ny fifandraisantsika namana ato
1. fijo
(
02/03/2005 23:24)
fantatsika rehetra nisy olana ny namana sasany tato teo ary dia nisintaka mihintsy iwy noho izany
mino aho fa maro no tsy nankasitraka izay zavatra nitranga izay ka mba hialana amin ny tsy hiverenany intsony dia aoka isika
1 hianatra hifanaja
2 hianatra ahay mitsahatra rehefa tsy zakan ny namana
3 hianatra tsy hitana halahelo
4 ary hifampiresaka raha misy olana
ny admin dia tokony hamafa izay resaka rehetra ahitana soritra fanalana baraka ny hafa na ompa
ary iaika rehetra dia tokony hilaza raha mahatsapa fa misy mitady hioatra ny izy ny namana sasany
tsy fanilihana no atao fa fanitsina ka antsika rehetra no misahana an izany
dia mirary an tsika hiaraka hiserasera ampinamanana ato indray ary e

répondu par iartistika le 09/04/2005 12:37
2. naritsimba
(
03/03/2005 06:46)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Misaotra an\'i manokana aho @ ity resaka naposany eto ity. Matoa izy namoaka an\'ito resaka ito dia misy zavatra tsikariny tato ary indrindra ao @ \"tchat\", niezaka ihany izahay taty Dago ny nanadihady fa tsy misy sahy niteny ireo rehetra nanontaniana, indrindra r\'izareo OP, ny @ antony mahavitsy ireo OP sy ireo efa fantatra fa mpiresaka mazoto ao @ \"tchat\" izay tsapa fa tsy hita intsony.
1° Tsara tokoa ny nahavaky ity resaka ity satria \"Toy ny vay izy ity ka raha tsy potserina dia vao maika hihitatra tahaka ny sima misioka ka tsy ahitam-panafana intsony\"
2°Tsy fantatro izay andraikitra mipetraka amin\'ireo olona voalaza fa \"OP\" ao @ tchat fa ny fanamarihana izay omeko dia:
-Misy namana sasany dia \"banni\" @ tsy misy antony.
-Misy ireo izay voadaka fotsiny izao rehefa mikôty sipa indrindra fa raha OP no kôtiny.
-Misy ihany koa ireo namana izay sambany vao miditra sy mianatra Tchat ka tsy mbola mahay izay atsimo sy avaratra no voakina(fampiasana Majuscule ohatra)
-Ao indray ireo OP izay tsy mamaly resaka raha tsy olona fantany sy efa mpiresaka aminy no manontany azy.
-Hita eto ihany koa ny fisian\'ireo izay manao valiteny anavona fotsiy izao.
3°Ireto ny toetra tokony ananareo OP:
-Mamaly izay rehetra miresaka aminareo na iza izy na iza.
-Mamaly izay resaka atao rehetra rehefa tsy manompa na miteny ratsy anareo ilay olona dia tsy tokony ho dakanareo na banni-nareo.
-Manao izay ahatamana ny namana rehetra miditra ato.
-Miezaka ny tsy mampiseho fahatezerana.
-Mampiresaka ireo olona vaovao izay hita fa tsy misy mpiresaka.
-Tsy miditra mihitsy rehefa tsy afaka hiresaka @ olona rehetra ao @ Public.
Ity kosa dia natokana ho an\'i mpamorona manokana(Hery).
-Aoka mba tsy ho asiam-panavahana ny namana rehetra eo @ tchat satria misy namana izay te-hiresaka aminao ao nefa ianao tsy mamaly mihitsy.
-Ny hitenenanao ireo mpandrindra(OP) izay hita fa manana toetra hafahafa(manavakavaka).
-Ny handraisanao ireo olona rehetra na lahy na vavy ho mitovy daholo tsy asiam-panavahana(ho anareo any ivelany any io).
-Ny tsy fanaovana teny mahery.(raha toa ka efa nisy dia ialao tsiny ilay olona)
Ireo rehetra ireo dia lazaiko amim-pahatsorana ary tsy hisoronako satria izahay aty manentana sy mamporisika ny olona hitsidika ato nefa isika ato toa lasa tsy hita be ihany(jereo io lazainy ery ambony).
Sahiko ny milaza fa izahay aty na dia tsy miditra ato aza dia mifanerasera foana ary mifampitsidika isan-tokatrano na any @ toeram-piasana ary mifanentana @ izay atao, ary izay hita fa manao fihetsika tsy dia mety loatra dia iresahana mivantana, ary raha misy zavatra tsy tanty dia tenenina.
Tsy hoe tsy mifanaja isika ato akory fa ny tena marina dia izao:\"TSY MAHATANTY TSIKERA, TSY MAHATANTY ANALANA, ARY TSY MANAIKY GISITRA NOHO NY HAFA\"
Inona moa no ilana Tchat?
-Amiko ny idirako @ Tchat na an\'iza io na an\'iza dia ny iresahako @ olona rehetra indrindra ny olona tsy fantatro. Ary zà manokana rehefa tsy miteny ratsy dia tsy olana amiko na hanala ahy tahaka ny inona ary dia zà mahatanty, efa sakafo in-telo isan-andro aminay izany fanalana izany.
-Misy ange ny hitady vady no idirany tchat e! koa inona no tokony ahatezitra rehefa misy mikôty ano?
Izay fa dia mazotoa daholo eh!

