efa nisy marina v...
21. Veloo
(
10/03/2006 17:28)
diam a to otran'ny mitady ny serieux sy tsy ny serieux aky izy a :-*:-*:-*
22. diamondra27
(
10/03/2006 17:33)
bubbly: omeo ahy any ambadika aza e!
dadabe ve no anontanianjy amiko? = sekire akia a!
sao de lazain'i lapino eto fa balance najy za de bedy eto, fa:-$:-$
amiko aloha ny fahitako an'i dadabe de serieux ny dinika ataony refa any @ fivavahana sy finoana e!
fa raha ankoatran'io de mba mitovy doly, samy hitsiky no aleha eto na de zà aza mba toa azy ihany koa.
Cool fotsiny akia njy a! refa sérieuse de sérieuse fa refa manala de manala azy ko!
Te-hiditra @ dadabe ve njy e? 'Za tsy mahay fa i Akamatiana no sekretaire de anontanio azy ny renseignements fa any ny CV no apetraka.
Raha tsy izany de veloo indray no mahay hoe: bebe fahafiry njy?:-D:-D:-D
'Zay ary fa zà tsy mitsara olona 'zany fa bien doly ny namana eto sady tiko doly fa sympa

23. diamondra27
(
10/03/2006 17:37)
ary le dinika ve de tsy maintsy asiana resaka dadabe foana e!
avelao izy hatory aloha fa reraka:wink:
raha taitra eo iny lalaoviny @ orteils eo njy de tsy hahatanty:-*:-*:-*:-*

25. Fiffi
(
10/03/2006 17:54)
raha izaho kosa aloha dia tsotra ny teniko: izay nifanerasera tamiko hatramin'izao aloha dia azoko lazaina hoe tena serieux(se) be daholo eh! vao omaly aho zao nahazo namana nanampy be ahy koa izy ary tena tsapako fa tena olona sérieux be ary tonga dia nahatokisako t@ foko manontolo. Ataoko :-*:-*:-* be mihintsy!:)
26. diamondra27
(
10/03/2006 18:04)
pissoa: tsy zà no niresaka voalohany fa zà nanontaniana de manome valiny ka!
nefa nge ny tenany(dadabe) nilaza etsy ambony hoe: manaiky ny hampianatra izy raha te hahalala oe: serieux sa tsy serieux?de tokony anontaniana mivantana izy e!

27. batso
(
10/03/2006 18:05)
Ny namana mitady sipa @ itony anie mety mba vizana tany izy dia mitady tsy hita é.tsiky dia ampy oa fa hafa ihany nny hita maso eny rehetra eny dia rehefa mitepo ila coeur dia iny ilay izy é
28. Veloo
(
10/03/2006 18:11)
diams a ooooooo misaotra ny nampatsiahy...
ie bubbly njy bebe faha-47 zao knou :wink:

30. Veloo
(
10/03/2006 18:34)
dadabe =))=))=)) njy tsy mba manao tonga soa an'y bubbly akory knou
bubbly io dadabe :-D:-D
bubbly io dadabe :-D:-D
31. hery
(
10/03/2006 23:57)
Raha resaka fitiavana aloha dia misy ny fantatro hoe efa mitaiza :-p (couples 3 farafaharatsiny). Ny nifankahita sy nifankatia koa nisy (Ry Kitjo anisany :-)), nisy koa anefa ireo nifankatia dia tsy nifankahazo dia rava (ny tenanay ohatra :-)) ary nisy ireo tsy nisy resaka fitiavana mihitsy (ry Diamondra27 ohatra).
Ny tiako lazaina izany dia hoe toerana tahaka ny toerana hafa rehetra ifandraisana ihany eto na dia tsy mifankahita aza. Tahaka ny any am-piangonana (oups... misy mikoty sipa any am-piangonana?), ny any antsekoly, ny any ampiasana, ny eny antsena sns... Tsy hoe rehefa hitanao eny amin'ireny toerana ireny dia azonao antoka 100% fa tena sérieux. Indraindray aza tsy hitanao ny tena mahaolon azy fa ny ivelany fotsiny no hitanao. Amin'ny net indraindray sahy milaza ny tena mahaizy azy ilay olona fa tsy menatra. Tahaka ny amin'ny téléfona ihany e :-)
Koa raiso arak'izay ilay izy. Betsaka ny afaka mijoro vavolombelona hoe nety ny nataony... fa misy koa ireo hijoro vavolombelona hoe tsy tafita ny fitiavany teto.
Anjaranao ny sisa.

