Arabolahy
63. Herimiafina
(
17/10/2005 21:25)
Veloo tssssss :roll::roll::roll:
Enao hoa mi-grinca be fona e, sao de jiosy na arabo?:-D:-D:-D
Enao hoa mi-grinca be fona e, sao de jiosy na arabo?:-D:-D:-D
66. mamzelkely
(
18/10/2005 13:29)
euhhhhh tô misy resaka volley tampoka zany klé... kalou fa ho tara train eto njay za le ty e..:-D:-D:-D
67. Veloo
(
18/10/2005 16:46)
mamzelkely a mila maka train vo maraina be njy kle =))=))=))
ari.malala a nahafinaritra ka. Ny zavatra tena mahagaga ahy aky dia tsy mba resy mihitsy izay ekipa miaraka amiko... serieux e... misy sansa be za. :-D:-D:-D:-D
ari.malala a nahafinaritra ka. Ny zavatra tena mahagaga ahy aky dia tsy mba resy mihitsy izay ekipa miaraka amiko... serieux e... misy sansa be za. :-D:-D:-D:-D
68. Herimiafina
(
19/10/2005 04:48)
hehehehe, misy herimiafina enao zany, hehehehehe Miss herimiafina, hehe :-D:-D
70. Herimiafina
(
19/10/2005 06:31)
Inn zany ry ari.malala, te handeha vedety hiaraka amiko hoe enao? hehehehehe:-D:-D:-D
71. mamzelkely
(
19/10/2005 06:43)
veloo< ka tsika ro anie no matetika tara train eto e... matory maraina fôna..=))
73. Veloo
(
19/10/2005 20:15)
mamzelkely =))=))=))
sonwin a fa ahona retsy no normal kay? :-D:-D:-D:-D
sonwin a fa ahona retsy no normal kay? :-D:-D:-D:-D
74. ari.malala
(
20/10/2005 07:24)
herimiafina, matahotra ah raha hiara hande vedety @nao zany kle!:-D enaov? an an an aoka ihany le aoka ihany
75. mamzelkely
(
20/10/2005 11:36)
veloo< za vô saika hanotany... aiza ho aiza le normal..:roll: :-D:-D
77. Veloo
(
20/10/2005 17:09)
mamzelkely a izy tsy mamaly aky ko:-D:-D:-D
fanina angaha dadabe? :-D:-D
fanina angaha dadabe? :-D:-D
79. sasa
(
21/10/2005 06:03)
dadabe hi hi hi elah kou toa tara lava kou, sa variana matory marina kou nareo sy bebe :-D:-D