Raha lavitry ny maso ve lavitry ny fo?
21. Vahinala
(
04/01/2006 15:29)
sherillalove:
Aza fady fatapka le teo e!satry tokoa oa iara itoetra saingy ny tena ts velony ranomangatsika sy fitiavana.Ts miasa za f mbola miantra de @ ty vo vita ka inn no tsara iandry isaky 2 volana ve sa .... ze maharitra ono vadin' andriana f ze ts maharita vadin i koto kely.Ny ts napanidina ny akoho hono tsy nahandry ny andro zoma.Ny fitiavana mbola mafana be vo taty iz t@ réveillon de nahafinaritra be ny fiarahana de nagidy otr zay kou ny fisarahana maly. de ho lainga daolo ve zany sa de mpiatsara velatsihy daolo ny lehilahy rhtr sanatria?
Mahereza aky an, mitovy eriteritra amiko mihitsy indry, ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra e, tsy vitan'ny bisous bisous foana akory ny fiainana fa ts mahavelona izany e, mahereza aky an,rehefa izy no anjara tanteraka foana io e. Bon courage andry manokana satria mbola elaela kely nendry noho ny ahy, za dans kelke mois no mody. Biz
22. watafon
(
04/01/2006 18:38)
sarotsarotra ihany aloha e! fa miankina @ fahamatoran'ny fifankatiavanareo io e!
25. mandrindra
(
05/01/2006 09:04)
aza maty ankazo tokana e !! indray mandeha isaky ny roa volana ve dia ho ampy. Tano ny tompontoerana fa mba asio remplacant ihany.
26. Vahinala
(
06/01/2006 19:58)
mandrindra > Efa vizana amzany e, efa be ihany izay vita zay fa mba misaina ny lavidavitra ndray e !
28. Vahinala
(
07/01/2006 08:58)
Veloo > Ka marina anie aky zany e, rehefa be koa ny vita mba te hiantsampy amin'ny hazo tokana amzay sao lasa lany manja eo fotsiny, sa ahoana ! sady ny lehilahy sy ny vehivavy tsy mitovy fa ny lehilahy angamba mbola maro no mahavita mitady any ankafa ko ! :lol::lol:
29. mandrindra
(
09/01/2006 09:26)
vahinala, mbola tsisy mamehy anie ary mbola tsisy mifehy e, mbola tsy hay izay ho ampitso. ka izay no mahatonga ahy manao hoe omany ihany ny remplacant, sa tsy izay ilay hoe mijery lavitra na mitsinjo ny ampitso ?
30. Angie
(
09/01/2006 10:03)
mandrindra> tsy nampoiziko hoe toi njay re no hiteny toy izao e. mmmhhh
Hoy ny fitenintsika hoe:
Tano ny azo fa sarotra no mila
Zay fatram-pifidy ihany no mahazo ny ratsy.
Rehefa tsy anjara misaraka maina...
Aleo hilamina fotsiny fa aza mihazakazaka e.
Hoy ny fitenintsika hoe:
Tano ny azo fa sarotra no mila
Zay fatram-pifidy ihany no mahazo ny ratsy.
Rehefa tsy anjara misaraka maina...
Aleo hilamina fotsiny fa aza mihazakazaka e.
31. Vahinala
(
09/01/2006 10:55)
mandrindra > Marina anie izany e, fa na izany aza tsy azo atao koa ny variana milalao fa mba mibanjina ny hoavy amin'izay e, ny taona mandroso ka sao taraiky eo ny farany, sady de toute façon ny anjara koa tsy tadiavina fa tonga hoazy e, na hanisy remplaçant aza refa mbola tsy iny koa no izy d zay ! Tonga amin'ny tenin'io namana ray io hoe tano ny azo fa sarotra ny mila an !
32. mandrindra
(
09/01/2006 16:06)
tano ny hazo fa sarotra ny mila, ie marina izany, izaho anie tsy nanao hoe ario ilay teo ampelatanana e, tano hoy aho ary ampio.
Jereo tsara aloha ny fiangan'ny tantara, ny fitiavana resahana eto dia nitsiry vao herintaona, hisaratoerana lavitra ry zareo, noho izany norma be raha misy mampiahiahy. Hafa mihitsy ny fandehany ry angie raha toa ka hoe efa mpivady vita soratra na efa niaraka hatry ny ela ka misy toky 100%.
Jereo tsara aloha ny fiangan'ny tantara, ny fitiavana resahana eto dia nitsiry vao herintaona, hisaratoerana lavitra ry zareo, noho izany norma be raha misy mampiahiahy. Hafa mihitsy ny fandehany ry angie raha toa ka hoe efa mpivady vita soratra na efa niaraka hatry ny ela ka misy toky 100%.
33. hesham
(
09/01/2006 19:51)
Ahitsiko kely , na efa niaraka hatry ny ela tsy sakana hoan`ny olona sasany akory izany ry mandrindra .:-D
34. adam
(
10/01/2006 07:58)
raha tsy atsofoka ny prise na asiana pile ao @ fitoerany / tsy mipasse le courant kno :lol::lol:
36. mandrindra
(
10/01/2006 08:28)
marina izany ry hesham, fa saingy rehefa ela niarahana mba efa mafy ny fototra, fa ity eto ity vao herintaona anie, tsy mila cyclone no mandrava azy fa tsioka madinika fotsiny.
37. Vahinala
(
10/01/2006 08:49)
mandrindra an > Aza manao an'izany fa na efa ela niarahana aza ka misy tsy mety d rava foana io, jerenao ireny olona efa mivady 20ans 30 ans ireny mbola misaraka ihany, ny degré n'ny fitiavana ihany no mitondra an'io raha ny amiko manokana aloha.
38. mandrindra
(
10/01/2006 14:15)
marina izany fa hevitra amin'ny akapobeny no arosoko; raha raisina daholo ny zanamaningana rehetra dia hisy karazany maro tsy ho voatanisa.
40. fijo
(
12/01/2006 21:26)
io voalazan'i mandrindra io n marina e.asio rezega ihany sao folaka le titulera,ka tsy ampy eo ny mpilalao