MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS

21. fasaly ( 03/03/2006 18:42)
ntsoooooooo!:-* veloo raha mifanena amiko njy de tsy manzao anzao8O zà fa manao hoe:lol::P8):-*
22. Fiffi ( 04/03/2006 06:47)
cachan kosa aloha tena malaza ratsy @ fihavonavonana eh! tsy vao2 io!! asa maninona mihintsy ?
23. fasaly ( 04/03/2006 08:05)
fiffi aza mandalo any cachan tsony aza e! fa mba mandalova any ankafa njay:wink:
24. diamondra27 ( 04/03/2006 11:24)
fanamarihana: cachan= region parisienne fa tsy paris:wink:

Alazako any @ Mr Legros doly 'nareo manaratsy ny sipan'ny cachan an!
25. fasaly ( 04/03/2006 12:48)
k'é zany izy hoe logros:°)
26. Fiffi ( 04/03/2006 14:12)
diamondra an! fa tena marina io an! nisy fety zay tao Orly akia an dia ny ancien cachan no nanao azy fa ry zareo dia tsy miresaka raha tsy @ zareo hiany , ny olona mba tonga tao ivelany dia tafavela teo fotsiny!! tena marina io an! :(:(
27. fasaly ( 04/03/2006 14:55)
:evil::evil::evil::evil:
28. fijo ( 04/03/2006 19:26)
veloo an io ao cachan io dia marina ,ary indrindra ny sipa ao.mba nanao fanadihadiana aho tany,ka izao no tsapako,menatra ry zareo,dia tsy tiany mihintsy ny ahitana ny ao aminy.tsy fanaratsiana io,fa mba vokatry ny resadresaka nataoko tany
29. patrick2002 ( 04/03/2006 21:34)
Ilay toe-tsaina gasy kosa leitsy ,raha vao mitsiky sy miresaka ianao dia hangatahana service izay sy hitantarana fahoriana,aiza ny olona no tsy hiavona8)
30. patrick2002 ( 04/03/2006 21:42)
Ny ao cachan indray ,ny fahazoako azy izay gasy rehetra tonga ao paris tsy manana hivatanana ,izao dia tonga eny ,cachan na aragot mba mitady olona hampiantrano,dia aleo tonga dia mampiseho tandroka,izany no hataony gasy eny,izaho aloha tsy miavona eh!:),fa tsapako mihintsy io ,@ fiainana diaspora,na any dago aza eh!
raha vao miresaka kely ,sy sariaka ianao ,dia miafara @: mba afaka mapitrosa ve ,rehefa afaka 2 mois eo ny fifaneraserana:(
31. Veloo ( 05/03/2006 03:41)
diamondra a efa paris retsy zany a... na tao paris ko ary za tia nitovy a
fasaly a oh ok mianjy ny ahita anjy ao paris za zany :-D:-D
za tia mitsiky fona zany angamba no tsy itiavan-njy zareo ahy:-D:-D:-D
32. Ralay ( 05/03/2006 04:11)
Cachan aloha malaza fa tsy ny ao ihany fa Paris mintsy no malaza @ io nefa tsy izy rehetra koa aloha fa sarotra ny mi-generaliser e :lol:
I veloo zao toa miavona fa kely :lol:
33. Ralay ( 05/03/2006 04:13)
Hay mou tsy Cachan i veloo fa afangaroko koa ny US sy FR zany :-D:-D:lol:
34. Fiffi ( 05/03/2006 07:16)
Ralay: za aloha paris fa tsy miavona zany mihintsy aloha an! ny ahy dia vao maika tsikiko , herabako , ny fiainana efa sarotra be zao ve rangaha dia mbola hampiana fihanjonana hiany ? :(
35. fasaly ( 05/03/2006 08:14)
:P:-*:*
36. diamondra27 ( 05/03/2006 11:07)
ahan iza ary 'zany sipan'ny cachan miavona 'zany , nefa 'za mahalala be de be tsy misy miavona amiko ry zareo:wink: , tena marina io an! 'ze mahalala ahy anefa de miarahaba tsara doly, sao de 'nareo kosa ary no tsy mahay mi-aborder klé?
Fasaly: aza anihanianjy Badiry an!sady tsara fanahy kely izy no sariaka, à l'écoute...
Ny anarany ange no Legros fa izy tsy gros e!
Raha misy tsy mety de ataoko ny rapport 'zany mba hisian'ny fiovanjavatra, miara-miasa eto isika
37. fasaly ( 05/03/2006 11:13)
diam: ka aleou mifampihanihany toy izay mifandramatra:-D:-*:*
38. Veloo ( 05/03/2006 21:23)
diamondra a angaha mila fahaizana mi-aborder rehefa miarahaba? :roll: enao no jereny ambony ambany fotsiny..
ralay a za wa tsy mba miavona zany:wink:
39. diamondra27 ( 06/03/2006 07:07)
veloo: ie mila fahaizana io satria raha manao fijery mialona ve njy de hiarahaba anjy zà ?
Na koa oe raha mijery anah @ fitsikiana njy de tonga de mamaly za oe: manao ahoana "tompoko ô!"
Sa tsy izany!
De mila ianao koa nomanantona azy fa raha iandrasao oe: izy no manamtona anao de mifampiandry eo.
Raha samy miandry bus eo ve ohatra: de fantatra le olona fa gasy de samy mifampijerijery fotsiny, tsy misy bjr, de hafahafa ihany 'zany amiko ka!
'Za aloha be resaka ka na gasy na tsy gasy , refa eo akaikiko eo le olona de resahiko e!;( fa indraindray refa hitako fa tsy mamaly de hanaovako zavatra mampime de lasa mi-entamer conversation ho azy izy :-D:-D:-D:-D)
40. boubounezy ( 06/03/2006 08:44)
betsaka be kia ny sipa tsy milay manao anio toetra io na aiza na aiza fa tsy any pars iany akory fa erany zao totolo zao io a! itako nefa fa ratsy be zany toetra zany satry tsisy mavita tena. tsika tsy dé mahay miray hina no reo tavaratra reo na tsy mifankahazo aza fa samy bé zesta dôly hoe moi je suis2x nefa gasy mitovy @ tena iany no anaovana anizany toetra zany. za alou efa sendra gasy maro mintsy ka nilaza fa tsy gasy no tsy mahay teny gasy e! indrindra ny sipa!!!:lol:



fasaly:

:roll::roll::roll: matetika mandeha eto io resaka gasy miavona paris io e!
fa de maninona lotsa hono:°)
sa efa lasa gasy vazaha ve????:wink::-w




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2558