resaka mpamosavy sy ody fitia

1. dadabe ( 11/05/2005 16:56)
resa be tao ambadika tao de ho entiko eto,ahoana ny hevitra @zany hoe mpamosavy ? ody fitia? inona ny vaha-olana .
raha azo atao de asio reference biblique e
répondu par dadabe le 26/05/2005 16:24
2. Mifenty ( 11/05/2005 18:39)


io ndray radada sy ny reference-ny kle.

:-D :-D :-D :-D


Ary tandremo sao d leo eo ndray ny kill maita an-dradada manokatra sizé vavao isan'andro eo le.


Nahazo siksé b ndray mantsy tatsy am le zé tatsy a

:-D :-D :-D :-D :-D
3. annie ( 11/05/2005 19:42)
dadabe!
Reference biblique ahoana?
4. cutie ( 11/05/2005 19:52)
in ny idiran'ny bible @ zany. :-D
5. mishou ( 11/05/2005 20:15)
tsy haiko aloha fa za tsy mino e
ny mpamosavy indray te hifanena aminy mafy mihitsy aho hahitako an'izany hoe mampandady sns izany, fa raha ny ody fitia ve no marina hisy divorce intsony
sa tsy haiko e, tsy hinoako :wink: :wink: :wink: :wink: :wink:
6. iartistika ( 11/05/2005 20:33)
mishou>ka mety tratrany daholo anie isika matoa tsy misaraka eh!! :-D
7. rurik ( 11/05/2005 21:07)
iartistika hitako io mishou io mihintsy no efa voa dia mody fanina eo .mba lazao ny marina ry mishou an.
8. fijo ( 11/05/2005 21:42)
izany ve hisy e,saina ihany io
9. dadabe ( 12/05/2005 06:37)
le hoe reference biblique dia napetrako satria isika ato @fivavahana sy finoana :D ,de lasa matomatotsa hatramin'nah,fa tsy maninona fa ny hevitry ny namana no aoka hivoka e
mifenty >aleo lesy ho leo zay ho leo fa tsika indray tsy mihemotra zany a :wink:
10. sasa ( 12/05/2005 07:24)
le mpamosavy dia misy tokoa ary ny mahatonga azy mamosavy dia vokatry ny fakana ody fitia any amin\'ireny mpimasy ireny; ny ody fitia nefa tsy misy fa omeny fanafody hafa rehefa mankany dia lasa mivoaka amin\'ny alina; bizna koa le izy satria toa manao rakitra hono ry zareo; tantatra 1 mba henoko fa tsy haiko na izany tokoa na tsy izany
11. Mifenty ( 12/05/2005 07:33)


le mpamosavy oe mifanapoizina klou de misy eh.

Ny tiako tenenina le oe oatra oe misakafo any aminy enao dia asiany poizina hankarary anao ny sakafo.


fa le resaka sôvaly sy ny sisa ndray de tonga am le tenin'i welie oe keine idee
12. pika ( 12/05/2005 09:25)
ny mpamosavy anie betsaka izay sopisopy ny namany oh de efa izy ! fa ny ody fitia tsy mino ny tenanay
tsy misy idiran'ny réf biblique @ izany ry dadabe a :? :?
13. hery ( 12/05/2005 09:46)
aleo izay mpamosavy hampiseho ny expérience-ny eto klé :-D
14. ari.malala ( 12/05/2005 10:22)
hery> :-D

Inona no idiran'ny réf biblique @ resaka famosaviana? za alo tsy mino ny fisian'ny odifitia, fa raha ny zavatra hafa dia mino aho satria misy mahay zavatra ny olona, fa ny mampalahelo dia mahay manimba fa tsy mahay mamelona! :(

15. chipie1 ( 12/05/2005 10:40)
hery > :-D
16. jhouhlambout ( 12/05/2005 10:46)
17. pika ( 12/05/2005 11:45)
:evil: :twisted: :p
18. rurik ( 12/05/2005 12:09)
diaonino na no :-D :@ :evil: @izany tena marina fa mahay mamono fa tsy mahay mamelona ko. =)) =))
19. booboo ( 12/05/2005 12:20)
tsy azo, tsy araka, tsy mazava
20. Mifenty ( 12/05/2005 12:29)

tsy hay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2407