VEHIVAVY IDEALY

1. diamondra27 ( 18/01/2006 13:14)
mba te- ho anisan'ny vhv idealy ny tenako kanefa tsy de haiko loatra hoe: inona marina moa no tadiavin'ny lhl @ le oe vhv idealy ho azy?
répondu par fasaly le 06/02/2006 14:15
2. Vahinala ( 18/01/2006 13:22)
Tsy misy olombelona tonga lafatra zany eto ambony tany na lahy io na vavy fa samy manana ny défaut any sy ny kilemany daholo ny tsirairay. Ka ho sasapoana izay hoe hiandry olona "idealy" ohatra vao hanambady, ny fitiavana ihany no mitondra an'io fa rehefa tia dia mahay mifanaiky amin'ny kilemany avy.

Oupsss sa moa ny lhl no tena anontaniana eto ? :-w:-w
3. mamzelkely ( 18/01/2006 13:56)
za ko hamaly na de ho an lhl: io ts misy norme zany fa io asakasaky ny gout an tsi11 mety ao ny tia botabota, ao mety ho tia mahja kely ts haiko ee samy manana ny gout sa aôna ry zalah:°)
4. kally ( 18/01/2006 15:31)
Samy manana ny idealiny ny olona ka ilay idealin'iza no mba tena tian'i Diamondra ho tratrarina?
5. fasaly ( 18/01/2006 16:15)
lay tena idéaly zany e!:wink:
kanefa inona tokou mou!???
misy ny lehilahy ny vehivavy mahay mahandro mikarakara tokantrano ny idéaly! misy ny manapahaizana, misy ny tsara tarehy sy bika fotsiny amazao, misy ny resaka sexe fotsiny ohatra, ka iza no tena mba idéaly tian'i diamondra hidirana????
6. diamondra27 ( 18/01/2006 17:02)
ndry koa ry vahinala an! tsy misy hoe ho an'lhl ihany ty kestion ity e!
7. diamondra27 ( 18/01/2006 17:03)
tena bonne kestion ny an'i kally ?
Andraso aloha za :-w:-w:-w:-w:-w
8. diamondra27 ( 18/01/2006 17:04)
fasaly: tena mbola lavitra ezaka be za koa, tsy misy anakiroa @ireo akory ny ananako
9. kally ( 18/01/2006 17:51)
Izao ary ry Diamondra a!omena sopapa indry?

Zavatra telo farafaharatsiny no tokony hampiavaka ny vehivavy hono!

1° Eny an-dalana izy tokony ho andriam-bavy : tsara fiakanjo, tsara famindra, mampiherika ny olona ary mendri-kaja.

2°Raha ao an-trano izy ho mpanjakan'ny lakozia : mahay mahandro.

3° Ary any am-pandriana hono ho toy ny "mpivaro-tena".
10. Vahinala ( 18/01/2006 18:59)
diamondra27 > Hihihihihi eny ary e, andraso aloha za hieritreritra kely ndray hoe inn ary aloha fa amiko aloha mety tsy hisy zany idealy zany e ! Ny ahy ny kofako refa hanontaniana hoe inn no tena hitiavanao ahy dia ozy hoe tsisy hoe inn fa enao manontolo mihits no tiako d tiako daholo izay aminao, ka tsy haiko tsara hoe za maninona !!!
11. diamondra27 ( 18/01/2006 19:39)
kally: zay tokoa kay ka! de refa mananjanaka de ahoana indray ny fisehoany avy eo?
12. fijo ( 18/01/2006 20:12)
sarotra izany didi an,omeko ohatra indry.ny lehilahy vazaha dia tia olona mahia kely.
tany mada nefa aho,mba nandeha nadihy niaraka tamin'ny ankizy,dia nisy sipa iray izay nampalahelo,fa izy hono tsy misy mpijery mihintsy,satria mahia ka tsy tian'ny bandy.
ka aiza le idealy izany?
13. Herimiafina ( 19/01/2006 11:34)
Misy mihintsy ny Idealy kah, fiononanabe fotsiny ny antony hitenenana hoe tsy misy ny parfaite. Refa tiana de lasa parfaite ho azy e, hehehehe:-D:-D
14. fasaly ( 19/01/2006 11:42)
zay tiana no mibombo tarehy ve! de otsanizay kou le idéaly, marina zany.....:wink: ny ahy zay tiko ihany kou no idélaiko e!
15. Herimiafina ( 19/01/2006 12:23)
Izay mihintsy, i fasaly izao no tena idealy, hehehe:-D
16. cutie ( 19/01/2006 13:05)
diamondra27 [ Valio ] 18-01-2006 17:14:31
Lohateny : VEHIVAVY IDEALY
mba te- ho anisan'ny vhv idealy ny tenako kanefa tsy de haiko loatra hoe: inona marina moa no tadiavin'ny lhl @ le oe vhv idealy ho azy?

mijanona @ mahandry an-jy fa zay ny idealy. 8)
17. Vahinala ( 19/01/2006 13:30)
cutie > Tena marina ny andry, tsy misy ohatry ny d'origine ihany e ! :wink:
18. fasaly ( 19/01/2006 13:52)
hery: merci an ! na tsy de lafatsa aza....:D

cutie zay mintsy aky a! mijanona ny maha anao anao fa tsy handeha haka tahaka ny hafa ...:x

vahinala: d'or be zany an!:wink:
19. Herimiafina ( 19/01/2006 13:55)
Ka i Diamondr anie Diamondra foan fa tsy hety avadika ho dadabe mihintsy na ho herimiafina e! hehehehe=))
20. fasaly ( 19/01/2006 14:54)
diamondra zany ange diamand e! ka efa kalité idealy be sady lafo vidy be ny diamondra kou! inona ndray no tadiavina miotra i diamondra :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7351