Veloma vetivety
62. Angolaina
(
07/02/2006 05:01)
Vahinala:
Miarahaba ny namana rehetra eto am serasera, mba manoratra ity dinika iray ity aho satria nahafinaritra tokoa ny fiarahana teto hatramzay na d vao haingana aza aho no nahalala ity sehatra iray ity, tsapa tokoa fa maro ny namana tena tsy mahafoy ary tsy manary fa niara nizara ny hafaliana sy ny olana rehetra teto.
Hisaorako manokana ianareo izay nandray ahy ho namanareo tokoa ary nanana fahatokisana ahy ka dia mankasitraka ny rehetra.
Tsy hanao veloma akory fa kosa hametraka ny mandrapihaona atoato satria hitody doha hiverina hody any antanindrazana ka mety tsy afaka mandalo matetika firy toy ny hatramizay intsony nefa koa tsy hanadino fa mandalo rehefa misy fotoana.
Mankahery ireo namana rehetra izay mbola tavela aty ivelany mba ho tody soa amin'izay rehetra atao, ary manantena koa fa hanana fotoana ahafahana mihaona amin'ireo namana izay any antànana.
Hatramin'ny asabotsy izao aho no afaka mitafa amin'ny rehetra eto ka dia mangata-tsodrano aminareo re fa zava-dehibe tokoa izany ho antsika Malagasy ary dia mirary serasera milay hatrany foana ho antsika mianakavy e !
Mahereza daholo:-*:-*:-*:-*
Vahinala
NB: Tena izy ny ahy ity fa tsy test ohatra ny an'i dadabe an !:wink:
De faly ny hahita anjy aty antanindrazana indray zany zahay aty e! aza matahotra fa tsy misy fiovana izao fifandraisana izao sady ho hitanjy fa tena mahafinaritra koa ange ny namana rehetra aty e
65. ravatorano
(
07/02/2006 07:05)
raha azoko tsara izany defa aty izy zao fa d andrasana izay hiverenany eto indray eh
tonga soa vahinala:D:D:D:-*
tonga soa vahinala:D:D:D:-*
68. watafon
(
08/02/2006 07:11)
fasaly, aok'izay fa efa hiverina nge izy e!! manjary mamindra le alahelo !:cry:
69. fasaly
(
08/02/2006 14:03)
watafon, poika izy tsy verina tsony, nody definitive izy kanou! tena malahelo be azy aho:cry:
72. kala
(
08/02/2006 14:29)
zà aloha malahelo an'i vahinala fa manantena ny mbola hifanerasera aminy foana.
dadabe> tôda kely aloha :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
dadabe> tôda kely aloha :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
73. dadabe
(
08/02/2006 14:31)
ouii man cherie kala :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:* de aza atao mafy sao dia henon'i vahinala any dago :*:*:*:*:*:*:*:*:*
74. fasaly
(
08/02/2006 14:43)
kay kay kayt kay! lazan'ni bedada lasa aty anefa i ti-tan ary am atsika ary mila an'i bedada, hay izyato tena mbola mitsoda be kou, hay i kala lay ti-tan ti-tan tao an!:-D:-D:-D
76. Samoana
(
09/02/2006 12:09)
Ravatorano/ Mba jereo any Ivato any razoky sao nilan-drizalà vaniny t@ string tsy omby vôlizy any ny namantsika ?!:D
77. fasaly
(
09/02/2006 14:38)
:-D:-D:-Dtsy lmi passer scan ve lay string de maneno??????? mba jereo tokou hoe ry zoky be zay vahinàla tsika zay fa tokony ho efa eo mintsy izy zao, fa ny string kou ny azy no sakelehina sy nameno pasoy mahintsy hono:-D
79. nani
(
09/02/2006 16:21)
Vahinala oooo !! hummm mahana fana ni ao A... ao de tsy hita njiko an !!! zay menakavy ato efa malaelo anjiko doly !! mba aoka klou zay ni an lery fa mba tsidiho njai serasera
bizzzzzz miforetaka nji !!!:*
bizzzzzz miforetaka nji !!!:*
80. fasaly
(
09/02/2006 16:29)
watafom: ka tsy hainao ngah reny string feno hainkokaingony reny ka tsy hay tsony na vy na volamena na diamand lay haingony tao fa de nirongo hono izy lasa any zay kanou:-D
nani marina zany tena efa malahelo beuhhhhhhh!
fa angamba kosa lanin'ny leiry manta tao kosa e!
aiza ve de mbola tsy miala any fona kosa:°)
nani marina zany tena efa malahelo beuhhhhhhh!
fa angamba kosa lanin'ny leiry manta tao kosa e!
aiza ve de mbola tsy miala any fona kosa:°)