Veloma vetivety
1. Vahinala
(
02/02/2006 21:06)
Miarahaba ny namana rehetra eto am serasera, mba manoratra ity dinika iray ity aho satria nahafinaritra tokoa ny fiarahana teto hatramzay na d vao haingana aza aho no nahalala ity sehatra iray ity, tsapa tokoa fa maro ny namana tena tsy mahafoy ary tsy manary fa niara nizara ny hafaliana sy ny olana rehetra teto.
Hisaorako manokana ianareo izay nandray ahy ho namanareo tokoa ary nanana fahatokisana ahy ka dia mankasitraka ny rehetra.
Tsy hanao veloma akory fa kosa hametraka ny mandrapihaona atoato satria hitody doha hiverina hody any antanindrazana ka mety tsy afaka mandalo matetika firy toy ny hatramizay intsony nefa koa tsy hanadino fa mandalo rehefa misy fotoana.
Mankahery ireo namana rehetra izay mbola tavela aty ivelany mba ho tody soa amin'izay rehetra atao, ary manantena koa fa hanana fotoana ahafahana mihaona amin'ireo namana izay any antànana.
Hatramin'ny asabotsy izao aho no afaka mitafa amin'ny rehetra eto ka dia mangata-tsodrano aminareo re fa zava-dehibe tokoa izany ho antsika Malagasy ary dia mirary serasera milay hatrany foana ho antsika mianakavy e !
Mahereza daholo:-*:-*:-*:-*
Vahinala
NB: Tena izy ny ahy ity fa tsy test ohatra ny an'i dadabe an !:wink:

répondu par nani le 12/02/2006 17:15
2. Vahinala
(
02/02/2006 21:15)
Latsa-dranomaso kely mihitsy aho nanoratra le izy fa tena za mantsy tsy mba tia anle fanaovana fisarahana toy izao nefa "lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra" ka dia Andriamanitra anie hitahy antsika tsirairay avy.
4. lapino
(
02/02/2006 22:30)
Dia mahereza koa Vahinala ho tody amin'izay irina, etsetra ... Bref, mirary soa e!
Mandra-pihaona izany! (+ kopakopaka mosara kely :wink:)
:-*:-*
Mandra-pihaona izany! (+ kopakopaka mosara kely :wink:)
:-*:-*
5. Lejim
(
03/02/2006 01:14)
Veloma mandra-pihaona vahinala. Misy sujet napetrako izay teto, fa saingy hoe niafina zah, dia xx ihany no niseho teo, nefa novalianao tsara mihitsy ilay izy. "manadino" no titre-n'ilay lohahevitrs. Dia izao zah vao miseho masoandro. Misaotra betsaka an'ireo toro-hevitrao, fa nankahery ahy ihany izy ireo na dia tsy tena afaka nanadino azy tanteraka aza aho.
Merci bcp e
Merci bcp e
6. ari.malala
(
03/02/2006 04:01)
Dia mirary an'i Vahinala ho tody soa aty an-tanindrazana e! Tsy ho azon-tsampona aky ny dia a! Dia manantena hifampitafa eto ihany rehefa afaka :) Dia hihaona soa @ havana amantsakaiza rehetra e! :)
7. pika
(
03/02/2006 04:24)
dia ahazo izay irina sy ho tafita @ ambony indrindra vahinala dia ho tody soa eto antanindrazana
veloma veti2 zany fa aza tomany :-*
veloma veti2 zany fa aza tomany :-*
8. Ralay
(
03/02/2006 04:49)
Efa azo izany izay nirina ry vahinala a sady efa tonga ilay fotoana fa dia efa any manao rattrapage @ zay @ilay resakatsika ray iny :-D. Vazivazy ny ahy reo fa dia faly nitafa sy nidinika taminjy tokoa ary mirary koa ny mbola hitafàna na dia tsy matetika intsony aza voir ny hihaonana any an-tanindrazana.Tongava soa njy dia aza manadino e snif sif.Ametraho contact ihany sao dia mba hoa any aho rehefa hatrizay :lol::*
10. Fiffi
(
03/02/2006 05:20)
Vahinala: Foy dia foy ny nifampitafihana t@ ndry nefa navesa-danja tokoa , eny na dia vao2 tahak'andry koa aza aho eto , isaorako andry ary tongava soa e! dia ho ho tojo @ fianarana sy izay hirian-dry koa. :-*:-*:-*:-*:-*
11. dadabe
(
03/02/2006 05:36)
vahinala >:-w:-w mbola namely faraparany an'i dadabe manko i toi a :-$ manja e
:(:(:(:(snif snif dia mampamangy any @ jentilisa -mamzelkely-arimalala-sasa-naritsimba -sns ireo namana mavitrika any dago e , tena namana milay ianao e:(:(:(:(:(:(
:(:(:(:(snif snif dia mampamangy any @ jentilisa -mamzelkely-arimalala-sasa-naritsimba -sns ireo namana mavitrika any dago e , tena namana milay ianao e:(:(:(:(:(:(
12. Fanja1
(
03/02/2006 05:44)
Vahinala, dia tsara tsodrano akia, de tsy manadino ny niarahana na dia kely ny fotoana aza, tena nahafinaritra ny fiarahana... dia tafita soa koa akia, de veloma @ namana sy tapaka rehetra any an! tsy manadino:-*
13. fasaly
(
03/02/2006 05:57)
:cry::cry:: vahinàla tena malahelo be tokoa aky zay kou! hafa ihany ny efa nifankazàtra teto anefa ny andry koa zava-dehibe ny fodiana antanindrazana de mirary andry ho tsara miverina de mboma manantena ny hahita anjy eto ihany aky a! nahafinaritra ny sersera tamindriko aky a! aza hadino zay an!
15. maelys
(
03/02/2006 06:24)
tongava soa ndray ary aty aminay e ! mainaritra vahinala fa mahay mampe be !!!
mirary soa indrindra !:D
mirary soa indrindra !:D
17. mamzelkely
(
03/02/2006 06:31)
za ts hanao veloma fa mandrapihaona aty dago ky aaaaaaaaaaa zany aa de tongava soa aty amitsika de enga anie tsika mba afaka hihaona sa aôna kyy:wink::-*:-*:-*
18. diamondra27
(
03/02/2006 06:44)
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
sarotra ny fisarahana na namana izany na olontiana, mampitomany foana, fa de misaotra t@dinika e!
De enga anie ka ho tonga soa antanindrazana ianao ary afaka mizara ny experience hitanao taty sy milaza zavabaovaorehetra mafinaritra...
Ary farany, dia ny Tompo anie homba anao mandrakariva sy hitahy anao @izay ataonao.
De aza malahelo fa refa tonga any njy de hanadino anay fa hahita ny namana sy ny fianakams sns.
De mirotsaha ho candidat PRESIDENT fa anisany hifidy anao za manokana.
EO ALOHA HITSIKY FARANY:-D:-D:-D:-D:-D
DE :-*:-*:-*:-*:- @ takolaka anankiroa