MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS

61. ronaldo09 ( 18/03/2006 10:53)
Fa sipa gasy ve no miavona ao Paris sa sipa vazaha fa tsindrio tsara a!Raha sipa gsy aloha no hiavona amiko dia reraka eo izy fa za tsy efa manana sipa Russe ary tsara lavitra noho ny sipa gasy ary efa aty an-dafy koa hataoko inona ny sipa gasy!!!!!!!!!!!
62. Fiffi ( 18/03/2006 12:01)
efa manana sipa Russe ary tsara lavitra noho ny sipa gasy ary efa aty an-dafy koa hataoko inona ny sipa gasy!!!!!!!!!!!
:evil::evil::evil: O! ry ronaldo ahhhhhh !!! nga moa nisy nanery anao haka sipa gasy :?::?: inona koa no hamakin'ny olona loha izay sipa russe-nao any sy ny hoe ary efa aty an-dafy :?: fa anga ianao irery no aty andafy :?: ny anay dia gasy ka manja na inon-kidona na inon-kitranga !!izay no mahagasy anay!!!! tsy manaratsy ny mpiray tanindrazana satria GASY NY TENA fa tsy hoe efa manana sipa russe dia hanaratsy ny sipa gasy!
63. Fiffi ( 18/03/2006 18:50)
sady @ zay tsy mahazo resaka akory nefa tsy misy idiran'ny sipa gasy tao :-D:-D:-D:-D
64. sipagasy ( 18/03/2006 19:37)
eny hoa akia ry Fiffi kouuu
65. Fiffi ( 19/03/2006 18:32)
sipagasy: ka ilay izy anie dia tsy hitan'lery akory ny tena resaka fa mamaly fatany fotsiny sady manaratsy ny gasy nefa izy gasy koa eh! io aloha tena halako mihintsy ireny gasy miseho ho azy inona ireny dia sahy mananmbany ny mpiray tanindrazana , fa angaha moa raha manana sipa russe izy dia lasa nivadika russe koa ?:-D:-D:-D
66. rapala ( 20/03/2006 17:00)
ay nareo eto koa mahatsapa izany hoe miavona ny gasy?

Ny ahy ilay tsy tiako rehefa mba tafahoana @ malagasy ao paris na france dia faly ery ny tena hoe hiresaka malagasy kinanjo tonga dia valiny frantsay eo ianao; azondry zareo ange ny tianao holazaina e, satria t@ teny gasy no nanomohana ilay resaka e! Izaho tsy hiresaka frantsay @ mihintsy, ataoko teny gasy foana ny ahy dia lasa fotsiny ry zareo.
67. Fiffi ( 20/03/2006 19:46)
rapala: fa hono wa ? raha miteny vaza ve dia midika hoe miavona aloha ? zah nefa eto paris fa tsy miavona zany mihintsy an! sady vao maika hataoko :):):)
68. rapala ( 21/03/2006 11:19)
Fiffi, tsy hoe miavona ange ianao raha miteny vazaha e! Ny tiako ho lazaina ange hoe mba manao effort miteny gasy na dia kely fotsiny aza e...Angamba tsy mitovy ilay hetaheta hoe hiteny malagasy amin'ny malagasy izany. Ny sasany izao fantatra mihintsy ny maha-malagasy azy, dia mba nanontaniana hoe" malagasy nareo o!" dia hoy ry zareo hoe "non, non" dia lasa!

Tsy hoe ny sipa kely rehetra eto france akory no miavona - zah manana namana betsaka mihintsy eto, hatrany amiens, toulouse, paris, nice Matetika zah mande france fa dia misy tokoa ny miavona.

Hita ange fiffi fa tsy miavona e, izay rehetra eto @ serasera namana daholo, sa ahoana?
69. Fiffi ( 21/03/2006 18:45)
Hita ange fiffi fa tsy miavona e, izay rehetra eto @ serasera namana daholo, sa ahoana?
angarihako eo ianao rapala vao taitra eo!:-D:-D:-D:-D:-D fa zao kosa aloha an! ny fiainana ry zareo dia fandalovana fotsiny an! dia aoka hanararaotra fa mampalahelo raha samy gasy mpiray tanindrazana dia mifampihavona eh! ozy ity hira ity hoe:
Tsarovy sy mba tadidio , malagasy anie ianao....dia hasio :):):):) eh!
70. chipie1 ( 21/03/2006 19:00)
tsy efa in 20 mahery ve ity sujet ity no nandé teto e
71. Fiffi ( 22/03/2006 05:35)
chipie: efa im-... tsy hay intsony saingy ny sasany tsy mamaky izay efa dinika ato dia mamerina foana:wink:
72. diamondra27 ( 22/03/2006 06:41)
fijo: de inon ny voandalana aloha e!
de mbola miavona foana ve ry 'zareo? Kiii
tsy haiko tsony e!
ronaldo09:mahitahita russe an!bokona be reny an! ao tsara mitsy, mba atoroy ny sekiré, bitsibitsio
73. diamondra27 ( 22/03/2006 06:45)
ralay: ka elah kosa ve leisy niaraka t@le joba tao anaty métro de ahoana ary zà no tsy hitsiky kely fotsiny fa sao de kobony eo klé:wink:

fiffi: zà hanampy anjy fa zà koa tsy miavona an! fa raha vao tsy mahalala limite kosa tonga de ohazako an!
74. rapala ( 22/03/2006 07:32)
go fiffi=D
75. chipie1 ( 22/03/2006 15:30)
de aminy manaraka ndray averina ity sujet ity an !:lol:
76. Fiffi ( 23/03/2006 06:22)
diam: tsy aharaka antsika wa ireo eh! :-D:-D:-*:-*:-*
77. diamondra27 ( 23/03/2006 06:46)
fiffi: ieuuu:-D:-*:-*:-*
zahay vonona foana na oviana na oviana e!
78. Fiffi ( 23/03/2006 17:43)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0058.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/K_JUMP%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/yaisse1.gif[/IMG]
79. ronaldo09 ( 29/03/2006 11:30)
Fiffi:

sady @ zay tsy mahazo resaka akory nefa tsy misy idiran'ny sipa gasy tao :-D:-D:-D:-D



:-o:-o:-o:-oTsy haiko iza amin-tsika sy ianao no tsy mahazo resaka .jereo tsara ny tableau fa izao no voasoratra :miavona ny sipa gasy eto Paris.
Gasy ka manja ,za tsy manda fa ny ao Paris efa malaza ratsy mihitsy ny gasy ao ary izay no nilazako hoe raha aty an-dafy ihany inona no iraharahana sipa gasy .Ny ahy dia tsapako fa manja ny gasy saingy tsy aty an-dafy fa any dago.Raha any dago aho dia sipa gasy ,raha aty an-dafy dia sipa vazaha.Mzava amino angamba izay!!!
80. Fiffi ( 03/04/2006 07:29)
efa aty an-dafy koa hataoko inona ny sipa gasy!!!!!!!!!!!
no comment !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858