ganagana
42. sasa
(
17/05/2006 03:03)
=))=))=))=))=)) le hatsikana mampmé fa ny tena mampmé koa d toa niverina indray ny plansy ankehitriny =))=))=))
43. dadabe
(
17/05/2006 03:36)
sasa misy tsy mahazaka io a, efa iakatra tribonaly virtoaly mihitsy
fa izany hoe aleo ihany mailo fa tsy hay ity tany fandalovana ity :{
fa izany hoe aleo ihany mailo fa tsy hay ity tany fandalovana ity :{
44. pissoa
(
17/05/2006 05:15)
Aokan'lah kosany leisy izy bedada an :-D:-D:-D
Fa ngo de tsy hain'i totofy aloha hoe atao inn le pilansy e 8) Zah kounkou mantsy tsy mahay :roll::-D:-D:-D
Fa ngo de tsy hain'i totofy aloha hoe atao inn le pilansy e 8) Zah kounkou mantsy tsy mahay :roll::-D:-D:-D
45. diamondra27
(
17/05/2006 07:39)
'zay mihintsy ngamba le blème e! na 'za koa aza tsy mahay
mba avereno hazavaina moa ny fandehan'le izy e!
izahay niditra namana taty aoriana nge tsy maharaka e! ; de totofy ve tsy vao haingana koa no niditra namana e! de ahoana no mahalala io sahady nefa 'za aza efa ela talohanao no teto?
s......... : hazavao
sa atao liste par alphabetique le izy?
i s... de i s...... de 'zao indray t..... de @ manaraka iza?

49. mandrindra
(
17/05/2006 10:23)
pissoa:
watafon, ngah njy tsy mbola nahita ganagana vazaha :roll: coin coin nenazy fa tsy ga! ga! ga! zany :-D:-D:-D:-*
tsy marina izany ry pissoa a, hoy i razilinah hoe : ga! ga! hoy ny vorombazahy, fa ny...
fa tsy hoe coin coin hoy ny vorombazaha
50. watafon
(
17/05/2006 11:14)
mandrindra : mbo gaga aho mantsy lesy !
pissoa: tsy mitovy ihany nga moa?:-*
pissoa: tsy mitovy ihany nga moa?:-*
52. pissoa
(
17/05/2006 16:01)
mandrindra tsy namako 8O ze tenenin'i razilinah ony de marina fa ze teneniko tsy marina :roll:
de i watafon kounkou tsy namako 8O fa ze tenenin'i mandrindra ony de marina fa ze teneniko tsy marina :roll:
Hihihi :-D:-D:-D:-D:-D
de i watafon kounkou tsy namako 8O fa ze tenenin'i mandrindra ony de marina fa ze teneniko tsy marina :roll:
Hihihi :-D:-D:-D:-D:-D
54. pissoa
(
18/05/2006 05:09)
Satria nahoana 8O Sady zah angaha miraharaha an'izany :evil::evil::-D:-D:-D