resaka mpamosavy sy ody fitia

61. dadabe ( 19/05/2005 08:27)
marozevoo lazao hatramin'ny farany mou fa aza tapahina antenatenany e
62. kinaoly ( 19/05/2005 09:52)
marozevo> tohizo marina fa manjevozevo le resaka tsy loajavatsa
rhevinilsen> ny nirvana raha ny fahalalako azy de paradisan'ny finoana hafa fotsiny. azo lazaina koa hoe état d'esprit na io raha yoga no resahana.
mazava ho azy fa ny satanisme sy ny spiritisme no azo lazaina hoe fanompona devoly (ttes façons misoratsa be ao anatin'ny anarany zany)
raha ny fahalalako azy koa dia misy foana, na resaka famosaviana aiza na resaka famosaviana aiza, ny we herin'ny marina (forces du bien) sy ny herin'ny ratsy (forces du mal) ary zay fona no scénario hita miverina anatin'itony tantara mahaliana ny ankzy amzao fotoana itony (harry poter - les contes de fées etc...) we ny adin'ny tsara sy ny ratsy.
efa hatramzay no efa nisy izany efa talohan'ny fisian'ny kristianisma ary zay no mahatonga we ho an'ny ol sasany dia tsy voatery ny herin'Andriamanitra foana no herin'ny marina.
......hs ngambany za zany klé.... hihihi
63. Mifenty ( 19/05/2005 13:38)

aleo mitsy ilazan'i marozevo azy fa tsy mahay mametraka lohahevitra kle.

sao de mba tsy ato eo tkou marina io le.

64. sonwin ( 19/05/2005 14:22)
baina an he he he
65. routa ( 19/05/2005 14:57)
itanareo ny karaté ny art-martiaux reny koa ve misy hery maizina .Ndray2 ny zanako te hampidiriko @ reny nefa raha mifangaro hery hafa2 tsy tiko
66. sonwin ( 19/05/2005 15:03)
67. routa ( 19/05/2005 15:11)
sonwin> inona ary ty solomaso be ty fa valio aho e!
68. fijo ( 19/05/2005 22:20)
mpamosavy izany anie malaza e.jereo le filmnjaza malaza be amin'izao.toa hoe i potera izy izay.
69. dadabe ( 20/05/2005 15:27)
hihihhi fijo de i aladin kou ve hihhi

mifenty >sonwin>ka zah anie miandry an'i marozevo hanazava de afindra izy raha izay no mampety azy e:D
70. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:17)
afindra aiza azany?
resaka fivavahana ve ny mpamosavy sy ny ody fitia?
arakaraka ny andraisana azy
raha ny ody fitia fotsiny no resahana de resaka fitiavana zany de tsy eto,
8O ahoana no fahitanareo an'zay?
71. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:17)
afindra aiza azany?
resaka fivavahana ve ny mpamosavy sy ny ody fitia?
arakaraka ny andraisana azy
raha ny ody fitia fotsiny no resahana de resaka fitiavana zany de tsy eto,
8O ahoana no fahitanareo an'zay?
72. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:21)
routa:

sonwin> inona ary ty solomaso be ty fa valio aho e!



Rota raha hi kidakadaka sy hi setrasetra madinidinika fotsiny tsy ho tonga lavitra de tsisy atahorana ny lafiny hoe herin'maizina sns @ arts martiaux.
fa raha te ho lasa lavitra, te ho lasa ambony be, de eo tsy maintsy misy an'io
Zay foana ne ny probl hatr@ voalohany e, tsy te ho limité ny olona fa te hihoatra ny possible sy ny naturel, te hanidina e(superman, arts martiaux cinema), immortel e ... sns,
Zay le fahotana voalohany e, te hitovy @ Atra i Adama sy Eva; ???
73. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:22)
annie:

za aloha dia mino satria efa nahita betsaka e!tsy hainareo angaha ny hoe any ambatondrazaka ny tena fohibeny?mampalahelo ny voan'io fa aza mba voany ihany?Aza manody izany hoe voan'ny fanainga lavitra fa sady malahelo ilay olona enao no tezitra ihany koa!


annie sao de fitiavana tsotra izany fa tsy ody fitia??


74. marozevo ( 21/05/2005 00:19)
Sao dia mba diso fipetraka eh ! Izay no tiako hambara, satria io voalazan'ny maro io, toa resaka fitiavana sy herin'ny maizina izy ity. Izao manko, ny finoana sy ny fivavahana dia avy aminao MPINO, fa tsy zavatra tsy eran'ny aina tsy maintsy iaretanao akory. Ny finoana dia sady lova avy amin'ny ray aman-dreny (Satria izy ireo no nangataka hanaovana Batemy), no safidin'ilay Mpino (Satria manaiky hiaina izany izy rehefa vory saina). Fa ny MOSAVY , raha sanatria ka voany, dia tsy avy ao amin'ilay voa fa zavatra zakainy. Ny ody fitia moa dia tena satanisme be izao.
Izany no hilazako hoe, sao dia mba... diso toerana ary ity sujet ity ?
75. dadabe ( 21/05/2005 15:48)
ka aiza ary hoy i marozevo no tokony hametrahana azy satria important be manko ilay izy ,misy olona sasany anie mieritreritra hoe tsy voa ,fa kay izy efa tratran'ny ody fitia he he :-w
76. sonwin ( 21/05/2005 17:20)
tairo eto aloha fa efa eto..mihinambary aza misy laoka
77. marozevo ( 21/05/2005 22:17)
Maro ny lohahevitra azo asiana azy : saingy rehefa eto moa izy dia eto ary atao ahoana intsony. Izaho koa miaky fa tena misy mahay zavatra ny olona amin'ireny rehetra ireny, ary tokony tsy hatoky tena be loatra ny mpino hioe tsy mankaiza io. Mitandrema ihany tokoa.
Za aloha matahotra eh, na mbola tsy voany aza.
78. dadabe ( 22/05/2005 18:54)
hmmm:-w
79. yonikafopl ( 23/05/2005 05:43)
hmmm:-w
Za kalou tsy hoe matoky tena fa Ilay Andriamanitra inoako fa miaro ahy amin\'ny ratsy rehetra no atokisako e!
ny resaka mpamosavy, za mbola tsy nahita maso klou e, fa raha ny tena hevitry ny hoe mpamosavy nge hono toa hoe mpamosaka ny ho avy e izany hoe manao ny asa ratsiny hanasoavana izy, otran\'ilay lazain\'i nils io, fa raha ilay mamono sy manao zavatra ratsy izy dia mpamorika no fiantso azy, ny ody fitia indray dia misy io ka, ary misy ody fitia tena mahery be mihintsy an:-@
80. Veloo ( 23/05/2005 16:59)
Mpandefa : annie [ Valio ] 19-05-2005 09:16:36
Lohateny : Re : resaka mpamosavy sy ody fitia
za aloha dia mino satria efa nahita betsaka e!tsy hainareo angaha ny hoe any ambatondrazaka ny tena fohibeny?mampalahelo ny voan'io fa aza mba voany ihany?Aza manody izany hoe voan'ny fanainga lavitra fa sady malahelo ilay olona enao no tezitra ihany koa!
[center]Centered text[/center]Red color

Annie marina mihitsy ny anjy tena any mihitsy retsy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993