4. Ralay
(
03/03/2005 07:00)
Marina daholo ireo voalazanareo roalahy ireo ry naritsimba sy fijo ary efa nisy resaka nifanaovanay ihany moa izy io nefa dia ohatry ny tsy nahitana vokany loatra ka dia anjaran'ny tsirairay sisa no mandray ny andraikiny @izay tandrify avy fa "efa samy olon-dehibe" mahalala ny ataony.
5. hery
(
03/03/2005 07:39)
Miarahaba daholo,
Misaotra betsaka antsika rehetra amin'ny ezaka fanatsarana ity serasera ity. Miezaka tokoa izahay indrindra ireo OP izay namana tsotra tahaka anareo ihany koa, tsy mandray karama, tsy mahazo doka, indraindray aza sady voagidragidran'ny avy aty amin'ny tompon'andraikitra... no voagidragidran'ny avy any amin'ny mpiserasera. Olona manana ny asa ataony isantsokajiny kanefa dia nanaiky ny ho eo. Ary izahay moa dia manaiky hatrany raha misy olona amintsika vonona ny hanampy. Mila mifanantona aminay fotsiny... fa asa ifampizarana io.
Ny OP rehetra dia mahalala ny adidy omena azy avy, tsy mitovy ny adidy omena ny tsirairay satria tsy mitovy ny fotoana ahafahan'ny tsirairay miasa. Misy te ho OP fotsiny fa tsy mahazaka adidy afatsy iray na roa dia tsy maninona rehefa mbola manaraka ny fitsipika maha OP azy.
Ny OP rehetra koa dia efa notenenina ary efa nanaiky ny hanaraka ny fitsipika fifehezana vitsivitsy izay arahana ao amin'ny chat. Ny ankamaroan'ireo fitsipika ireo dia tsy ny #serasera no namorona azy fa iraisan'ny chat rehetra. Manana forum manokana hifampidinihan'ny samy OP izahay izay ifampizarana hevitra sy tsikera.
Ireto ary ny valiny vitsivitsy amin'ireo resaka eo ambony.
Misy archives izay azon'ny OP rehetra jerena. Raha manana porofo ianao dia azo hamarinina io. Sao mantsy dia laza any ivelany any fotsiny no henonao ka tsy hitanao ilay "antony".
Ny chat dia toa ny eny antsena. Andramo ny mikoty sipa fotsiny tsotra izao eny antsena... dia eritrereto hoe mikoty Polisy enao rehefa mikoty OP.
Azo atao tsara ny mahalala ny atsimo sy avaratra alohan'ny hidirana ao amin'ny chat. Ao amin'ilay takelaka fidirana ao amin'ny chat http://chat.serasera.org dia misy fanoroana vitsivitsy sy fitsipika vitsivitsy ho an'ireo mpichat. Napetraka indrindra ireo fanazavana ireo (Jereo ilay hoe fanoroam-pejy) mba ho an'ireo vaovao. Ny fampiasana Majuscule (ohatra) izay midika hoe MIKIAKIAKA dia tsy ny serasera no nametraka azy fa iraisan'ny chat rehetra.
Momba ilay sosokevitr'i Naritsimba dia betsaka tokoa no azo raisina ary dia isaorana anao.
Miezaka ihany fa tsy tratra indraindray. Arakarak'ilay resaka ihany koa mantsy io. Misy tonga dia hanontany hoe aiza ianao no mipetraka? Dia tahaka ilay nolazaiko hoe raha eny antsena ianao mifanena amin'olona dia tonga dia anontanio hoe aiza ianao no mipetraka.
Misy fitsipika efa napetraka araka ny voalazako etsy ambony.
Miezaka amin'io tokoa ny OP fa angamba mbola tsy ampy ny ezaka. Misaotra anao amin'ny fampatsiahivana.
Anisan'ny asan'ny OP koa aloha, ankoatran'ny firesahana, ny famakiana sy fijerena izay fihetsika ataon'ny mpigafy... fa rehefa iresahana izy dia mamaly. Ny OP tsy miteny mihitsy fa mijanona eo fotsiny dia efa notenenina... ary ny sasany efa nesorina.

