VEHIVAVY IDEALY

61. jennifer2 ( 24/01/2006 23:15)
:lol:, HM a! PD anie zany pasiparitoa zany e! sady lahy no vavy!8O
62. kala ( 25/01/2006 04:50)
:oops::oops::oops:HM ange zany azo alavaina we homosexuel. Aza tezitra fa itsikiana kely fotsiny ê!:lol:
63. diamondra27 ( 25/01/2006 12:13)
tsy zany kosa no atao hoe: PD e! lhl sy lhl mifankatia no atao hoe: PD(pédales douces)
ny passe partout le sady mahita plaisir @ vhv no mahita plaisir @ lhl=bisexuel( fa tsy hoe anankiroa akory ny fitaovany)
64. fasaly ( 25/01/2006 18:06)
ny fitaovampandevonan-kanina ve zany ry diamondra!:x
65. Herimiafina ( 25/01/2006 19:02)
Loza marina fa misy mitady hanokatra indray ilay "dossier Herimiafina" efa classé iny klé! hehehehe=))=))
66. jos13 ( 25/01/2006 19:17)
diamondra a!tena tsy fantako akia ny atao we PD raha tsy indry zao miteny io fa noheveriko we personne denature, tena marina ! ,ny bisexuel aloha fantako e! , soa ihany misy anizao resaka izao!
67. fasaly ( 25/01/2006 20:16)
kay! jos13 a! mitongava matetika ato am forum njy fa sao amidin'ny olona amy ary efatsa ary fa sao ataon'ny olona hoe pd ramose de ho falifaly eo!
68. Vahinala ( 25/01/2006 20:34)
:-D:-D:-D:-D
69. fijo ( 25/01/2006 22:02)
pissoa an,ka na pisso na saka tiako aby ka
70. Herytae ( 26/01/2006 09:11)
:-w
71. jos13 ( 26/01/2006 18:15)
an3, ny dikany pd anie fasaly fantako ny dikany fa ny fankalavana azy no tsy fantako , fa marina aloha ny andry fa tokony hijerijery serasera marina !
72. diamondra27 ( 27/01/2006 06:10)
jos13: tsy misy fisaorana e!! za koa nge mba tsy nahalala an'io taloha fa za manko tia miresaka be aman'olona tsy ankanavaka na inona izy na inona , de zay no nahafantarako ireo.
Tsy de tiako loatra manko ny mitsara olona fa aleo manantona andry zareo de manontany refa misy tsy hay de manazava tanteraka ny olona ze anontanianao ampahatsorana.
Jesosy raha fony Izy tety antany de nande niaraka t@ mpanota fa tsy midika akory izany hoe: mpanota Izy sy manaraka izay nataon'ireo. De za koa mba manaraka ny ataony, zany hoe: mifandray @ olona rehetra na hendry na adala, na PD na bi na les,prisonniers, na mpidoroka, na mpifoka na mpilalao be etc...ary indraindray de misy lesona azo tsoahina @ny fomba fiainan'ny olona na de tsy mitovy aminao aza izy.
Tsy midika akory 'zany hoe: mampitaha ahy @ Jesosy za an! fa le zavatra nataony no tiako arahina
73. Herimiafina ( 27/01/2006 06:27)
Tena vwehivavy idealy mahafinaritra mihintsy ity diamondra ity klé, hehehehehe:-D:-D
74. diamondra27 ( 27/01/2006 17:37)
HM::wink:on apprend tous les jours
75. fijo ( 27/01/2006 21:41)
herytae,fa ahoana,ka za ve letsy te ihinana ko
76. patrick2002 ( 28/01/2006 03:19)
vehivavy idealy hoe eh!
i Maria virijiny fa iza indray:lol::lol::lol:
77. dadabe ( 28/01/2006 03:32)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-01-2006 10:27:06
Lohateny : Re : VEHIVAVY IDEALY
Tena vwehivavy idealy mahafinaritra mihintsy ity diamondra ity klé, hehehehehe


tandremo less!!:-P
78. fijo ( 28/01/2006 04:20)
ahannn,toa mifametra nareo le
79. pissoa ( 28/01/2006 06:36)
Hihihi, izany ve dia mahagaga ry fijo ah :-D
80. dadabe ( 29/01/2006 08:03)
fijo > mifametra ahoana le ??:-$

pissoa inona no mahagaga ??:-w

:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2674