vé lé oulll dé tsy ialanenina akory alou??? zé ty adala mantsy ra ny falalako azy nefa ra tsy tena ty dé mety manakabo be alou e!otranah dé refa tsy ty anah dé miezaka za ny tsy irarara azy nefa za @ io tena marary ny(l)ko fatsy aséoko n'iza2:}


fasaly:

zà ndray tena manakambo beuh zà amzay resaka zay! ka efa tsy tia ahy veuh mbola hisisika ihany zà:wink:
fa ndraindray kou nge betsaka ny mpetsara ivelatsihy ka eo imaso mody tia nefa ary ambadika tsy tia akory e! de iny no tena mamitaka beuh, de rehefa mahafantatra hoe hay izy tsy tia anao akory na namana io na sipa de tena brrrrrrrrrrrrrrrrrr:twisted:



23. boubounezy ( 25/05/2006 15:36)
marina mintsy alou zany fiffi nefa ny oull kou samy manana ny fisainany sy ny fony dé tsy mety itako wé inn ny tena marina ny matonga anah nanoratsa io evitsa io:-*


Fiffi:

heu....mety hoe nitia olona nefa rehefa hita fa tsy possible de navela. ? fa tsy notohizana ny fitiavana azy. Zah aloha mbola tsy tratran'io fa mety ho tratran'io koh! Mety ho tratran'io daholo ange ny olona fa miankina @ tsirairay hiany io hoe inona no fanafodiny tokony raisina ? Any ho any koh mety hoe misy olona tia ahy nefa efa fantany koh fa tsy possible de ....



24. boubounezy ( 25/05/2006 15:37)
(l)tena ekeko ny teninjy ry vale;-)


vale:

fasaly> marina io, tandremo fa misy dia misy mihintsy ny ol mody hoe "ty" na namana io na sipa nefa misy mission tiany hatao ao(iraka, na te hafantatra zvt momba anao,na te haka ny fahatokisanao nefa :roll: sns ,sns, tsy voatanisa, ohatr'ireny hita @ film ireny e:( ) faisons gaffe :wink:



25. boubounezy ( 25/05/2006 15:39)
anjay kia aza manao no comment zany mou e! mba té alala évitsa ngé ny tenanay e!:^)


cutie:

no comment za :P



26. Herimiafina ( 25/05/2006 15:42)
Tena io ry zareo, aza mba mandondona any amin'ny varavarana tsy izy izany an!
Amboary ny fo sy saina fa rehefa tsy mety de tsy mety e!
aleo mitady hafa e, io fo io ihany mantsy no mahatonga adalana rehefa tsy vao-maitrisé e, firifiry no efa najedak'io tsy fahaizana mampionona fo io, firifiry no efa nalefany eny amin'ny 18.
Minoa ahy marimarina fa ny tena olontiana sy tiana rehefa hita tsy mametraka olana na dia 1% monja aza fa tonga de mi-colle de mipasy ny courant tsy hainao akory hoe nahoana? hehehehe:-D
27. boubounezy ( 25/05/2006 15:42)
ka tsy arako tsony ngé ry herimiafina ny atao wé mampifila sy ny tena izy e! njay2 image fotsiny no itanao nefa mety tsy image; dé aona ny atao zany mba afantarana azy?:lol:


Herimiafina:

boubounezy:

iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)


Lalànan'ny fiainana retsy io ry boubou an!
Misy kao mantsy ny olona sasany izay somary mampifila azy ihany no tena tiany.
On ne se bat pas en terrre conquise hoy izy, rehefa hitany fa conquis de lasa tsy tiany intsony.
Toy ny predateur sy ny proie io e, tsy misy fahafinaretana azon,ny mpihaza intsony raha manantona mora foana daholo fotsiny ny haza rehetra. :-D




28. boubounezy ( 25/05/2006 15:43)
tsy azoko tsara kia:^)


ikalakintina:

mampijaly be kou nefa le oe tia fa tsy tiana mandrapaha tsy tia!



29. boubounezy ( 25/05/2006 15:44)
tadidiko iany lah lé aligné!!!:-D:-D:-D:-D


lemenakely:

eisie e lihaligné e !!!