naritsimba:
-Misy namana sasany dia "banni" @ tsy misy antony.
Misy archives izay azon'ny OP rehetra jerena. Raha manana porofo ianao dia azo hamarinina io. Sao mantsy dia laza any ivelany any fotsiny no henonao ka tsy hitanao ilay "antony".
naritsimba:
-Misy ireo izay voadaka fotsiny izao rehefa mikôty sipa indrindra fa raha OP no kôtiny.
Ny chat dia toa ny eny antsena. Andramo ny mikoty sipa fotsiny tsotra izao eny antsena... dia eritrereto hoe mikoty Polisy enao rehefa mikoty OP.
naritsimba:
-Misy ihany koa ireo namana izay sambany vao miditra sy mianatra Tchat ka tsy mbola mahay izay atsimo sy avaratra no voakina(fampiasana Majuscule ohatra)
Azo atao tsara ny mahalala ny atsimo sy avaratra alohan'ny hidirana ao amin'ny chat. Ao amin'ilay takelaka fidirana ao amin'ny chat http://chat.serasera.org dia misy fanoroana vitsivitsy sy fitsipika vitsivitsy ho an'ireo mpichat. Napetraka indrindra ireo fanazavana ireo (Jereo ilay hoe fanoroam-pejy) mba ho an'ireo vaovao. Ny fampiasana Majuscule (ohatra) izay midika hoe MIKIAKIAKA dia tsy ny serasera no nametraka azy fa iraisan'ny chat rehetra.
Momba ilay sosokevitr'i Naritsimba dia betsaka tokoa no azo raisina ary dia isaorana anao.
naritsimba:
-Mamaly izay rehetra miresaka aminareo na iza izy na iza.
Miezaka ihany fa tsy tratra indraindray. Arakarak'ilay resaka ihany koa mantsy io. Misy tonga dia hanontany hoe aiza ianao no mipetraka? Dia tahaka ilay nolazaiko hoe raha eny antsena ianao mifanena amin'olona dia tonga dia anontanio hoe aiza ianao no mipetraka.
naritsimba:
-Mamaly izay resaka atao rehetra rehefa tsy manompa na miteny ratsy anareo ilay olona dia tsy tokony ho dakanareo na banni-nareo.
Misy fitsipika efa napetraka araka ny voalazako etsy ambony.
naritsimba:
-Manao izay ahatamana ny namana rehetra miditra ato.
-Miezaka ny tsy mampiseho fahatezerana.
-Mampiresaka ireo olona vaovao izay hita fa tsy misy mpiresaka.
Miezaka amin'io tokoa ny OP fa angamba mbola tsy ampy ny ezaka. Misaotra anao amin'ny fampatsiahivana.
naritsimba:
-Tsy miditra mihitsy rehefa tsy afaka hiresaka @ olona rehetra ao @ Public.
Anisan'ny asan'ny OP koa aloha, ankoatran'ny firesahana, ny famakiana sy fijerena izay fihetsika ataon'ny mpigafy... fa rehefa iresahana izy dia mamaly. Ny OP tsy miteny mihitsy fa mijanona eo fotsiny dia efa notenenina... ary ny sasany efa nesorina.
6. hery
(
03/03/2005 07:45)
Tohizako eto fa lava loatra ilay teo ambony
Sosokevitra ho ahy manokana izay isaorako be dia be an'i naritsimba.
Tena tsy arako marina e. Raha misy manoratra amiko manokana dia ezahako valiana ihany. Eto amin'ny serasera ny 60%-n'ny asa rehetra ataoko... angamba hitako hoe betsaka ihany... pour un projet gratuit.
Tsy dia azoko ilay hoe manavakavaka. Efa notenenina aloha ny OP momba an'io ary efa nifanazava daholo izahay. Izay tsy nanaraka dia efa nesorina...
Mitovy amin'ilay teo ambony. Tena tsy araka... fa raha pv dia inoako fa valiako ihany raha hitako.
Izaho no tena mahazo teny mahery be indrindra ao :-) fa valiana tsiky dia ampy... ary tsy dia manome teny mahery angamba aho. Misy manome teny mahery dia rehefa mahazo tsiky dia miteny any ambadika hoe nahazo teny mahery :-)
Misaotra antsika rehetra e. Ny teny toa itony dia inoako fa natao indrindra hahatsara zavatra. Koa misaotra amin'ny ezaka ataon'ny tsirairay. Dia mamerina misaotra ny OP izay miasa mafy maimaim-poana ihany koa. Ary mbola miantso hatrany ireo vonona ny hanao OP. Afaka manandrana ianao fa rehefa hita hoe tsy araka dia mijanona ihany... izany daholo no niatombohan'izy rehetra ireo.
Misaotra
Am-panajana... tsiky dia ampy.
Sosokevitra ho ahy manokana izay isaorako be dia be an'i naritsimba.
