Veloma vetivety
21. majakely
(
03/02/2006 07:52)
vahinala ,,,velomee,,de aza manadino..manorata annnn!!!!!!!wayy ôô na zah kou mba nitomany kely namaky an'le hafatra njy ,,,tsss...hihi
22. rurik
(
03/02/2006 07:58)
vahinala dia misaotra betsaka t@fifandraisana fa tena nahafinaritra eny fa na dia handeha aza ianao dia hitohy atrany fifandraisana , dia mirary ny soa rehetra ho anao dia togava soa manohina ny fo tokoa raha namaky ny tery ambony aho nefa fihainana zany e mifankahita eto fona tsiky dia ampy aky an kisssssssssssssss:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*TONGAVA SOA
23. Mifenty
(
03/02/2006 08:17)
:*:*:*:*:*:-*:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*:*:*:*:*

tongava soa Vahinala a.
:*:*:*:*:*:-*:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*:*:*:*:*
Tena iniako atao otranzao mitsy io a.

24. vivi
(
03/02/2006 08:42)
tena misaotra betsaka akia fa mahatsiaro ny havana amantsakaiza akia a!, veloma akia , ary enga anie ahita soa any antanindrazana any , ary mivavaha mafy , aza adino ny fivavahana, e, mbanga ndray zany ny mpanome ny hevitra et , veloma mandrampiahona! bisous
25. nani
(
03/02/2006 08:49)
:*vahinala an !!!
Bizzzzzzzzzzzzzzz manitsa beuuu mintsy njiko an !
De mirary soa hatrany za , de mba ni hitohizan fifandraisantsika na alavitra ary njiko !!
DE hihihi de refa ilay tonga fali beuu iny njiko de tsarovy aminizay za ! HIHI DE veloma any aminilay fofombadiko :wink:
:* :* :*

27. Angie
(
03/02/2006 10:10)
Ciao akia vahinala dia tongava soa any antanindrazana, dia mirary soa @ izay hatao rehetra
Zahay eto foana fa tsy miova adresy e :-*
Zahay eto foana fa tsy miova adresy e :-*
28. mirana5
(
03/02/2006 10:21)
Dia tongava soa any an tani-drazana, mampamangy ny havana aman-tsakaiza, oroy ny tanindrazana avy aminay mbola hitody doha toa Anao:-*:-*:-*=((=((=((^:^^:^^:^
29. ndrena
(
03/02/2006 11:27)
Dia efa aty akaikinay indray izany ny tenanao fa ny soratrao sy ny hevitrao kosa miely erak'izao tontolo izao.Tongava soa e
30. Samoana
(
03/02/2006 13:32)
Mirary soa hatrany ho anao mpikolokolo ny fihavanana .
Mahafaly ny fo tokoa izao fahendrena Malagasy atolotrao anay namana izao fa dia tongava @ izay iriana sy hampiadana e !
Aza malahelo fa na tsy afaka mitselika loatra eto @ virtoely eto aza be ny namana any Dago efa miseho vatana afaka miserasera sy midinika aminao eny foana ô !

31. vale
(
03/02/2006 13:34)
vahinala: indry moa nangata-tso-drano? mbola tanora ihany koa ny tenanay raha hanao izany nefa moa dia mirary andry ho tonga soaman-tsara any an-tanindrazana dia miandry ny fiverenana indray izany, fa atao ahoana moa na dia banga iray indray ny mpandray anjara mavitrika eto @ ity sehatry ny dinika ity, ny fiainana daholo no mametra izany ka dia tongava soa e!:-*:-*:-*(l)
34. Vahinala
(
03/02/2006 15:03)
Misaotra betsaka anareo rehetra fa tena mahafinaritra tokoa, tena namana tsy mahafoy marina ianareo ka mahababo fo ny mamoaka ny zavatra rehetra ataonareo, fa aza adino an, i Vahinala hoa tsy manao "adieu" an ! Hihihiihiiihi
Enga anie hitohy milay be foana ny fifandraisana d mirary soa ny rehetra mihitsy koa aho.
Mbola milaza eo ihany rehefa tena alohan'ny hiainga e ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo
Enga anie hitohy milay be foana ny fifandraisana d mirary soa ny rehetra mihitsy koa aho.
Mbola milaza eo ihany rehefa tena alohan'ny hiainga e ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo
35. sipagasy
(
03/02/2006 15:11)
bizz vahinala dia mba hanana fotoa ahihaona @ namana milay any an-tanàna any anie akia injiko annn
38. Vahinala
(
03/02/2006 16:16)
sipagasy > Messi aky d kiss njy an !
fasaly > Anga tsy loza fa ny ana aza ato voatery hanalana knou, ny sitiringy sy ny tariny efa asisika anaty poketra sisa !:-D:-D:-D:-D
fasaly > Anga tsy loza fa ny ana aza ato voatery hanalana knou, ny sitiringy sy ny tariny efa asisika anaty poketra sisa !:-D:-D:-D:-D
40. Vahinala
(
03/02/2006 16:24)
Lejim:
Veloma mandra-pihaona vahinala. Misy sujet napetrako izay teto, fa saingy hoe niafina zah, dia xx ihany no niseho teo, nefa novalianao tsara mihitsy ilay izy. "manadino" no titre-n'ilay lohahevitrs. Dia izao zah vao miseho masoandro. Misaotra betsaka an'ireo toro-hevitrao, fa nankahery ahy ihany izy ireo na dia tsy tena afaka nanadino azy tanteraka aza aho.
Merci bcp e
Tsy misy fisaorana fa faly aho rehefa nanampy anao ny toro-hevitro dia mahereza foana.