resaka mpamosavy sy ody fitia

41. Mifenty ( 15/05/2005 14:19)


ka ao am baiboly tsisy soratra oe mada koriny aza kou.

sa versee aiza ndray ry veloo no misy anzay??? :@ :@
42. sonwin ( 15/05/2005 14:31)
versee hagamainty :@ :@
43. routa ( 16/05/2005 12:30)
Mifenty >io ndray mazava be fa tsy misy toko sy andininy ao anaty baiboly fa resaka mandeha tao @ hevitra nalefan i veloo ,sa raha misy zavatra tsy fantatra nefa tina ho fantatra tsy azo anontaniana ?
sonwin>boky inona ny boky ahitana versee hagamainty ?
44. dadabe ( 16/05/2005 15:55)
tssss
45. rhevinilsen ( 16/05/2005 17:05)
Ny fahafantarako azy ny famosaviana sy ny ody dia zavatra efa nis hatramin'ny ela.
Ny hoe efficace sa tsy efficace io ndray de ny statistika ngamba no mety hanaporofo an'zay
Ny hoe mino an'zany ve na sa tsy mino, io ndray dia arak'tenintsika rehetra hoe experience personnelle n'tsirairay.
Fa ny fantatro fotsiny aloha de misy ny hery avy any ankoatra zay ezahan'ny mpamosavy na mpanao ody fitia hantsoina na hampiasaina hahatanteraka ny faniriany. Efficace ve zay zavatra izay, de tsy haiko, fa matoa nefa izy manao an'zay acte izay de mino an'le izy hoe hahomby izy na hoentiny hitadiavambola koa.
Fa ny Baiboly aloha de mandrara ny fandehanana any amin'ny mpanandro sy mpimasy e, satria mpamitaka izy ireny.
Amiko zany rehefa feheziko de zao: raha misy zavatra tianao ho tanteraka amin'ny fiainanao de any amin'Andriamanitra enao mangataka an'le izy (miaraka @ condition sy contrainte apetrak'zay)fa tsy any @ hafa na devoly io na mpimasy na ody na inn na inn.

Ny toko sy andininy aleo ianareo no mikaroka azy
hihi
46. rhevinilsen ( 16/05/2005 17:15)
bichette:

any andafy mba misy mpamosavy ihany fa toa tsy vendrana sy tsy mampakoditra ohatran\'ny aty dago

le hoe vendrana ny mpamosavy aty dago tsy haiko aloha haha,
fa manamarina ny teninao aho fa ny aty ivelany de misy rivotra vaovao hoatran\'ny mankasitraka ny fanaovana ody sy ny resaka mpamosavy, satria hono izy ireny de misy mpanao soa @ famosaviana(a demontrer)
De hajaina sy tiavina hoatran\'ndry dadabe noely reny. Ohatra @zany ry Harry Potter sy ny tariny. Ny olona aty de mino ny famosaviana, fa \"mampiasa ny herin\'maizana ho amin\'ny asa fanasoavana\" (la bonne cause)
asa ny hevitrareo amin\'zay


47. kinaoly ( 16/05/2005 20:35)
rhevinilsen> tsy vao izao no nisy zany rivotra zany taty an-dafy fa efa hatry ny ela (c.f "les contes de fées") fa kosa ny an-dry zareo vazaha dia apetrany hoe misy famosaviana tsara sy famosaviana ratsy (endrika isehoany matetika : marraine la bonne fée (ramatoa botabotakely mafatifaty na tsara tarehy be ~ la méchante sorcière ramatoa antitsa be misy mony ngôda be eo amny orony, ratsy tarehy beuuu)
azo raisina ho ohatra koa ny magie blanche, lazainy fa tsara, sy magie noire, ity farany de lazaina fa miantso sy mampiasa herin'ny devoly. :?: :!: :?:
ankehitriny koa dia misy ny ésotérisme sy ny karazany zay manaiky fa misy hery hafa koa (les forces de l'univers etc... raha tsy mandiso za :oops: ) we azo evoquer-na
48. dadabe ( 17/05/2005 06:25)
hmm miihitatra le resaka milay e,sady misy hevitra vaovao
49. bichette ( 17/05/2005 07:22)

ny any andafy marina ampiasina ny fées, ny mpamosavy anaty ny tantaran-jaza andraisana lesona sns, endrika entina hanavahana mazava ny olona tsara sy ny olona ratsy.Ny mpamosavy aza avoaka TV atao interview tsy olana mihitsy ary tsy hatahoran'ny olona loatra
ny ao dago indray, raha vao fantatra fa hoe mpamosavy dia tonga dia mitsoaka ny rehetra, torahina vato satria masiaka koa no hita mmivantana fa hoe "possede" ry zareo.
50. Mifenty ( 17/05/2005 09:44)


oay le, ny andafy mba hitako lty otrany tsy misy anzany hoe magie blanche sy magie noire sy ny famosaviana tsara sy famosaviana ratsy zany a.