naritsimba:
-Aoka mba tsy ho asiam-panavahana ny namana rehetra eo @ tchat satria misy namana izay te-hiresaka aminao ao nefa ianao tsy mamaly mihitsy.
Tena tsy arako marina e. Raha misy manoratra amiko manokana dia ezahako valiana ihany. Eto amin'ny serasera ny 60%-n'ny asa rehetra ataoko... angamba hitako hoe betsaka ihany... pour un projet gratuit.
naritsimba:
-Ny hitenenanao ireo mpandrindra(OP) izay hita fa manana toetra hafahafa(manavakavaka).
Tsy dia azoko ilay hoe manavakavaka. Efa notenenina aloha ny OP momba an'io ary efa nifanazava daholo izahay. Izay tsy nanaraka dia efa nesorina...
naritsimba:
-Ny handraisanao ireo olona rehetra na lahy na vavy ho mitovy daholo tsy asiam-panavahana(ho anareo any ivelany any io).
Mitovy amin'ilay teo ambony. Tena tsy araka... fa raha pv dia inoako fa valiako ihany raha hitako.
naritsimba:
-Ny tsy fanaovana teny mahery.(raha toa ka efa nisy dia ialao tsiny ilay olona)
Izaho no tena mahazo teny mahery be indrindra ao :-) fa valiana tsiky dia ampy... ary tsy dia manome teny mahery angamba aho. Misy manome teny mahery dia rehefa mahazo tsiky dia miteny any ambadika hoe nahazo teny mahery :-)
Misaotra antsika rehetra e. Ny teny toa itony dia inoako fa natao indrindra hahatsara zavatra. Koa misaotra amin'ny ezaka ataon'ny tsirairay. Dia mamerina misaotra ny OP izay miasa mafy maimaim-poana ihany koa. Ary mbola miantso hatrany ireo vonona ny hanao OP. Afaka manandrana ianao fa rehefa hita hoe tsy araka dia mijanona ihany... izany daholo no niatombohan'izy rehetra ireo.
Misaotra
Am-panajana... tsiky dia ampy.
7. naritsimba
(
03/03/2005 08:08)
Hoy i naritsimba:
-Misy namana sasany dia "banni" @ tsy misy antony.(efa tratra aho matoa miteny fa saingy efa afaka ilay izy ny fotoana koa moa tsy voatanako nisy OP nahita t@io fotoana io satria tato amiko izy ary nahita ny fandehan'ny resaka rehetra nataoko)
Misy archives izay azon'ny OP rehetra jerena. Raha manana porofo ianao dia azo hamarinina io. Sao mantsy dia laza any ivelany any fotsiny no henonao ka tsy hitanao ilay "antony".
].(efa tratra aho matoa miteny fa saingy efa afaka ilay izy ny fotoana koa moa tsy voatanako nisy OP nahita t@io fotoana io satria tato amiko izy ary nahita ny fandehan'ny resaka rehetra nataoko)[/b]
Hoy i naritsimba:
-Misy ireo izay voadaka fotsiny izao rehefa mikôty sipa indrindra fa raha OP no kôtiny.
Ny chat dia toa ny eny antsena. Andramo ny mikoty sipa fotsiny tsotra izao eny antsena... dia eritrereto hoe mikoty Polisy enao rehefa mikoty OP.
Moa ve izany tsy azo atao ny mikôty pôlisy eny an-dalana? aty mantsy betsaka izao ny Pôlisy vavy fa dia tsy olana mihitsy ny mikôty azy. fitiavana tahaka ny fitiavana rehetra io manaiky ianao tsara tsy manaiky ianao atao ahoana moa, tsy misy mihitsy lalàna milaza fa tsy azo atao ny mikôty vehivavy na aiza na aiza ary na iza na iza, azo atao foana ny mitory fitiavana, ary satria tsy hita maso ilay olona ao @ tchat dia tsy maintsy @ alalan'ny resaka izany no amborahana fitiavana na dia OP aza.
NB:izaho manokana aloha dia tsy mbola nikôty na dia tsy OP aza e!
Hoy i naritsimba:
-Ny hitenenanao ireo mpandrindra(OP) izay hita fa manana toetra hafahafa(manavakavaka).
Tsy dia azoko ilay hoe manavakavaka. Efa notenenina aloha ny OP momba an'io ary efa nifanazava daholo izahay. Izay tsy nanaraka dia efa nesorina...
Ilay hoe manavakavaka dia eo @ famaliana sy ny fandraisana ilay namana vaovao fa tena misy ary hita mihitsy ireo izay tsy mamaly rehefa iresahan'ireo olom-baovao. Tsy milaza akory aho hoe misy ny tonga lafatra fa kosa tokony mba ho ny fara-fahakeliny @ zavatra tokony atao no tanterahina
Misaotra @ fanazavana.

