resaka mpamosavy sy ody fitia

21. kinaoly ( 12/05/2005 12:38)
ka raha tsy misy hidiran'ny baiboly amny famosaviana dia inn aza le chasse aux sorcières tao salem tamny 16ème siècle ?
--------- wanted mpamosavy ----------
=)) =))
22. sasa ( 12/05/2005 13:28)
hery ze mizara experience eto izany dia mpamosavy ve ?
aleo tsy miteny betsaka klé io ambony io aza nanenenako
elah ry dadabe tena mpamandrika mintsy no sady mampifandray zavatra tsy mifandray an
23. ari.malala ( 12/05/2005 14:51)
hay ra sasa kay mpamosavy kle! nitsotra tsy nanontaniana! :-D :-D :-D :-D

24. dadabe ( 12/05/2005 14:59)
hhmmm euh! tsy nisy nahita ve nareo hoe tantarana pamosavy tao anaty baiboly ???zah ysy hiteny fa zah mahafantatra fa aleo klou nareo hitady ,sao de lazainareo ndray hoe dadabe fona no mamaly ny heviny
hery>elah angah mpamosavy?
25. kinaoly ( 12/05/2005 15:08)
dadabe> mba teneno lety e :-o
ny ahy fotsiny ny hitakou tamny boky hafa sy tamny tantara de maro reo vhv nodorana fa we mpams hono, ary ny fiangonana tamzany fotoana no mpitarika ilay chasses aux sorcières :^)
26. sonwin ( 12/05/2005 15:11)
betsaka ny ts mahafantatra ny zava-misy eto an-tany klé... :@
hery> tsentsina koa ny resaka tamin\'io tenin\'ny sefo io an :-$ lasa mihaotra ny kil hanavaza..hany ka manao mody fanina daholo 8)
27. dadabe ( 12/05/2005 15:16)
ka zay anie e :cry:
28. fijo ( 12/05/2005 21:14)
za tia mivoaka alina fa tsy mpamosavy an.misovaly ihany koa fa tsy izy e
29. mishou ( 12/05/2005 21:57)
fijo> hi hi hi, iny indray no tsy hitako

rurik> za aloha voam-panafody angamba fa aleo i rurik no hanao fijoroana vavolombelona momba an'izay

mifenty> sao de mba nasian'ny cly ary aho fa tsy mieritreritra hafa-tsy cly foana raha vao mandeha miasa cly =(( =(( =(( =(( :-P :-P :-P :-P

30. dadabe ( 13/05/2005 03:36)
hmm fa ahoana mariona aza ny fisehon'izany famosaviana izany e?aretina ve sa ........ inona kle
31. ari.malala ( 13/05/2005 06:11)
dadabe, za ary mangataka oe teneno zany fa za alo tsy nahita ê!
32. bichette ( 13/05/2005 06:16)
any andafy mba misy mpamosavy ihany fa toa tsy vendrana sy tsy mampakoditra ohatran'ny aty dago

33. routa ( 13/05/2005 11:27)
apokalipsy21:9>io no hitako aloha fa tsy haiko na mety fa mbola hitady hiany aho ,sady misy mpanao ody ratsy sy mpanompo sampy ao tsinona ka asa aloha e!.
Ny fanazavana indray tsy haiko
34. kinaoly ( 13/05/2005 12:28)
bichette> ny any no tena loza kanou, na any amny tanandehube aza de firifiry le antitrsa vazaha reny manao atin'akanjo mivadika hiarovany tena amny mauvais sorts hono, de tsy minana mofodipaina mivadika etc....,
tany amerika sy tany frantsa no nalaza ndrindra ny chasses au sorcières, ary raha mande any ambanivohits'i frantsa de mbola mahita fianakaviana atokan'ny fiarahamonina : lazainy hoe mpamosavy hono satria maty aby ny lhl tao amle fianakaviana fa nompozinin'ireo vhv sisa tavela ao =)) =))
35. Veloo ( 13/05/2005 20:22)
Dadabe a i saoly mpanjaka no nijery sorcier satria izy tsy natoky an'Atra....
Misy isa-karazany ny mpamosavy an'ny dago; Ny sasany juste fialonana dia manisy ody an'ilay olona mba ho faty na hijaly. nefa io tsy forcement oe mpamosavy ihany no manao an'io fa izay olona mande mangataka fanafody any @ mpamosavy (marina io an) ka na ody fitia (entre lahy sy vavy pisipa) na (olona tsy tiany fotsiny @ izao) no asiany. za mihitsy no nahita ary betsaka mihitsy. Ny zavatra maha tsara tsy tafita aty ivelany io ao dago ihany.
Ny sasany ndray dia ireo mivavaka sy manompo @ devoly mihitsy ary tena tsy afaka miala mihitsy une fois tafiditra ao an.. (tandremo nareo o)
36. Mifenty ( 13/05/2005 20:27)

oay le sady vendredi 13 androany kle
37. dadabe ( 14/05/2005 16:43)
de maninona?? :D
veloo sy routa ireo mihitsy ilay versee,misaotra
38. routa ( 14/05/2005 18:00)
dadabe >tsy misy fisaorana :D
39. dadabe ( 15/05/2005 10:28)
:D :D lazain'ny sasany fa hoe tsy ilaina ny versee manko :-@ nefa io ny valiny ,zah anie nahafantatra fa zah mihitsy no ninia tsy nilaza fa aleo ny namana mba hitady e (l)
40. routa ( 15/05/2005 13:25)
veloo> tena mipetraka na mitombina zany le hoe raha panao ady gasy de mivoaka ny mada de tsy manankery ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.162