Raha lavitry ny maso ve lavitry ny fo?
1. sherillalove
(
30/12/2005 13:10)
Zao no olako rakizy a!Miaraka @ olona za ef ho 1an zay,mieritreritra ny hivady zay f saingy tsy nahita asa iz ra tsy any @ tany dezak tsy misy na réseau na BLU na internet(eto dago iany io f saingy any Ambanivohitry Tuléar).Isaky ny 2 mois vo mba miaona.De aona ny hevitrareo?
répondu par mandrindra le 30/01/2006 08:50
2. Vololontsoa
(
30/12/2005 15:48)
Misy ny lafiny mahamarina izany nefa mety ho diso ihany koa.Nefa @ lafiny iray tokony efa hahita solution izy ny hampifanakaiky anareo zany woe ny iarahamonina izany, ny tena marina dia ny irosoana @matotra kokoa ,fany tsy hay mantsy de woe manampy anaove izy ara-bola ?manao ahoana ny fiainam-pitiavanareo amzao mbola tena feno tsara ve lay fitiavana na de lavitry ny masoaza,eo @ fihaonana isaky ny 2 mois,ary ianao anga tsy afaka manaraka azy any sa miasa.
Ny tena amehezako azy de zaoe! raha olona vonona ny hivady dia tsy tokony hifanalavitra mihitsy ,mahery ny fakampanahy
Ny tena amehezako azy de zaoe! raha olona vonona ny hivady dia tsy tokony hifanalavitra mihitsy ,mahery ny fakampanahy
3. Vahinala
(
30/12/2005 18:49)
sherillalove:
Zao no olako rakizy a!Miaraka @ olona za ef ho 1an zay,mieritreritra ny hivady zay f saingy tsy nahita asa iz ra tsy any @ tany dezak tsy misy na réseau na BLU na internet(eto dago iany io f saingy any Ambanivohitry Tuléar).Isaky ny 2 mois vo mba miaona.De aona ny hevitrareo?
Ny saina ihany no mitondra an'io fa ts misy hoe rehefa fiteny akory izany d ts maintsy ho marina,arakaraka ny lanjan'ny fifankatiavanareo ihany no ahafahanao mitsara ny mikasika azy. Marina fa ts afa manohatra aloha ianareo izao nefa koa raha te honina eo anilanao marina izy d tokony ts hihonona amin'ilay asany amzao fotoana fa sady mitady ihany koa, mamaly annonce sns. Tandremo anefa fa ny fakampanahy tsy mitsahatra ny manadala na ho azy na ho anao ihany koa aza satria matetika ts ampoizina ny hiavian'izany fa rehefa vita vao tonga saina. Raha matoky anao izy d mihezaha koa matoky azy ary aza adino ilay teniko teo hoe mitadiava ihany hevitra ahafahanareo mifanantona na d ts izao d izao aza. Mahereza
4. Vahinala
(
30/12/2005 18:55)
Vololontsoa:
Ny tena amehezako azy de zaoe! raha olona vonona ny hivady dia tsy tokony hifanalavitra mihitsy ,mahery ny fakampanahy
Misy maha marina azy koa ny teninao nefa misy mahadiso azy, marina fa tsy tokony hifanalavitra nefa misy koa ny atao hoe tsy azo hanoharana,mino aho fa raha lehilahy tena maniry ny hanambady io namana io tokoa izany d ts hijanona amin'izao izy fa mety hoe mandrapahita tsaratsara kokoa angamba,hainao fa ts mora ny manao raharaha ka ts maintsy miasa ihany ka izay hita kosa ve d ho lavina ?
Misy ny tsy azo hanoharana hozy aho satria raha ny amiko manokana koa izao dia efa 2 taona aho no teto frantsa nony asa amndraharaha ary tsy azo nialàna fa ts maintsy natao.Mbola mifankatia hatrany izahay hatramin'izao aloha satria izy any Dago ary izaho koa manantena ny hody ato ato.Ny saina no halamina satria raha hieriteritra zava-dratsy foana hoe sao d nampirafy izy sns d mety hahalasa adala indray. Mankasitraka
6. jennifer2
(
30/12/2005 23:17)
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006
7. Herimiafina
(
31/12/2005 05:48)
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006
8. sipagasy
(
31/12/2005 05:54)
fijo:
he izany izy hoe lavitra ko.hafoizo e.
hihih za koa mba miombon-kevitra amin'là ry fijo kan, efa manana ny fiainanay any izy de afoizo fa inona koa aza ity??? fiainana mandalo de miserana anie ny antsika e! mahaiza mahay manararaotra ihany
9. diamondra27
(
31/12/2005 07:51)
HM: Fa lasa any allemagne indray nga elah! mba mandende koa 'ty herimiafina 'ty an! de inona ny sogany ao allemagne ao? :-D:-D:-D:-D
10. flotune
(
31/12/2005 10:16)
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra.
12. jennifer2
(
31/12/2005 16:47)
Herimiafina a! ary maninona any allemagne indray enao e!:?::?:
Fijo, sipagasy: izaho tsy miombo-kevitra aminareo. Fantatro fa mitovy @ eritreritrareo zao no saika ho lazain'i herimiafina de lasa io no nisoratra.
Fa za tsy manaiky an'zany hoe lavitry ny maso lavitry ny fo e! Raha tena fitiavana izy tsy misy an'zany.
Fa marihiko eto ho an'i sherillalove: tandremo fa ny lehilahy mora voasariky ny fakam-panahy ihany an!

13. Herimiafina
(
31/12/2005 19:18)
Te hahazaka sipa rainiboto njay zah fa lavitry ny masoko ry zareo de lavitry ny foko amin'izao, hehehe=))=))
18. sherillalove
(
04/01/2006 12:50)
Misaotra namaly e!eano kou ary zany mba lavitra olotina kay sady mbola lavitra no ny ahy!Mis de mis toko ny ts azo anoharana satri za mbolamiantra de @ ty décembre 2006 ty ny fianarako vo vita.De aleo alou iz hikatsaka zay mahasoa sa aona?rhf anjara io tateraka fona.Taterako ono ny fitiavana rhf voaporofo ny mifanohitra @ io teny io.Makahery
20. sherillalove
(
04/01/2006 13:02)
Aza fady fatapka le teo e!satry tokoa oa iara itoetra saingy ny tena ts velony ranomangatsika sy fitiavana.Ts miasa za f mbola miantra de @ ty vo vita ka inn no tsara iandry isaky 2 volana ve sa .... ze maharitra ono vadin' andriana f ze ts maharita vadin i koto kely.Ny ts napanidina ny akoho hono tsy nahandry ny andro zoma.Ny fitiavana mbola mafana be vo taty iz t@ réveillon de nahafinaritra be ny fiarahana de nagidy otr zay kou ny fisarahana maly. de ho lainga daolo ve zany sa de mpiatsara velatsihy daolo ny lehilahy rhtr sanatria?