32. dadabe
(
11/03/2006 04:14)
mamely indray sefo marina
kitjo> zah kopy 100%
bubly > aza manao resaka serieu aminy @ voalohany ka raha manaraka anao tsy serieu izy de tsy serieu izy izay , fa raha manitsy anao izy , dia manaova resaka matotra aminy fa tena serieu izy izay :roll:

33. dadabe
(
11/03/2006 04:20)
aleo zah mba hiteny amizay:
araka io lazain'i diamondra io ,
1-zah raha eto @ serasera dia mampiseho zavatra tokony hitondra fihomehezana ho an'ny namana no ataoko,tsy midika akory izany fa hoe tsy matotra aho
2-raha miresaka a@ vhv aho eto @ serasaera tsy midika akory izany fa hoe seducteur aho
3-ho an'ireo olona izay mahalala ahy , dia mahafantatra tsara , fa zah dia matotra , ary tena sarotiny , eo @ lafiny fiainana , fianarana, vola, fahendrena, satria zanaka mpiandry , ary tsy dia tia mandainga lotra
mino aho fa voavaly avokoa ny fanotanina napetrak'i fasaly tery ambony a,
fa zah aloha rehefa any @ hoe "HATSIKA SY LALAO " dia aza manatena ahy hanao zavatra serieu ao e, fa raha any @ resaka finona sy fivavahana kosa ve dia mbola hianihany ihany , sao dia tsy mety
zay angamba no hany mba teniko sao lava lotra ,
NB: zah tsy tezitra a, famba te hampiseho an'ireo namana aho hoe aleo ny bainga voavadika no vavolombelon'ny asa , tsy izay rehetra miseho ho serieu akory dia atokisana adaholo.
bubbly raha ,mbola te hahalala ny mikasika ahy bebekkoa ianao dia azonao atao ny mifanoratra amiko , na mail , na hafatra , na telefonina fa zah vonona ny hanampy ny tena namana :roll:

34. sasa
(
11/03/2006 05:33)
Za aloha aty dago fa raha eo am resaka namana d betsaka ny matotra amin'ny namana ato,ary efa matetika no mihaona mivantana sy miresaka amin'ny namana maromaro tato za, le izy tsy hitanao am zavatra 1 hoe serieu le ol na tsy serieu fa mila miresaka matetika sy mifanerasera aminy aloha izay vao mahita, arakarakary ny trangan-javatra koa no mahaserieu an'le ol, satria raha ao am tchat sy ny hatsikana sy lalao ohatra betsaka ny mananihany nefa rehefa any am zavatra hafa ry zareo d tena matotra be;:D
am resaka fitiavana indray aloha tsy d haiko loatra fa samy manana ny olona serieu aminy ny tsirairay.
Mitovy hevitra tanteraka am Hery za!:-*
Kitjo hummmmmmmmmm ela ela njiko vao nandalo indray, mirary soa akia an!:-*
dadabe ekena 100% fa serieu izany elah :-*

37. bilakarenjy
(
11/03/2006 13:51)
Sarotra be ny hamaly io fanontanianao io ry bubbly satria fanontaniana mifantoka amin'ny aingam-panahy ilay izy ,ary tsy voatery hoe:tsy maintsy matotra foana .Ny matotra anie tsy misy mihitsy fa ny hondrakondrafana no tena be dia be e!.
38. Fiffi
(
11/03/2006 13:58)
Ny matotra anie tsy misy mihitsy fa ny hondrakondrafana no tena be dia be e!.tsy mihombon-kevitra aminao kosa aho raha izany an! fa nahoana no hoe "tsy misy mihintsy" ? angamba ianao no mbola tsy nianjera t@ namana tena matotra fa aza hatao an'izany kosa eh!
39. Fiffi
(
11/03/2006 14:01)
fa raha izaho aloha dia tena tsoriko fa tena ireo izay mifanerasera amiko hatramin'izao nefa voa tsy ela aho no teto dia matotra avokoa an! mahatsapa tena avokoa ry zareo raha mamaky ity lazaiko ity.Ka dia isaorako azy ireo eram-po , eran-tsaina izany ary hataoko :-*(l):-*(l):*(l):* daholo mihintsy.