MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS

41. fasaly ( 06/03/2006 10:36)
diam: raha izany ny fandehany aky de ho sarotra ihany ny hifanena am zareo avy ao cachan zany a!
amiko rehefa mifanena tsy asiana olana rehefa sam tsotra de mifampiarahaba:°)
42. fasaly ( 06/03/2006 10:37)
bounez! marina be ky zany a!8):-*
43. andry08 ( 06/03/2006 15:06)
^:^^:^^:^
Andamba noho ny pollution misy eo an-toerana no mahatonga an'io e! Avelao re izy hivindavinda e!
Ny arahaba akory tsy vidiam-bola e!
44. diamondra27 ( 07/03/2006 13:30)
fasaly: ka ny olona hitako ao cachan oa zany miarahaba amiko zany fa tsy azoko le lazainareo oe: tsy miarahaba ry zareo. Sa sao de matahotra anah? :-D:-D:-D
45. fasaly ( 07/03/2006 15:20)
kou njy efa diam 9x3 de mamono lolo be kou:-D
46. vale ( 07/03/2006 17:17)
tena marina io tenenin'i bounezy io, fa ny malagasy wa tsy mahay miray hina, mahamenatr'olona fa mifampihinan'orona(se bouffe le nez) hozy ny vazaha izay, izay koa ny nitenenako oe toetra tsy ahitana voka-tsoa , jereo wa ireo vahiny rehetra sasany tonga aty ivelany aty fa miray hina, mifampiantso hoe "frère"na "soeur", na ny comorien aza raha mahita gasy eny an-dalana miantso hoe mon cousin na ma cousine, ka aiza ho aiza @ izany isika? fa marihako kosa fa TSY ny rehetra ary tsy betsaka izany koa aloha ny miavona e, asa za angamba no sendra tsy miavona matetika fa toa misy miarahaba sy mitsiky ihany nefa izay mifanena amiko, fa ho an'ireo izay mihavona dia mbola ho sendra cas hilaivany ny mpiray tanindrazana @ izy tsy hay2 anie ny fiainana ka ho tonga saina tsara:twisted:
47. vale ( 07/03/2006 17:19)
kally:

Mivoaha daholo ianareo ao Paris mba miaro tena manampy an'i Fiffi a!:wink:


wééé kally!=D zaho koa aloha dia ôhatra an'i Fiffi e!:-*:-*:-*
48. vale ( 07/03/2006 17:23)
diamondra27:

fanamarihana: cachan= region parisienne fa tsy paris:wink:

Alazako any @ Mr Legros doly 'nareo manaratsy ny sipan'ny cachan an!


diamondra: rehefa miresaka paris dia ny IDF iray manontolo izay fa io lazaindry io indray efa miditra @ resaka précision.
49. vale ( 07/03/2006 17:25)
bounezy: :lol::lol::lol:mampalahelo be koa le toe-tsaina, de maninona izao raha malagasy? @ izay indray koa milaza fa tsy mahay teny gasy:lol::lol::lol::-D angamba ratsy aminy ny teny gasy, nefa ny firenena hafa aza mitsiriritra antsika hoe manana teny nationaly!:lol::lol:;-)
50. diamondra27 ( 07/03/2006 19:43)
ok leisy le vale a!
:-*:-*:-*
51. Veloo ( 07/03/2006 21:09)
:roll::roll:
52. Ralay ( 13/03/2006 09:02)
diam> Njy zao hitako tany anaty metro de tsy nanao bizz ahy fa tsiky² fotsony :lol::lol:
53. Fiffi ( 13/03/2006 09:33)
mba menatra kosa izy eh! :-D:-D:-D
54. Veloo ( 13/03/2006 18:20)
tssssssss inn kosa no hamenatra azy ry fiffi a, zay manao bezoro fotsiny ?8O
55. Fiffi ( 13/03/2006 21:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
56. pisopiso ( 14/03/2006 13:43)
jerevo ndray ange ny zesta @ RNS io e!!
57. sipagasy ( 14/03/2006 19:34)
pisopiso inn le zesta??? izaho mpankany fona fa tsy mizesta ka izany ngamba ny tsy anantonandry zareo ahy izany hihih loool, mba manao antso avo ihany aho hoe izay mba mpankao @ serasera de mba manantona kely mba hifanatry tava fa ééééé kay moa izany mila mizesta rehefa any tssss dia ho voa mafy indray aho izany tahakan'ny t@ herintaona haheno ilay hoe "io ilay sipagasy ao @ serasera" nefa dia oul azo isaina @ ratsan-tanana ny nanantona ahy, ireny ny tena namana amiko fa raha le hizesta miala tsiny aho fa tsy haiko e!!!!!!!
58. Veloo ( 15/03/2006 01:54)
sipagasy a tena mampa be zany:(
59. fijo ( 17/03/2006 21:13)
momondra an,za nanao vokansy tao ,dia mifanena amindry zareo eo amin'ilay tsena kely eo akaiky eo fa tena tsssssss,izany hoe mifanena ao antohatra izany moa dray dray dray.
60. Fiffi ( 18/03/2006 08:55)
Veloo: fa mba vazi2 akia ny ahy fa mahagaga ahy izao fomba izao eh!
jerevo ndray ange ny zesta @ RNS io e!!
fa iza no mi-zesta ? mba mijereva tena aloha fa ianareo aza tsy sahy mananatona an'i sipagasy akory nefa sahy milaza fa namana daholo ny eto tsssssss !!!:evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.407