MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS

1. xxx ( 02/03/2006 08:58)
mahagaga mihintsy inona ary no antony?:x
répondu par mimika le 26/08/2006 00:22
2. Fiffi ( 02/03/2006 09:57)
za aloha tsy miavona zany eh! asiako :) dia ampy :)
3. annie ( 02/03/2006 10:08)
za aloha tsy mba anisany e! aleo hiavona zay te hiavona fa tsy azontsika ho terena e!
4. Ralay ( 02/03/2006 10:13)
Iza avy moa no sipa eto @ serasera ao Paris miavona zany? Zah aloha mbola tsy nahita hatr@zao fa au contraire sarika be daholo ry zareo kou :lol:
5. naritsimba ( 02/03/2006 10:31)
tsy haiko indray ny momban'io fa zà mbola tsy tany Paris
6. zyplon ( 02/03/2006 10:31)
Ka mafy ady de ataony fa hangataka fanampiana any aminy na hahita ny fiainany
7. colar ( 02/03/2006 10:43)
ny henoko ndray alo de ny bandy no miavona e,fa ra za alo no tonga any de arabaiko daol zay hitako,tsy rarahako na GVT na inn fa samy aty andafy alo zao,tsisy nande tongotra nankaty,ny revy samy mahavita,ny vazo samy mahay,ny sipa samy.....?
8. fasaly ( 02/03/2006 11:32)
:roll::roll::roll: matetika mandeha eto io resaka gasy miavona paris io e!
fa de maninona lotsa hono:°)
sa efa lasa gasy vazaha ve????:wink::-w
9. ravakamalala ( 02/03/2006 12:00)
Miha ratsy dia miavonavona e!:-D
10. Ragadona ( 02/03/2006 12:46)
Fa misy sipa 1 zay oa ao tena hafa e, ka raha vao misy miteny hoe miavona ny sipa gasy ao Paris dia sarotra be ho ahy ny hino satria izy no hany ilay tokana mba fantatro ao ary tsy mahakasika ny faladiany akory ny fiavonavonana.
11. ravakamalala ( 02/03/2006 12:53)
dia tano ary ny azo fa sarotra ny mila, naha poinsa ngà ragadona?:wink:
12. xxx ( 02/03/2006 16:29)
raha manana sipa ilay sipa ao paris de miavoana tokoa fa sao lasanny hafa kosa ny sipany na indray raha mahita sipa manja noho izy de miavona isy fa mialona miavona izy fa sao ilay bandy eo anoloany mikoty azy nefa tsy tiny
13. vale ( 02/03/2006 21:15)
hum! miavona ny sipa gasy ao paris,:roll: tsy mba ny tenanay kosa aloha izany e, fa io aloha d tena fisainana tsy misy voka-tsoa satri efa samy aty lavitra aty ve d mbola mahita an'izay mifampiavona e:roll: tsy mahagaga koa fa na samy any mcar aza moa ny gasy mifampandinindinika ambony ambany ko:roll::roll::{
14. fijo ( 02/03/2006 21:24)
misy ny miavona ao,ary tsy ny sipa ihany fa ny olona ao mihintsy.fa misy ihany koa mba mahafinaritra ka
15. fasaly ( 03/03/2006 05:16)
ié:lol::-*
16. Fiffi ( 03/03/2006 05:34)
mbola ampiko :):):) fa tsy miavona zany aho aloha an!
17. kally ( 03/03/2006 11:22)
Mivoaha daholo ianareo ao Paris mba miaro tena manampy an'i Fiffi a!:wink:
18. fasaly ( 03/03/2006 15:48)
19. Ralay ( 03/03/2006 15:51)
Izay tsy mivoaka de miavona ôooooo :lol:
20. Veloo ( 03/03/2006 17:30)
tsssss za wa efa tany paris plus exactement tao cachan tena gaga be za8O8O8O za sariaka be inn njy zareo tsy mijery anao akory ny masony no ataony:roll::roll: tena miavona be ao kle
nalahelo be ny foko:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4624