ganagana

1. mamafara ( 13/05/2006 07:18)
tafaraka teny amoron-drano ireto ganagana roa.
hoy ilay ganagana iray : coin! coin!
tezitra ilay anankiray : ialahy koa mahasosotra, zaho vao saika hanao nefa ny an'ialahy no tonga aloha

répondu par mandrindra le 30/05/2006 13:30
2. totofy ( 13/05/2006 07:20)
=))=))=))=))
3. Fiffi ( 13/05/2006 09:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. diamondra27 ( 13/05/2006 10:56)
heveriko fa oe: de le akiray puni de niteny oe: au coin:-D:-D:-D
5. pissoa ( 13/05/2006 13:09)
mamafara =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
6. lapino ( 13/05/2006 13:20)
Za tsy mahazo e
7. diamondra27 ( 13/05/2006 13:31)
lapino kou tssss, avereno vakiana tsara
8. pissoa ( 13/05/2006 13:59)
Tsy azoko le tsy azon'i lapino :roll:
9. Rainikarabo ( 13/05/2006 14:42)
ataovy hoe bitro roa tafaraka teny antsaha-na karoty dia azony
10. pissoa ( 13/05/2006 14:51)
=))=))=))

Hihihi, sady siora fa mahery mihazakazaka kokoa lapin(o) refa resaka karaoty de mahazo tsara :roll:
11. vale ( 13/05/2006 17:22)
mamafara>hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D
12. watafon ( 13/05/2006 18:56)
=))=))=)) ngah moa tsy ga! ga ! ga !
13. diamondra27 ( 14/05/2006 05:51)
aza manao an'izany kosa 'nareo
mba tsy azon'i lapino ve le resaka de adalainareo izy.
Misy ataoko "au coin" eo 'ze mbola mananihany an'i lapino an!

wata::-D:-D:-D:-D
lapino: tena tsy azonao ve le izy?
14. lapino ( 14/05/2006 06:17)
Aleo koo aloo za mba hiara-mimeme am'ze mimeme e! :-D:-D:-D:-D
diams: tsy azoko hoa e :?
Rainikarabo, dia ahoana ozizy le bitro anankiray?
15. pissoa ( 14/05/2006 08:20)
watafon, ngah njy tsy mbola nahita ganagana vazaha :roll: coin coin nenazy fa tsy ga! ga! ga! zany :-D:-D:-D:-*
16. diamondra27 ( 14/05/2006 09:54)
lapino: vao saika hanao hono le ganagana iray de efa nanao coin coin e! = tokony niandry izy izany vao mingaingaina ohatran'izany

mampime ve?

wata: lasa gaga eo indray angah!

ary ny alika(1ère génération) ary teraka volana inona?










volana AOUT :-D:-D:-D:-D:-D

Sao de tsy azon'i lapino indray
août satria rehefa mivovo ny alika de miteny oe: o o o:-D:-D:-D
17. dadabe ( 14/05/2006 13:44)
sady tsy azo no tsy araka :evil:
18. diamondra27 ( 14/05/2006 15:21)
ganagana mody angamba no hainareo = 22
19. Rainikarabo ( 14/05/2006 16:14)
lapino> mba mampiresaka aho fa za koa aza tsy mahazo
20. diamondra27 ( 14/05/2006 16:51)
mody fanina daholo ireti lhl ireto an!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8131