VEHIVAVY IDEALY
42. Herimiafina
(
22/01/2006 02:22)
Raha misy manotany anao manao hoe iza no vehivavy idealy fantatrao de izao no tokony havalinao: "izaho ihany klou no fantatro hatramin'izao".
Inn konkou no hiraharahiana izay idealin'olona any klé,enao enao de efa idealy daholo.
Perta be enao raha ny tenanao aza tsy omenao hasiny. Ary de miala tsiny fa tsy akaman'i Herimiafina enao raha manao toa izay, satria hoy i nedala hoe: fomba ahoana moa no hitiavanao ahy, ny tenanao aza toa tsy de tinao loatra. hehehehehe=))=))

43. diamondra27
(
22/01/2006 11:58)
de raha ohatra indray zany ka hoe: za lhl de le sipako no manontany ahy hoe: inona kay ny vhv idealy aminao de ahoana ny HAvaliko azy ?
44. Vahinala
(
22/01/2006 12:09)
diamondra > D hozy ndry hoe vehivavy mitazona ny maha izy azy no idealy amiko.
45. Herimiafina
(
22/01/2006 16:54)
Raha fantany ny maha-izy azy de marina izay. Betsaka mantsy ny olona no tsy mahalala izay tokony "maha-izy azy" azy ka tsy manankatao afatsy ny manao fanoharana amin'ny fiainan'olona any ivelany dia mitsiriritra.
Betsaka ny olona no manana complexe d'infériorité, milaza tia olonkafa nefa ny tenany aza tsy hainy ny mitia azy.
Betsaka koa ny mi-forcer ireo izay miaraka aminy hanova toetra na fomba fiakanjo, sns, tsy afampo amin'ny zava-misy, mahazo mipitsika any izy.
Fomba ahoana moa no ahafahana mitia ny hafa nefa ny tena aza tsy hay ny mitia azy! hehehehehe:-D:-D

46. Vahinala
(
22/01/2006 21:04)
Herimiafina > Za ndray aloha d tsy mba azon'ny lehilahy atao an'izany e, ka hoe asaina manao toy izao na toy iry, io no nahitanao ahy tamintsika vao niaraka matoa ianao niditra d nety taminao zany ka aza mihevitra ny hanova zavatra velively fa i Vahinala d zao ihany ary d zao foana ! Za mantsy ohatra vehivavy "naturelle" be, tsy mba tia miosotra maquillage be sns zany fa asiana manjelanjelatra ny molotra d mety,za koa presque en tenu sport na décontracté foana, betsaka ny lehilahy tsy tia an'izany satria mila le vhv mipaozipaozy be manao talon, mini jupes sns reny izy,am voalohany mody tsy miteny fa rehefa miaraka elaela amzay vao hoe manaova an'izao ianao fa dia nofy raha za atao izany e, rehefa tsy tia ahy amin'izao maha za anza zao dia dégage !
47. kala
(
23/01/2006 12:22)
Resa-dehilahy isisiham-behivavy izy ity an!
herimiafina > Tsy mampiditra resaka Andriamanitra aloha zà (nefa misy kely ihany:roll:) fa tsara ary idealy aby ny tsirairay. Tsy mila miezaka mitady ny idealin'ol fa ny hahatsara anao atao de poen setou.
vahaniala > mitady hitovy tsika sy njy. Zà aloha de tsy mila ze makiazy sy ny sns any fa prôtezy levra de ao.
Rehefa te-hitady sipa mipaozy hafa any izy:o Mahazo mitady.
Zà aloha de manontany foana we in no vehivavy idealy àreo lelahy ê! Tsotra no navaliny f'ataoko @ teny farantsay daholo fa tsy haiko ny dikany : naturelle et spontanée:lol::lol::lol::lol:Reveko zany dada wa. Tsy mila fihetsiketsehana be te-hotiavina fa @'izao...::*:*:*:*:* ary wa.
Tsy miasa saina be @ ze idealy fa idealiny foana rehefa hitany ao ny toetra mahasamihafa anao @ hafa eny na défaut tsy anana'ol firy aza de ampy.
Raha tsy hita tsony pissoa de misy mangala'piso ao ô:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

49. Herimiafina
(
23/01/2006 18:05)
Vahinala sy kala an! Tena mitovy aminareo roa mahintsiny koa ry reto izaho an, raha lehilahy toa izany klou de mahazo mipitsika any izy e! hehehe=))=))
50. Vahinala
(
23/01/2006 20:00)
Fa Herimiafina ty aloha lehilahy sa vehivavy e sa niova taranja ! :-D:-D:-D:-D
52. kala
(
24/01/2006 04:58)
za kou efa saika hisiska hanontany we toa hafahafa :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. Herimiafina
(
24/01/2006 05:29)
Inona no tianareo de izay zah, zah mantsy efa nianatra ny ho passe partout e! hehehehehe=))=))=))=))
54. Vahinala
(
24/01/2006 08:45)
Herimiafina > Tena misy tsy mazava ny momba anao ty ka, mba marina moa a ! herimiafina marina kle :-D:-D:-D:-D:-D
55. Herytae
(
24/01/2006 09:16)
Samy manana ny idealiny ny tsirairay e! ny idealinao tsy idealiko!! zay! fa marina le hoe ny maha ianao anao tazonina de zay! okay!! hafatra farany: "aza manome fanafintoinana ny hafa fotsiny", zany an!!
59. Vahinala
(
24/01/2006 21:16)
diamondra : say lhl idealy aky izy no vhv idealy satria pass partou an ! :-D:-D:-D
60. Herimiafina
(
24/01/2006 21:18)
Ireny le karetsaka mihidy avy any anatiny ireny azoko vahana daholo, hehehehe:-D:-D=))=))