30. Herimiafina ( 25/05/2006 15:45)
Ny ataonao ve ry boubounezy?
Tsotra fotsiny? Aza mi-insista, tokony bilateral le izy fa tsy unilatéral, mifanantona izany fa sty ny iray foana no manantona, refa tsy manantona izy de avelao handeha, hehehehe:-D
31. boubounezy ( 25/05/2006 15:46)
(l) anjay kosa kia ry vale!!! aza ataonjy anizany kosany i HM e! fa maninn jy no miteny anizany?:^):-*


vale:

HM: adala mihintsy enao ty an :-D:-D:-D



32. boubounezy ( 25/05/2006 15:47)
za kou mba i kaka:-D:-D kou!!!


fasaly:

:roll::roll::roll::roll: bella kou de kakakaka foana!!!!!!!:-D:-D



33. boubounezy ( 25/05/2006 15:49)
tsy olana zany e!!!


pissoa:

Oops, boubounezy fa tsy booboo. Miala tsiny. :-*



34. boubounezy ( 25/05/2006 15:56)
ka ra za zao ty any lé oull an, fena izy tena efa itako fa tsy ty anah no sady fantatso fa tsy ho anjarako mintsy dé za nefa tena ty azy dé nipetsaka teo fona za mnajapa tena tongasaina anah wé tsy tokony anajarako ty oull ty fa hay tena ratsy nou za ny toetsany sy ny fanaany!! zay za vô tafala satsy za tena ty azy bé lotsa dé lé fotona niseonizay zavatsa zay ny tiko nofatarina teto. satsy za tena refa taty arina vô itako fa vôesona ny lery no ny fitiavako azy bé lotsa:lol:


Herimiafina:

Ny ataonao ve ry boubounezy?
Tsotra fotsiny? Aza mi-insista, tokony bilateral le izy fa tsy unilatéral, mifanantona izany fa sty ny iray foana no manantona, refa tsy manantona izy de avelao handeha, hehehehe:-D



35. boubounezy ( 25/05/2006 15:58)
ie!!! zay mintry alou e! na inn aza tsy nety!...:-*

Fiffi:

fa tsy gaffons-nous :-D:-D:-D:-D:-D:-D



36. vale ( 25/05/2006 16:14)
boubounezy> (l)iza klo no nanao déclaration vôlohany t@nareo 2? raha njy manko dia tena adala (conne)njy rah mbola ijanona eo fôna, izy tiavina nefa tsy reciprok le izy, tsy mamely zany!:wink:

fa raha (amiko aloha io an)izy no nitia (ni-draguer) ahy vôlohany dia lasa tsy tia taty aoriana, mbola azoko leferina satria raha tsy tia anah izy tsy hikôty anah, fa kosa mety nihalefy ilay fitiavany, na koa voarebirebin'ol (influencé), na koa mety antony bdb,(mety avy tamiko koa no nampiova azy, na nanafin-toetra ftsn lery sns, sns ) ,,, na izany na tsy izany aloha dia ialàko rehefa tena hitako fa tsisy intsony ilay fitiavana natolony ahy t@ vôlohany e!:D :-*:-*
37. vale ( 25/05/2006 16:26)
Herimiafina:

Tena io ry zareo, aza mba mandondona any amin'ny varavarana tsy izy izany an!
Amboary ny fo sy saina fa rehefa tsy mety de tsy mety e!
aleo mitady hafa e, io fo io ihany mantsy no mahatonga adalana rehefa tsy vao-maitrisé e, firifiry no efa najedak'io tsy fahaizana mampionona fo io, firifiry no efa nalefany eny amin'ny 18.
Minoa ahy marimarina fa ny tena olontiana sy tiana rehefa hita tsy mametraka olana na dia 1% monja aza fa tonga de mi-colle de mipasy ny courant tsy hainao akory hoe nahoana? hehehehe:-D
HM:(l)dia tsy hisy ve na dia adiady kely aza fa tena mifanaran-tsaina be?:-w le hoe mi-"colle":-D:wink: aloha tena marina eh, fa ny adiady tsy maintsy misy koh! raha toa moa ka mande ila na mankarary lay fitiavana dia marina ny anao, tanala very sampy ozy ny fitenenana, manova no mety ô!(l)


38. vale ( 25/05/2006 16:37)
boubounezy> zay tia akia adala a, ary tsisy maharatsy an'zany (ary mampalahelo aza) fa raha efa mahatsapa kosa hoe tsy tia ntsony ilay ol dia miala no mety, mariné.:*
39. boubounezy ( 25/05/2006 16:40)
HM :^):^):^)tsy zany vé lé wé mandéanjambany? enao efa maita zao fa tsy ty lé 1 nafa enao nou ny fitiavana azy dé mbola nisisika iany? nefa wé lé fitiavana tena izy tena itako fa tsy naita zé barazy zany e! si non lasa resaka crapule njay lé izy:lol::^):^)
40. boubounezy ( 25/05/2006 16:43)
(l) le fiteny wé iala tena simple bé ngé e! fa lé atao wé iala @zay ny tena enjana refa ty any lé oull enao tsy maintsy miatsika souffrence alou vô afaka ary lé fitiavana tsy mamela mahazo fa tsy maintsy misy takaitsa fona na kely na bé8-):-*


vale:

boubounezy> zay tia akia adala a, ary tsisy maharatsy an'zany (ary mampalahelo aza) fa raha efa mahatsapa kosa hoe tsy tia ntsony ilay ol dia miala no mety, mariné.:*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.435