efa nisy marina v...
1. bubbly
(
10/03/2006 13:50)
bjr daholo!
efa nisy marina v reto hoe olona nihaona teto @ ty serasera ty d mba resaka sérieux??:roll:
d mbo omeo toro-hevitra mba hanavahany ny sérieux sy tsy sérieux e!:-D:-D merkii!

répondu par kala le 20/03/2006 05:42
2. Fiffi
(
10/03/2006 14:21)
wadrayyy ry bubbly ! ianao zany mbola tsy nihaona t@ namana teto @ ity sera2 ity ? zah aloha dia efa maro hiany no nihaona tamiko eh! Raha ohatra hoe hanome toro-hevitra ho anao mba hanavahana ny sérieux sy ny tsy sérieux , ianao hiany no afaka mahatsapa an'izany , io koa miankina @ fifandraisanao @ namana fa tsy ny namana no andeha hilaza anao hoe i ranona sérieux na tsia , samy manana ny fahitany sy ny fitsaranin'ny tsirairay ary mety tsy hitovy koa ka ho sarotra raha amiko aloha ny hilaza anao hoe iza no iza eh!
4. dadabe
(
10/03/2006 14:55)
hummm bubbly angaha te hahalala ny hoe serieu sy tsy seriue , andraso fa ampianariko miandalana:wink:
5. Samoana
(
10/03/2006 15:02)
Torohevitra sérieux omena anao dia ny famonjena fihaonan'ny sérieux sy tsy sérieux matetika eto! Sérieux e !:D
7. pissoa
(
10/03/2006 15:12)
Toro-hevitra: aza manao serieux mihitsy :lol: amin'izay mahita ho azy serieu izy izany na tsia :-D:-D:-D
8. lapino
(
10/03/2006 15:19)
Mba sérieux in-1 mande zany za e:
Efa misy anankiray amin'ireo namaly ireo izao farafahakeliny no tena sérieux :wink:
Dia fantaro hoe iza! :)

10. soleil
(
10/03/2006 15:30)
Bsr ,
Zà efa betska ihany ny olona teto no efa hitako sy tsy hitako ary misy ny mbola miserasera hatry zao sika miteny zao , ny zavatra lazaiko anao anefa de aza mora mino sy matoky ary mandray loatra ny resaka lazaina anao fa ny ankamaroan'ny olona eto de mandainga sy tsy olona tsotra daholo , tandremo kosa anefa an tsy midika zany fa tsy misy mihitsy ny matotra fa sarotra jerena zany
11. Samoana
(
10/03/2006 15:33)
Raha fintinina ny tenin'i soleil "sérieuse" be dia izao izany e ! : " Aza minoa fotsiny ihany !":lol:
12. kitjo
(
10/03/2006 15:55)
salut dol,
raha finamanana dia tena serieux ...isak mankany Dago za d mahita namana serasera bdb, mahafinaritra dol ary mahaifnaritra ny ambiance. misy ary fianakaviana fa teto no nifankafantatra...
zay sy Da'toa "ravatorano" ohatra
raha "olondroa" indray!
Arakarakao io...fa "zahay" aloha izao dia teto e.... hehe
fa generation Serasera taloha...hihi..h@ zao mbola serieux fa tsy ato anatin serasera tsn noho n ytsy fisian' ny fotoan ahidirana ato.
"Aza maimaika fts" raha vao manomboka, zay no torohevitra, izahay 2taona niresahana tato vao nifankahita ka h@ izao. teny anelanelany teny an-telefaonina sns...satria ny 1 tany andrefan' ny planeta tany nefa za aty @ faran'ny atsinanana....
aleo mifampiresaka fts aloha dia mifankafantatra tsara au maximum fa misy manko ny sasany mbola tsy mifankahita tava akory dia hoe "hivady" bla bla bla....
rehefa mifankahita mivantana ndray manko mbola histoire hafa ndray fa eo vo tena hita en realite ny lafiny rehetra.
raha mbola virtuel dia mitandrema ihany raha tsy mahalala afatsy ny qualite an' ilay olona ianao.
Rehefa milaza ny "defaut"-ny izy izay dia efa mba manomboka matotra koa izy...
Fa na izany aza aleo malina ihany fa na mpivady aman-taon aaza misy tsy mbol amifankalala tsara akory.
Mazotoa e! (l)

13. diamondra27
(
10/03/2006 16:47)
tena resaka serieux ve aloha le fanontaniana e?
Ahoana re no hamaliana an'i bubbly e!
raha ny fifandraisako teto @ serasera an! efa antaonany maro izay zà no teto, de ny olona resahiko de serieux na lhl na vhv, ary rehefa tena nifankahita = reality life "RL" de tena vao maika ary nampiroborobo ny finamàna. Ny ahy aloha "namana tsotra" no notadiaviko teto de nahita e!
fa raha hoe: mitady olontiana , de 'zay indray no tsy haiko.
Koa mazotoa e!:-*:-*
Tonga soa aloha enao raha vao namana vao² e!

14. batso
(
10/03/2006 16:53)
Tsy aleo ve tsiky dia ampy é.
Mahafinaritra anie ilay miresaka tsy mifankahita dia mba atao hoe: nofy é

16. Veloo
(
10/03/2006 17:02)
efa nisy marina v reto hoe olona nihaona teto @ ty serasera ty d mba resaka sérieux??
ny tiny ho lazaina dia ilay mitady vady na tena sipa re reto a
17. bubbly
(
10/03/2006 17:09)
misaotra anareo rehetra t@ valin-teny sy toro-hevitra alou e!:-D:-D
surtout kitjo sy soleil!!:-*:-*
ra ny fijeriko azy koa lou ra resaka finamanana tsotra d mety tsara, tsy misy d hoe hivakiana loha b, mahafinaritra..:D
fa raha hoe resaka fitiavana ndray..d eo lay baraingo e!:^)..eny e marina zany hoe tsapa mian-dalana eny ihany d maka fotoana hifankalalana..
fa aminareo marina,hoe ohatran'ny ahona zao ny fandraisan'ny gasy sy ny fiaraha-monina gasy an'izany couple nihaona t@ net zany??:roll:
hitantsika ihany mantsy fa tsika malagasy dia olona "réservé" b ihany:oops: sa ahon???:-D:-D

18. diamondra27
(
10/03/2006 17:09)
veloo: HS hors size zà hihihi:-D:-D:-D nefa zahay tena nihaona mihitsy
19. fasaly
(
10/03/2006 17:11)
dadabe:
hummm bubbly angaha te hahalala ny hoe serieu sy tsy seriue , andraso fa ampianariko miandalana:wink:
dadabe ngah hono mba serieux:°):-w
20. bubbly
(
10/03/2006 17:19)
diamondra>merkii! ie tena sérieux ki le fanontaniana an!:-D d aleo alou tsy asiana sary fa mbola menatsa b za:oops:
dadabe> dadabe marina v zao d mbo sérieux??:-D:-D