Veloma vetivety

41. fasaly ( 03/02/2006 16:34)
kaykay kay! vahinàla aza adino ny string fa mbola hanaovana defilé am rams raha vao tonga any kanou!
42. Vahinala ( 03/02/2006 16:48)
fasaly > Ka efa hoe zany asisika ao anaty poketra zany aky ko, amzay koa mora avoaka rehefa tonga fa tsy mbola handeha hisava sakosy ndray !:wink::-D:-D:-D
43. ravakamalala ( 03/02/2006 16:54)
vahinala > aza ilaozana ela be izay fa ohatran ny tsy mety ny dinika raha tsy eo indry!:wink:
44. fasaly ( 03/02/2006 16:58)
ravaka: f'ita wa ! zà kalou mankafy an'i vahinàla e!:wink:
45. nani ( 03/02/2006 18:00)
kikou njiko
mba midira rim ao aminn karajia klou ra hitanjiko ty an ! Andrasako ao njiko
bizzzzz
46. vale ( 03/02/2006 18:47)
...:( aza elabe eee:-*:-*:-*
47. Vahinala ( 03/02/2006 19:10)
ravakamalala fasaly vale > Ok aky an, hendre tsara mandra-piveriko an ! hihihihihi:wink::wink:

nani > Apetrao amzay io phone io klou fa ela be kan !:-D:-D:-D
48. Mifenty ( 03/02/2006 19:27)
vahinala

tripler o na kadiripîléo le sitiringy ra zany kle :-D:-D:-D
49. Vahinala ( 03/02/2006 19:54)
Mifenty > Sady za tsy lanjaina fa ny entana ihany ! hiihihihihii:*:*:*:*
50. watafon ( 04/02/2006 08:20)
vale, k tonga namana kosa v za d tsy ho faly e!:-*:-*:-*
51. Vahinala ( 04/02/2006 10:26)
Zay vao tena mametraka ny mandrapihaona amin'ny rehetra, rehefa any Mada ndray i Vahinala mihaona eto isika, ba mamy be daholo ho an'izay tia e !:-*:-*:-*:-*:-*:-*
52. fasaly ( 04/02/2006 11:13)
tena lasa tooukou an! sambatsa injy hody any madà:wink:
na izany aza tena:cry::snif::-*:*
bon voyage aky vahinàla a! de omeo signe kely rehefa tonga any an!
53. zandrikely ( 04/02/2006 17:28)
soavadia eeeee , marina zany vahinala a , any @ tanana any miaona e , aza adino fa ny namana dia any @ tanana aza miarahaba ny gasy namana daholo , mazotoa e
54. Veloo ( 05/02/2006 00:24)
bon voyage nareo zay mijanona e:-*:-D:-D:-D
55. fasaly ( 05/02/2006 06:59)
tu me mank à mourir vahinàla, azy injy?????(l)
56. dadabe ( 05/02/2006 14:10)
kiiii efa nanidina izay izy le , aza hitako ka efa mitsoda be miraka amin'i lery :-D:-D
57. fasaly ( 05/02/2006 17:09)
:-w
58. vale ( 05/02/2006 21:12)
dadabe:hihihihih:-D:-D
59. Veloo ( 05/02/2006 21:47)
:roll:
60. fasaly ( 06/02/2006 15:35)
tena mbola tsy nitranga vahinala fa mbola masaka be ny fihaonanan any amin'ny tanàna an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8122