Arabolahy

1. mandrindra ( 10/10/2005 13:07)
Tafahoana ireto arabolahy mpinamana fony kely dia mitafa.
- Inona lesy no ataon'ialahy izao? hoy ity voalohany.
- Ny omaly sty miova fa izao mafy ady izao leisty a. Ary ialahy izany anie metimety mihitsy e, fa inona no nataon'ialahy?
- Izaho lesty niasa tao amin'ny aéroport'ni Roissy a.
- Inona letsy izany kandra izany sao dia mety mahasoa?
- Nanao pancarte aho letsy hoe mba : "omeo 100€ fa tsy ampy an'io ny volako hividianako billet hodiko any alzeria", fa tena niraraka lety izany fananana izany an.
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:08
2. Herimiafina ( 10/10/2005 13:28)
Mbay tany, iza kou no ndeha hanome 100 euro fotsiny amin'izao an'i toi eo. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. pika ( 10/10/2005 13:59)
zany ve tsy lainga be
4. xxx ( 10/10/2005 14:20)
pôsibla izany indrindra eto @nay ka! ra hody ianao de haingana mitsy ry zareo mikarakara ny momba anao rehetra
5. sonwin ( 10/10/2005 14:25)
ary misy mandray ilay hatsikana ho kozy serieu kle:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 10/10/2005 14:28)
:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 10/10/2005 14:51)
Tena kozy serié ve ry sonwin le hatsikana?hehehe:-D:-D
8. xxx ( 10/10/2005 15:08)
hatsikana fa tranga misy mihitsy...
9. Herimiafina ( 10/10/2005 15:33)
Ankamantatra fanaon'i Ra LePenn amin'ny zanany kely:


C'est qui ki vole et sauve les gens?

Valiny: superman.

C'est qui l'araigné qui vole et sauve les gens?

Valiny: spiderman.

C'est qui ki vole dans les magasins?

Valiny: musulman.:-D:-D:-D:-D
10. xxx ( 10/10/2005 15:38)
:-D:-D:-D tena marina!
11. Herimiafina ( 10/10/2005 17:32)
De mbola misy kou.

Bandy kely metisy jiosy sy arabo ileiry de nanontany an-dreniny hoe: "za ve mama jiosy sa arabo?"

De hoy i maman tamin'ileiry hoe:"sady jiosy enao no arabo anaka satria papa arabo moa za jiosy, fa maninona ianao no manontany an'izany?"

Fe hoy boay kely hoe: " satria misy beka milay be ao ambany tohatra ao de misalasala aho hoe hangalariko ve sa hamidiko" hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. maditra ( 10/10/2005 18:30)
:-D :-D
misaotra an'i herimiafina alou mba nanisy sira an'ity sujet ity fa raha tsy izany dia saika perte fotsiny.lol
13. Herimiafina ( 10/10/2005 18:51)
Sôtra e! Hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. sonwin ( 10/10/2005 19:09)
milay dolo e :-D:-D
15. akamatiana ( 10/10/2005 20:24)
=D=D mahay k
^:^^:^ ho an'zay mpanao ramadan
16. Herimiafina ( 10/10/2005 21:00)
I akamatiana ngah mba mirevirevy arabolahy? hehehehe:-D
17. akamatiana ( 10/10/2005 21:05)
tsy mirevy zah fa monina aty am taniny k !:-D
18. Herimiafina ( 10/10/2005 21:33)
Oay, ny lebanona aza tena bôgôsy be daôlo kou. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D Fa de adinoy fotsiny ny cochon de lait, ny jambon fumé,sns. hehehhe
19. akamatiana ( 10/10/2005 21:37)
:-D:-D:-D tsy ny abôgôsite nge mitonja an'io e, fa ny toetsainy klou hihhhhh, ountsss misy minana kisoa sy zabon azany aty kou
20. Herimiafina ( 10/10/2005 22:14)
Hehehehe Beyrouth marina, mifangaro ao jiaby na mpihinana kisoa na ny tsy mpihinana. heheheheh, mora be zao ny henakisoa any e?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3983