ganagana

21. bebe ( 15/05/2006 06:24)
f'angah miteny frantsay ny ganagana rireto
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mamafara: de ndry saika hanao hoe mama, mama
avia azavaiko i dadabe.nilaozan'i kala angaha dia tsy mahazo resaka tsony.ntsônalé :*
22. dadabe ( 15/05/2006 08:15)
hummm bebe marina eo klou tsoda kely fa efa ela zay e :*:* de :-$
23. totofy ( 15/05/2006 09:08)
=D=D=D=D=D=D
24. lapino ( 15/05/2006 10:07)
diams, ilay alika teraka volana o sy ilay ondry teraka volana mey azoko ihany ka. Fa ilay coin coin sy ga ga aloo mampme fotsiny ilay feo e. :-D:-D:-D
Fa mbola resaka tsy loa-body foana le izy hatram'zao kle! :(
25. mamafara ( 15/05/2006 10:30)
lapino, avia tsika koa mba :*. hainao hoazy eo io
26. dadabe ( 15/05/2006 10:47)
mamafara > mahery ianao raha mahazo an'i lapino :roll:

fa izany hoe i bebe klou efa masaka hatramin'ny ela e:*:*

totofy moa namako oo

de mitanjiro mo oo :-D
27. pissoa ( 15/05/2006 10:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. lapino ( 15/05/2006 10:50)
mamafara, fa rehefa :* ngah de loa-body rehefa avy eo ... ilay resaka ? :wink:
29. pissoa ( 15/05/2006 10:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. totofy ( 15/05/2006 11:10)
fa dadabe aiza kai elah no mipetraka =))=)), f'anga tsy misy jiro any no mila jiro , mba dadany kosa zany !
dadabe nga matahotra sô.....:idea:.... ra mihinana tsisy jiro...tsisy atahorana io dadabe an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D !
31. dadabe ( 15/05/2006 11:31)
humm efa zatra mamely ao @ maizina i zama le :°)
32. totofy ( 15/05/2006 11:46)
dadabe >
humm efa zatra mamely ao @ maizina i zama le

efa fantatray fa efa zatra mamelimely hazo ao maizina(pilansy)=))=))=))=))=))=))
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
33. mamafara ( 15/05/2006 14:07)
lasa ganagana manao resaka ga ga reolona ny ato
34. watafon ( 15/05/2006 14:14)
pissoa: mbola tsy nahita za k ! hay v e! :-D:-D
35. dadabe ( 15/05/2006 14:55)
totofy zay vao azoko , hay ve ambany be ny niveau -ko ee!! sambatra inareo any andafy any nahita fenarana ambony e :D mbo ampenaro mampakatra less zama a :D
36. pissoa ( 15/05/2006 16:38)
wata, de mbola tsy nahita ganagana sidafrikanina kounkou zany elah? hihihi :-D:-D:-D

bedada :-w:-w:roll:
37. diamondra27 ( 15/05/2006 16:39)
nisy delestaga tao ngamba

lapino: hay ve e! mihomeheza fotsiny na de tsy mahazo ary e! coin coin
38. mamafara ( 16/05/2006 12:05)
gaga aho hoy raganagana fa i totofy sy dadabe dia mifanamboatra foana rey olon ka tsy haiko intsony.
efa hoe avia ataoko :-* daholo dia mba mitsikitsikia amin'izay
39. diamondra27 ( 16/05/2006 12:18)
mamafara:gana lahy sy vavy ve aloha ireo e!
40. onjah ( 16/05/2006 14:07)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5074