ganagana

81. mandrindra ( 23/05/2006 12:39)
mampieritreritra ihany kôzin'i zoklbfkfk izany an. i mamafara ve teny i nenifara sa i mama avy ao afara e?
82. dadabe ( 24/05/2006 08:42)
humm wata-pissoa-mandrindra-mamafara-wata-pissoa-wata-pissoa-mandrindra-mamafarawata-pissoa-mandrindra-mamafarawata-pissoa-mandrindra-mamafara
hummm aleo mivoka tsimoramora de aleo maka pilansy sao misy ataky...:°):-$:-D:-D
83. mamafara ( 26/05/2006 07:25)
fa maninona ry dadabe no hivoaka ê!f'angaha tsy mba mahazo maka namana kosa ato? dia aleo zany hipirina sao vaky eto ny loha.
fa na izany aza ry watafon, watafon-ko foana moa ianao.
mamafara
84. dadabe ( 26/05/2006 11:55)
:°)kayy le deklarasioo ity ry zama a (watafon)


aleo miomana ihany @ pilansy sao koff tampoka eo i mamafara kle :^):{
85. mamafara ( 26/05/2006 12:38)
pilansy hatao inona ry dadabe.mamafara ve dia ho lehilahy ê!sa ampisehoiko anao ny mahavehivavy ahy?
86. dadabe ( 30/05/2006 01:11)
kayy le:^):^):^) aoka retsy marina a , aza ingaina hoaaaaa le zipoooooo matahotsa be zah :oops::oops::oops::oops: (l):-*
87. sasa ( 30/05/2006 04:11)
:-D:-D:-D
88. dadabe ( 30/05/2006 06:01)
:evil:
89. mamafara ( 30/05/2006 11:47)
f'angaha zaho re manainga zipo fa mampiborotsaka pant ka!niova ndray ny resatsika ry ganagana isany ê!
90. mandrindra ( 30/05/2006 13:30)
an3, tsisys resaka miova zany eo, ao anty pataloha anie ndraindray misy ganagana e ! se tsy zay le lazain'i dadabe hoe mila pilansy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3329