ny famosaviana no tena mampihoron-koditra ny mponina tany am le andafy nandehanako ary tena miforitra mitsy ny vahoaka rehetra, na mousla io na kristiana na tsy mpino aza.



andafy = aamiko dia midika hoe andafin'ny riaka, izany hoe raha nosy voahodidina ranomasina i Gasikara dia izay rehetra ampitan'ny ranomasina amiko dia andafy avokoa.
51. ari.malala ( 17/05/2005 10:42)
ny famosaviana aloha amiko manokana zareo dia
52. ari.malala ( 17/05/2005 10:44)
azafady ê! :)

Ny famosaviana hoy aho raha amiko manokana dia ratsy foana, he aza ny anarany hoe faMOSAVIana ko! mosavy zany aloha ny fahafantarako azy vorika izany hoe famonoana olona ê! dia atao izany izay hijalijalian'ilay olona na tsy ho afaka aza ny ainy! izay ilay lazaiko hoe mahay manimba sy mamono fa tsy mahay mamelona!

53. Veloo ( 17/05/2005 16:59)
dadabe tsisy fisaorana aky a:-*:-*
routa ie tena marina aky io a za tena nahita mihitsy rehefa any ivelany dia tsy mandaitra ny famisaviana gasy :-D:-D:-D:-D:-D
ari.malala a ny sasany tena aaon-njy zareo maty aky a zavatra niseho aky io a...:cry:
54. rhevinilsen ( 17/05/2005 18:07)
Mifenty:




andafy = aamiko dia midika hoe andafin'ny riaka, izany hoe raha nosy voahodidina ranomasina i Gasikara dia izay rehetra ampitan'ny ranomasina amiko dia andafy avokoa.



marina ny anao fa any africa sy ny sud asiatika mitovy amin'ny an'gasy ny conception momba ny hoe mpamosavy.
Ny tandrefana koa de misarigaigy sy milalao zavadoza mihitsy mody hoe tsy mino ny mpams sy ny force extranaturelle, nefa firy ny tanora liana de liana @ io, hoatran'ny fisainana hard rock, spiritisme, esoterisme, satanisme, nirvana...sns.
55. rhevinilsen ( 17/05/2005 18:26)
bichette:


ny any andafy marina ampiasina ny fées, ny mpamosavy anaty ny tantaran-jaza andraisana lesona sns, endrika entina hanavahana mazava ny olona tsara sy ny olona ratsy.Ny mpamosavy aza avoaka TV atao interview tsy olana mihitsy ary tsy hatahoran'ny olona loatra
ny ao dago indray, raha vao fantatra fa hoe mpamosavy dia tonga dia mitsoaka ny rehetra, torahina vato satria masiaka koa no hita mmivantana fa hoe "possede" ry zareo.



refa tsy force avy any @ Atra ve tsy defa hoe force malefique izay? toy ny hoe magie sy ny ody ratsy sns...
ka na atao blanche iz na atao noire; na atao hoe fee io na gentille bonne sorciere na mauvaise; devoly daholo no ambadik'ireny e
:wink:
56. marozevo ( 17/05/2005 23:45)
Gaga be aho hoe nahoana no eto ity loha hevitra ity no miseho. sao dia mba ....
57. sonwin ( 18/05/2005 10:38)
sao dia mba ....ahona kay?:roll:
58. Mifenty ( 18/05/2005 12:56)


sao de mba aona marina kay ?

59. Veloo ( 18/05/2005 20:02)
sao dia mba ..... inn kay?
60. annie ( 19/05/2005 07:16)
za aloha dia mino satria efa nahita betsaka e!tsy hainareo angaha ny hoe any ambatondrazaka ny tena fohibeny?mampalahelo ny voan'io fa aza mba voany ihany?Aza manody izany hoe voan'ny fanainga lavitra fa sady malahelo ilay olona enao no tezitra ihany koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1624