resaka mpamosavy sy ody fitia

81. rhevinilsen ( 23/05/2005 22:39)
yonikafopl:

hmmm:-w
Za kalou tsy hoe matoky tena fa Ilay Andriamanitra inoako fa miaro ahy amin\'ny ratsy rehetra no atokisako e!
ny resaka mpamosavy, za mbola tsy nahita maso klou e, fa raha ny tena hevitry ny hoe mpamosavy nge hono toa hoe mpamosaka ny ho avy e izany hoe manao ny asa ratsiny hanasoavana izy, otran\'ilay lazain\'i nils io, fa raha ilay mamono sy manao zavatra ratsy izy dia mpamorika no fiantso azy, ny ody fitia indray dia misy io ka, ary misy ody fitia tena mahery be mihintsy an:-@

ary ahoana lay fototeny hoe mosavy? avy @ hoe mosa ho avy ve?
marina ve zany hoe mahery le iz, mba atoroy toerana fakana an'le izy ry yonika fa sao de mba zay no mety amin'izy mitsam miady lava

82. rhevinilsen ( 23/05/2005 22:41)
yonikafopl:

hmmm:-w
Za kalou tsy hoe matoky tena fa Ilay Andriamanitra inoako fa miaro ahy amin\'ny ratsy rehetra no atokisako e!
ny resaka mpamosavy, za mbola tsy nahita maso klou e, fa raha ny tena hevitry ny hoe mpamosavy nge hono toa hoe mpamosaka ny ho avy e izany hoe manao ny asa ratsiny hanasoavana izy, otran\'ilay lazain\'i nils io, fa raha ilay mamono sy manao zavatra ratsy izy dia mpamorika no fiantso azy, ny ody fitia indray dia misy io ka, ary misy ody fitia tena mahery be mihintsy an:-@

ary ahoana lay fototeny hoe mosavy? avy @ hoe mosa ho avy ve?
marina ve zany hoe mahery le iz, mba atoroy toerana fakana an'le izy ry yonika fa sao de mba zay no mety amin'izy mitsam miady lava ao ambony rihana ao.

83. rhevinilsen ( 23/05/2005 22:42)

84. dadabe ( 24/05/2005 06:09)
kii averin'i toi in-3 mihitsy ve le izy ?
85. yonikafopl ( 24/05/2005 07:17)
:-w
86. rhevinilsen ( 24/05/2005 16:42)
yonikafopl:

:-w

:oops:
za aza mba gaga fa naninn no niverina intelo be izao?
:} :(
87. dadabe ( 24/05/2005 17:25)
io klou zany cherie mba valio a:-*
88. yonikafopl ( 25/05/2005 08:31)
la inn cheri no valiana? le toerana fakana ilay ody ve?

nils a, zahay miady lava fa tena mifankatia an, mahery ilay ody fitia fa raha tsy mifankahita ao anatin'ny 1 andro de tena lasa gaigy mihintsy zany mou c ly oooooo:-*(l)
89. dadabe ( 26/05/2005 16:24)
hhmmmm ekena aza e
fa ahoana hono le fototeny @le mosavy e???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3153