9. ravatorano
(
03/03/2005 09:38)
misaotra an i fijo nandefa ilay lohahevitra.
Misaotra an i naritsimba koa nilaza izay tokony hatao sy ny tokony ho hatsaraina ary dia isaorana ihany koa i hery namaly amikitsi po.
Samy manana ny filazany aby moa ny olona sy ny namana rehetra , izaho izao mahita fa misy lafiny betsaka tokoa hanohanako an i naritsimba nefa mazava koa ny namalian i hery azy teo.
Fa ny tiako hamafisina aloha dia izao aoka marina isika hifanaja araky ny voalazan i fijo ery ambony.
rehefa tsy zakanao ny fanalana eo dia tsory d mbo mijanona koa ilay mpanala fa tsy hanana lonilony satria fitadiavana namana no atao eto.Namana izany midika fa fihavanana ka raha mila namana isika dia mila fihavanana izany.

10. mihanta
(
03/03/2005 10:07)
manamafy zay voalazan'i fijo hiserasera no aleha eto
fa tsy ifampila kisa.
hanampiako kely azy fotsiny angamba d oe tsy ny admin na ny op ihany no tokony hanao ezaka fa ny tsirairay ihany koa.
tongotra miara mamindra soroka miara milanja.
tsiky d ampy :*

