MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS

81. Pinxy ( 31/05/2006 08:14)
:-D Nareo koa no marary (l) @ zany eo aleo hiavona lesy zalahy zay te hiavon a fa zay no hitany mety e8-)...Sady ny sipa vazah anie betsaka no tsy miavona e..
82. jimtex ( 23/08/2006 19:02)
:P:(nu tsara tsy mba miavona fa ny ratsy fona , ho antitra ihany nefa e
83. tywa68 ( 24/08/2006 14:44)
dia mazotoa zany ry Jimtex @ antitra sy masiso an hahaha ! ireny tsy miavona :-D
84. mimika ( 26/08/2006 00:22)
Za lou mahatsapa fa resaka complexe zany e!Tsy dia dia tena misy manja ngeh ry zareo le sipa any.(efa tany aho no niala mantsy fa tsy nilamina)Zany hoe tsy nanana an le zavatra mou de mi galere e!Zao za aty dago mahita ny hankaton ny vokatry ny tany e!^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2932