VEHIVAVY IDEALY

81. patrick2002 ( 30/01/2006 01:31)
Ny vehivavy idealy ,diamondra dia tsy misy valiny ah!sahala @ hoe Inona ny atao hoe fahasambarana,
NY any lazaiko anao dia ,tsy mety ny miteny hoe izaho no tena idealy,tsy te handray ,na hanova fietsika,intsony ianao raha izay no ataonao,fa ny sopapa homeko anao vao mifoha eo am-pandriana ianao dia mametra fanontaniana,hoe inona no ataoko aha IDEALY AHY,ARY MIALOHA NY HATORY DIA MAMETRA FANONTANIANA HOE INONA NY TSY NETY T@ FIAINAKO ANDROANY TSY NAHA IDEALY AHY.
andramo fa ho bonne be ny fiainany toi:D:D:D
82. diamondra27 ( 30/01/2006 04:20)
patrick 2002: ie tena nety le izy , de mbola mianatra aho zao fa un coup sur deux ihany le izy no vitako klé
83. fijo ( 01/02/2006 20:26)
bedada ka nareo toa mifampitandrina ko
84. bolida ( 02/02/2006 04:52)
ato @ resadehilahy za, fa otrany resabehivavy le rehetra novakiko teo.hihiii

za ko lo de nametraka fanontaniana otra\'izany fa gaga be za nahita le teo aloha hoe, sipa tsotsotra fa asain\'ny bandy mipozy, nefa ny mifanohitra amin\'izay no tena hitako betsaka, oh hoe rehefa mikoty le bandy de sipa milay , mipozy sy manao osotrositra no kotiny, de rehefa tena miaraka de asaina miova le sipa, tsy manao minizipo, tsy mipozy, fa naturel, fa manjary manintona ny hafa ony.

ka zay le hoe tsy hita tsony izy ty ko, samy manana ny idealiny ihany marina mgaba :-w:-w:-w:-w
85. fijo ( 02/02/2006 21:15)
izay indrindra.samy manana ny azy io
86. Herytae ( 06/02/2006 08:17)
fijo>! zahao de andramo e....
ny ahy ndray nefa asaiko mihaingo fôna!! hihihi
87. diamondra27 ( 06/02/2006 11:30)
bolida: tena misy nge ny kof miaraka mividy sy mifidy kata @ le joba e! de le nofanofa reny le akanjo fa tsy mba le manaradamody, tena tsssss, soit disant hoe: jeren'olona enao na oe kotin'ny hafa
88. dadabe ( 06/02/2006 13:26)
:?::?::?:
89. fasaly ( 06/02/2006 14:15)
ny tsy misy mifamepetra ihany wa no tsara e! avela miaina sy miakanjo am tiany sy fahalalahany lay sipa na lay bandy fa rehefa mba tsy manendrika azy kosa de tenenina hoe tena tsy mety aminao lay izy fa lay mameêtra io tsa voako mahintsy:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.169