11. Riffeur
(
03/03/2005 11:54)
Salut dol. Humm,inn dol ity kozy ity oh :-D Tchat io dia samy manao zay mampifaly ny fony dia samy mifanaja dia efa good zany. Za manokana aloha dia tena tsy ho arako dol ny olona rehetra raha resahiko ary hevitro manokana dia tsy obligé hiresaka @ zay olona rehetra miditra satria samy eo dol mi-participe ary mba misy zavatra hafa atao koa en meme temps. Mifanavakavaka zany aloha tsisy satria virtuel, tsy hitako zay antony hifampakavahana. Resaka mikoty, za tsy mbola nisy nikoty, fa andramo fa mety tsy kicke-ko zany ka, lol. Vazivazy iray andalana hozy ny fikozy fa tsy azoko le hoe tokony ovaina toetrana OP. OP = operateur dia vakio ny tokony ataona OP sur le net @ siten'ny epiknet ohatra dia hazava le izy. Farany ,le kozy hoe tokony tsy hiditra mihitsy rehefa tsy hikozy @ public. miscene be , f'anagha nisy contrat nosoniavina hoe obligé, lol. Reveo milay fa samy manao zay tiany io ary samy mifanaja kle. Dia rehefa tsy voavoanao le olona dia aza resahina eh, tsy force-na io. Misotsaaaaaaaaaaaaaaaa
12. kinaoly
(
03/03/2005 12:31)
mankasitraka feno an'ireo tompon'andraikitra mametraka ny fefy tsy tokony hihoarana sy manao izay hahatsara indrindra ny fifandraisana eto
naritsimba> mora ny mitsikera rehefa tsy eo amlay toerana, ataoko kosa fa tsy misy op tsy te hamaly zany eo na tsy te hahatamana ol, matoa op de efa mahalala aby ny anjara andraikiny. marihiko kosa anefa fa misy ny miasa sy mianatra, ka tsininy ve raha ohatra ka sendra tsy namaly izy. mitaky fahalavorariana enao (tsy ratsy alou zay e) fa sarotra tanterahina.
afaka miteny kosa aho fa manao mihoatra nohon'ny "farafahakeliny tokony hatao" ireo op ireo. ny tokony tsaroana hatrany de we anisan'ny fialamboly sy fomba hifankahalalana ny karajia,
nefa tsy hoe any ampiasana akory ka misy rendement jerena na règlements internes d'entreprises ka we mahazo sanctions ze tsy manaraka, ol kou nge reo op reo ee, mety manana ny tsininy sy ny mahatsara azy
ny hamaranako azy de manampy an'i mumu za amle sosokevitra, we sao de tokony atao op aza enao

13. ravatorano
(
03/03/2005 12:35)
mumu>tsy izay olona miteny eto akory dia mangataka ny hanao op izay fa kalma wa
Riffeur>maraina fa tsisy azo force na izany ny olona fa te hiteny izy d miteny nefa izay no nampisy olana teo aloha teo.
Manomboka izao d mba aoka isika mba zavatra mahafaly fo no resahina eto izany hoe mba tsy ho voatohitohina daholo isika fa fialam boly no atao aminity serasra ity ary marina fa tena tsy hifampila kisa zany doudoussy eh :-*

14. cutie
(
03/03/2005 13:11)
Ary za tara kle. Hay ve olana ato @ tsaty izy ty. heveriko fa ato @ forum. lolllll
Hoy i naritsimba:
-Misy ireo izay voadaka fotsiny izao rehefa mikôty sipa indrindra fa raha OP no kôtiny.
Ny chat dia toa ny eny antsena. Andramo ny mikoty sipa fotsiny tsotra izao eny antsena... dia eritrereto hoe mikoty Polisy enao rehefa mikoty OP.
hihihi hery, tsy mitombona mihitsy le valin-teny. lollllll

16. naritsimba
(
03/03/2005 13:20)
Ny hisavorovoron-kilantoana e!
kinaoly> tsy ho filoham-pirenena daholo akory izay manome ny heviny rehetra.
Matoa nisy nitarika ity resaka ity dia nisy antony: Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha.
Ary ny tena nanombohan'ny fanamarihana dia t@ ity herinandro ity.
Averiko eto ity voalazako ity:
Tsy milaza akory aho hoe misy ny tonga lafatra fa kosa tokony mba ho ny fara-fahakeliny @ zavatra tokony atao no tanterahina.
Misaotra antsika eh!

19. kinaoly
(
03/03/2005 14:03)
naritsimba> raha mamerina mamaky enao de ahita fa resaka finamanana no resaka teny amboalohany, ary resaka forum. avy eo vao niditra ny resaka op.
avy eo sosokevitra ny ahy, fomban'ny malagasy no miteny we tsy mora ny mitaiza de valina we miteraha mba ahita, ka izay le we "sao anao op enao ahita"
Averiko eto ity voalazako ity:
Tsy milaza akory aho hoe misy ny tonga lafatra fa kosa tokony mba ho ny fara-fahakeliny @ zavatra tokony atao no tanterahina.
midika ve zany fa incapable dôly ny op ao ary tsy misy manao ny minimum amny andraikiny akory ?

20. kinaoly
(
03/03/2005 14:05)
fanampiny kely
naritsimba> tsy we mamoha fotamandry ao fa ao tokoa raha matoa fijo namoka an'io lhvt io, ary naveriny no-situer-na ny resaka dieny hatrany amboalohany