efa nisy marina v...

41. pissoa ( 11/03/2006 15:42)
bilakarenjy, tsy miombon-kevitra aminao kosa zah e!
diams, io i dadabe io fa efa milaza tena akia ah :-D:-D
dadabe, serieux be izany dokam-barotran'toi zany an :-D:-D:-D
42. bilakarenjy ( 11/03/2006 15:44)
Fiffi>azonao ve aloha ny atao hoe HONDRAKONDRAFANA ?
43. Fiffi ( 11/03/2006 17:38)
wadrayyy !! tena azoko tsara tokoa moa izany an!
44. cutie ( 11/03/2006 18:17)
za tsy mahay fa in ny dikan;zany?
45. Fiffi ( 11/03/2006 19:07)
io hono ma hazavao an'i cutie eh!
46. dadabe ( 12/03/2006 03:37)
hummmm :-w:-w
47. Fiffi ( 12/03/2006 06:25)
:roll:
48. fasaly ( 12/03/2006 09:44)
dadabe: :P:-*
49. fasaly ( 12/03/2006 11:57)
diamondra27:

Ny ahy aloha "namana tsotra" no notadiaviko teto de nahita e!




ny ahy kou toa namana tsotsa fa tahaka ny nivadika izy zany raha ny fandinihiko azy!:-w
50. kitjo ( 12/03/2006 13:38)
Hehe....

fa zao> tonga ho azy eo io e, fa tsy hoe mitady sipa akory d hoe ande hiditra serasera dia forcer-na hiety fts.
Zay aloha niresaka tsotra fts oh ny ankizy rht t@ voalohany tsisy nieritreritra in in...hihi

sasa> eto ihany akia fa sahirana dia tsy afaka miditra matetika toy ny taloha tsn fa mba manao signe de vie e!:-*
51. diamondra27 ( 12/03/2006 14:42)
fasaly: tsy azoko akia a! nahita namana tsotra njy
de nivadika ahoana?
52. dadabe ( 12/03/2006 17:05)
fasaly>>humm azoko antsaina izy izany kle :°)
53. fasaly ( 12/03/2006 17:28)
dadabe: inona no azonjy an-tsaina:-D:-D:-D
diam: nivadika wa eeee! otsan'ny nivadika e!:-w:-D
54. cazal ( 12/03/2006 18:06)
Zaho aloha dia mahita hatramin'izao fa mbola serieux daholo ny olona miditra eto, satria mba manana ny maha izy azy avokoa, no sady mba manakatao daholo fa tsy handany andro @ zavatra tsisy antony. Ary izay no mbola mahafinaritr a@ maha malagasy dia ny fahatsorana sy ny fahitsiana.
55. Fiffi ( 12/03/2006 18:49)
mbola hafa mihintsy ny gasy eh! :)
56. fasaly ( 12/03/2006 19:52)
57. Fiffi ( 12/03/2006 20:04)
[IMG]http://membres.lycos.fr/gssmiliz/03/GS_2f2cd9c365d96ff16c6849cc343dc21d.png[/IMG]
58. Fiffi ( 12/03/2006 20:04)
io zao efa nisy bdb tato an! :):):)
59. sasa ( 13/03/2006 03:40)
Fiffi hi hihih i hi manja kely kosa njiko izany an!:-*:-*
60. Fiffi ( 13/03/2006 05:12)
wayyyy !! tena lasa koa ilay sary iny klé !!!:-D:-D:-D sasa ahhhh !! raha mba tena tahaka an'io tokoa moa ? :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2483