Arabolahy
22. sasa
(
11/10/2005 05:29)
d lasa resaka kisoa indray izy ity
akamatiana ampindramo sary kely fa tsy mandé ny aty amiko nefa za te himé be mintsy
akamatiana ampindramo sary kely fa tsy mandé ny aty amiko nefa za te himé be mintsy
23. sonwin
(
11/10/2005 09:09)
avadiho resak'alika ndray ry zama de mandalo eto daholo ny biby amizay an
27. Herimiafina
(
11/10/2005 12:40)
Raha hatao resak,alika ihany de andraso ary atsoiko vetivetika ra-medor, de atsovy koa ny anareo. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
11/10/2005 23:37)
De iza ary hono no hanindry touche clavier hanoratra ho an-dry zalahy fa ny tongony anie ka tsy misy rantsana madinika toy ny antsika olombelona e. hehehehe Sa ataony dicté? hehehe:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
12/10/2005 14:18)
Ny aty aminay aty ny fanalikana olona dia tsy ompa satria mambra de la famille à part entière ry zalahy medor.:-D:-D:-D:-D
33. boubounezy
(
12/10/2005 19:03)
ary ra tena tsy misy kaly mintsy ny musulman dé tsy ihinana kiso ve nefa io iany ny kaly misy??? ra tsy minana dé mty nona eo zany
34. Herimiafina
(
12/10/2005 19:09)
Fomba ihany re zany ry boubounezy an, ze tiany ihany io, za zao toa lasa tsy tia kisoa kou hatramin'izay naha-taty anah izay fa sady matsatso no tsisy taviny mintsy, tsssss. Sady biby misolitika,hehehehehe, i toi ngah mpankafy kisoa be? Hehehehehehe:-D
38. Herimiafina
(
12/10/2005 19:30)
Fantatro kah, nandeha tany avaravaratra tany 300km miala eo amin,io misy anao io. hehehehe :-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina
(
12/10/2005 19:33)
Diso njay zany le information azoko, hehehhee, hay moa enao tonga aty aminay raha mandeha avaratra. hehehehehe:-D:-D:-D:-D