Arabolahy

41. Veloo ( 12/10/2005 19:35)
:-D:-D:-D:-D be fika an:^)
42. Herimiafina ( 12/10/2005 19:38)
Hoooon Velo miteny ratsy. hehehehehehe. :-D:-D:-D
43. sonwin ( 12/10/2005 20:48)
io Veloo kle:)
44. sasa ( 13/10/2005 05:27)
sali sali njy Veloo, in vaovao nentinjy:P:P
45. mamzelkely ( 13/10/2005 06:19)
ela marina ky njy ry veloo no ts hita an...:)
46. Herimiafina ( 13/10/2005 10:10)
Mbetuika izy hita, de mbetika izy tsy hita, de mbetika izy hita de mbetika izy tsy hita.....:-D
47. ari.malala ( 13/10/2005 13:02)
nga zany :^):^)vetivety ah hitanareo vetivety ah tsy hitanareo ko:-D:-D:-D:-D:-D
48. mamzelkely ( 13/10/2005 13:30)
là vous me voyez là vous ne voyez pas...:-D
49. Veloo ( 13/10/2005 14:37)
Heri a ahona ary za no miteny ratsy kle... enao be kle no dikany :-D:-D:-D
sonwin a za ato ihany ka ahona njy?
sasa miciiiii aky a salama tsara fa be asa retsy a :-D:-D:-D :-*
mamzelkely a ie ela2 tokoa moa izany mbola nandede aky a :-D:-D fa efa tonga eto ndray an:-*
ari.malala a ie zay mihitsy retsy a :-D:-D
50. sonwin ( 13/10/2005 15:56)
hitety ny sehatra virtoaly ndray zany an
51. Veloo ( 13/10/2005 16:06)
sonwin a njy ve no hitety? :-D:-D:-D
52. sasa ( 14/10/2005 05:16)
Veloo de rien akia an! d njy sy sonwin le hitety sehatra virtoaly kou.
53. mamzelkely ( 14/10/2005 07:42)
veloo< de nanao aôna ky ny dia...:-*
54. sonwin ( 14/10/2005 08:18)
he he he misy raha hitako o, fa tsy ambarako o:-D
55. ari.malala ( 14/10/2005 09:22)
veloo, hay mo njy nande? tonga soa njy d aiza ny voandalana aky? in ny vaovao hitanjy tany? mbô tantarao aky â
56. sasa ( 14/10/2005 10:20)
sonwin in indray no raha hitan'lah izao? tandremo fa tsy le ao ambony ao an:-D:-D
57. mamzelkely ( 14/10/2005 12:28)
de anotany njay ve za we inn zany de aiza..:-w :-D:-D:-D:-D
58. Veloo ( 14/10/2005 17:41)
sasa a za aloha tsy hitety hiaraka @ sonwim eeeee heheheh:-D:{:{
mamzelkely a fohy lotra aky ilay dia a fa tsara nahitana repos mihitsy ka :-D:-D:-D
ari.malala a nafana be aky ny andro a mbola nahatratra 27 degre de nanao volley za dia naharesy retsy a tsy ratsy o? :-D:-D:-D
59. kiali ( 16/10/2005 17:36)
:-D:-D:-D:-D
Herimiafina:

De mbola misy kou.

Bandy kely metisy jiosy sy arabo ileiry de nanontany an-dreniny hoe: "za ve mama jiosy sa arabo?"

De hoy i maman tamin'ileiry hoe:"sady jiosy enao no arabo anaka satria papa arabo moa za jiosy, fa maninona ianao no manontany an'izany?"

Fe hoy boay kely hoe: " satria misy beka milay be ao ambany tohatra ao de misalasala aho hoe hangalariko ve sa hamidiko" hehehehehe:-D:-D:-D:-D



60. Herimiafina ( 16/10/2005 17:38)
Hehehehehe, replay, hehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2702