Raha lavitry ny maso ve lavitry ny fo?

41. mandrindra ( 13/01/2006 13:31)
lasa milalao baolina irery eo no hiafarana, sady tsisy mpiaramilalao no tsy misy but.
42. jennifer2 ( 15/01/2006 15:04)
Hoy fijo:
jenni an,aza manofy loatra amin'ny fiainana fa sao taraiky eo an

Za angaha manofy?

Vahinala a! sherillalove a! sambatra nareo! mba vetivety de mahita azy! ny ahy ary reto mbola @ 2006 koa!
43. Vahinala ( 15/01/2006 15:19)
jennifer2 > Anjekaiko ô, fa 2000 firy tsika zao ! Mitovy ihany anie zany e ! Hihihihih:-*:-*
44. Veloo ( 15/01/2006 22:47)
:roll:
45. jennifer2 ( 16/01/2006 03:32)
Vahinala a! 2007 fa tsy 2006 ka! diso frappe le izy teo!
46. Vahinala ( 16/01/2006 10:29)
jennifer2 > Kay ve e, gaga mantsy za kou ! :-*:-*
47. jennifer2 ( 18/01/2006 04:10)
mampalahelo aho o!:cry::cry::cry:
Fa na de lavitry ny maso aza izy akaikin'ny foko foana!
48. Herimiafina ( 18/01/2006 04:18)
Anjekaky o! Fa iza njay zany tsy hitanao raha tsy 2007 zany ry Jenny? hehehehe=))=))
49. jennifer2 ( 18/01/2006 04:42)
:cry::cry::cry:, le olona zay ka?
50. mandrindra ( 18/01/2006 09:10)
dia mangala partenaire CDD hoe ny hifanarahana dia 1 taona ihany an, ianao ve dia hijanona alahelo ohatr'izao foana mandritra ny herintaona
51. Vahinala ( 18/01/2006 10:51)
jennifer2 > Marina mintsy aky zany an, courage njy fa za koa aza avy teo no hiala zao e ! :-*:-*
52. jennifer2 ( 18/01/2006 23:22)
Merci akia vahinala a! zay maharitra hono vadin'andriana o? fa zay tsy maharitra vadin'i Kotokely.
mandrindra! tsy mety zany ataonao zany! mila faharetana sy fahaizana miaritra ireo fakam-panahy maro samy hafa ny fitiavana!
53. fijo ( 19/01/2006 04:52)
an an,fohy ny fiainanan ka aleo maka tsirony ka
54. Vahinala ( 19/01/2006 08:25)
fijo > Eo ndray d mampirisika oul haditra eo njy an, laingany aky zany ry jenni a, anisany fitsapana koa anie izany fisarahantoerana izany e, ahalalana raha tena mifankatia sy samy mahay mifanaja tokoa.
55. xxx ( 19/01/2006 08:42)
film efa niainako mihintsy io, za lasa nianatra tany ivelany dia lery tany dago niaraka efa ho 3 ans zahay ary ny 1ère année ihany no tena nafana be ny amour à distance fa avy eo izy niteny hoe nahita olona hafa ary mangataka tso-drano fa tsy hahandry ahy intsony, en plus ilay sipa namako ihany, tsy niady zahay fa vao maika lasa mpinamana, ary rehefa nanao vacances tany Dago za natao mariazy zareo dia za nanatrika ary rehefa natsipy lay bouquet dia mbola za ihany no nahazo azy (nitomany be narary mihintsy za t@ izany andro izany an :cry: saingy faly za fa sambatra ilay olontiako :D). Akory atao zay no lahatra, dia mirary soa azy roa ary dia mpinamana foana zahay hatramin'izao, amiko sarotra be ny hiady @ olona tiana zany. Ny fitiavana fotsiny no novaina.

Za zao efa manmbady koa ary zany tantara zany dia hain'ny vadiko tsara mihintsy rehefa tonga tany dago zahay taty aoriana dia nihaona tamin'izy 3 mianaka ary ny zanaky zareo nataony mitovy @ anarako.:D

Ka hoy aho hoe tsy misy natao hahalala ny ampitso ka dia aleo manao ny soa hatrany.


56. mandrindra ( 19/01/2006 09:00)
jennifer2, tsy fakampanahy izany io fa io lazain'i fijo io hoe fakana tsirony
vahinala, ny fangalana CDD anie tsy midika hoe tsy tia sy tsy manaja e. rehefa congé anie ianao mahazo manao izay tianao fa rehefa miverina miditra miasa dia mifantoka amin'ny asa principal
57. jennifer2 ( 22/01/2006 03:13)
mandrindra, fijo: tsy misy an'zany hoe maka tsirony zany. averiko foana fa tsy kilalao ny fitiavana ary tsy azo vidiana!:evil:

xxx a! tsy mahatanty aho raha toa anao.
58. Herimiafina ( 22/01/2006 05:20)
Nareo zany anie mbola sambatra be daholo e, erintaona sy roa taona daholo ny fisarahana. Ny anah aza mbola tsy teraka akory le olontiako hatramin'izao knou, hehehehehe:-D:-D=))=))
59. jennifer2 ( 22/01/2006 17:39)
hihihihihi! HM, fa iza ary aloha ny reniny e?
60. Herimiafina ( 22/01/2006 17:51)
Any, mandehandeha any ilay reniny e! Sur klou zah fa le reniny efa teraka de efa lehibe fotsiny amin'izao e! hehehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1613