efa nisy marina v...
101. diamondra27
(
15/03/2006 15:32)
bubbly: tsy manahaka ny tokatranonjy njy fa mba nanontany teto de raha nahita de oe: ie, mahasoa ny ato @ sera², tsy mila miditra détails
nenà 'zao de nahita namana zà, tsiky lava ry zareo, na vavy na lahy , ato @ sera², de maninona ny miteny an'izany? (Sady manao pub ho an'i Hery fa ilaina le pub satria manampy ny site:wink:)
nenà 'zao de nahita namana zà, tsiky lava ry zareo, na vavy na lahy , ato @ sera², de maninona ny miteny an'izany? (Sady manao pub ho an'i Hery fa ilaina le pub satria manampy ny site:wink:)
105. bubbly
(
17/03/2006 10:07)
oki e!milaza ihany a raha vao misy mahasoa azo zaraina
fa hatr@ zao alou d mahafinaritra daholo ny namana:-*:-*:-*
fa hatr@ zao alou d mahafinaritra daholo ny namana:-*:-*:-*
106. diamondra27
(
17/03/2006 11:16)
bubbly: efa nisy namana ni-recommander-ko any hiresaka aminjy de antenaiko fa izy sérieux an!
'za ihany no mahalala azy, na injy aza tsy mahalala
'za ihany no mahalala azy, na injy aza tsy mahalala
110. Fiffi
(
17/03/2006 19:29)
petakorina: fa namana daholo akia ny eto an! zah aloha tsy mandaha namana mihintsy an!
111. bigup
(
18/03/2006 17:24)
za kooa aza mba tsy mahalala hoe serieux ve ti sa ahoana fa dia anoratakoo any aloha dia mifampireka eo dia ho raha mitohy dia ....
