ny fifandraisantsika namana ato

21. mumu ( 03/03/2005 14:47)
ravatorano za ange kalma e! fa refa hitany fa incapable dôly ny op ao amin'ny tsaty maninona izy tsy mangataka atao op?
22. hery ( 03/03/2005 14:57)
naritsimba:

Matoa nisy nitarika ity resaka ity dia nisy antony: Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha.


Ilay resaka nataon'i fijo tokoa aloha (olana kely nitranga teto amin'ny forum) dia tena tao raha... ary efa samy nahita an'izany daholo. Fa ity raha tampoka teo amin'ny chat no tsy hitako.
23. miarina ( 03/03/2005 15:58)
Dia lasa aiza daholo izany ny vola azo @ pub sa de mandeha2 any fotsiny no tsy misy mahazo karama ny olona eto.
Remarque ny ahy iny
24. kinaoly ( 03/03/2005 16:46)
miarina> nga mou zany ny olana we iza mandray karama na tsia eto ?
25. booboo ( 03/03/2005 17:07)
miarina> :^) :^) :^). Tôko an-tsitra-po no anaovan-dry zareo ity raha ity ary isaorana be dia be an-jareo zany fa fandava-tena beeeeeeeeee baikon'ny fitiavana !!!!
26. kinaoly ( 03/03/2005 17:13)
booboo> za mba gaga akia kou
27. welie ( 03/03/2005 17:34)
maditra...
jereo any ambadika any fa efa novaliako ny olanao.

28. maditra ( 04/03/2005 05:52)
wellie> misaotra anao aho amin'ny valiny nomenao iny fa mampiomehy ahy ihany ianao ity. Tena mieritreritra izany ianao fa mahavaha olana ireny?
Merci quand meme pour ta bonne volonte! :-*
29. naritsimba ( 04/03/2005 07:30)
Tsy izay rehetra mitsikera dia lazaina fa manaova dia mahita.(hanao OP) Ary tsy izay mangataka ho OP dia ekena. Izaho manokana dia tsoriko @ fa mpitarika fikambanana maromaro aty, ary tsy matahotra tsikera avy @ iza na iza, ary raha toa ka teto @ ity "site" ity dia tsy haiko hoe nisy zavatra nataoko ve ka tsy zakan'ny namana, indrindra ireo namana aty Madagasikara, azonao anontaniana izay namana rehetra tianao anontaniana aty raha ny zavatra ataoko aty na tsara na ratsy, dia ho fantatrao, misy 50 mahery ny namana aty ary rehefa hitsikera dia sahy mifanantona miseho vatana fa tsy miafina. Rehefa tonga aty ianao dia azonao atao tsara ny mahita izany izany na ny tranony na ny toeram-piasany, dia mifampiresaka isika, raha izaho moa no tonga any dia aoka tsy handositra na mody tsy te-hahalala ianareo any.
Aza dia atao vali-teny boribory tahaka izany izy ity satria resaka hifanakalozana no atao eto. Mahatantesa tsikera ry [u][/u]
Ny tsy anaovako OP dia efa nazavaiko tsara anao fa hanahirana ahy @ fitaomana ireo namana vaovao izany satria manjary miteraka elanelana eo amiko sy eo amin'izy ireo, satria ny aty dia tsy tahaka ny any ka afaka hiditra Internet daholo, fa tsy maintsy ny fanentanana am-bava no atao.
Ho hitanao eo izany Fikambanana NAMANA.SERASERA izany hoe mandroso sa tsy mandroso aty Dago?


tsy ilana karama ny fidirana ato na ny fandraisana anjara fa atao antsitra-po, nahazo maimaim-poana dia mizara maimaim-poana, tsy nokaramaina ianao hiditra ato akory.
Raha ny vola azo amin'ny Pub kosa angamba dia andoavana ny saran'ny fandefasantsika hafatra ato na koa ny saran'ny fampiantranoana ity Tranokala ity.Fanampin'izay dia anontanio i hery.

Mba diniho ny tenin'ity namana iray ity...!
cutie:Ary za tara kle. Hay ve olana ato @ tsaty izy ty. heveriko fa ato @ forum. lolllll

Hoy i naritsimba:

-Misy ireo izay voadaka fotsiny izao rehefa mikôty sipa indrindra fa raha OP no kôtiny.



Ny chat dia toa ny eny antsena. Andramo ny mikoty sipa fotsiny tsotra izao eny antsena... dia eritrereto hoe mikoty Polisy enao rehefa mikoty OP.

hihihi hery, tsy mitombona mihitsy le valin-teny. lollllll


30. mumu ( 04/03/2005 08:14)
naritsimba manaja ny zavatra ataonao any Dago any za ary mba hajao kely aza ny zavatra ataon'ny op ao amin'ny tsaty! tsy mataotra tsikera za fa ny fomba fiteninao no tsy mety!

hoy naritsimba: Tsy milaza akory aho hoe misy ny tonga lafatra fa kosa tokony mba ho ny fara-fahakeliny @ zavatra tokony atao no tanterahina.

Fa nga de tena tsy manao nin nin mintsy ny op ao amin'ny tsaty ao???
31. hery ( 04/03/2005 08:31)
miarina:

Dia lasa aiza daholo izany ny vola azo @ pub sa de mandeha2 any fotsiny no tsy misy mahazo karama ny olona eto.
Remarque ny ahy iny


Ny vola azo amin'ny PUB? :-)
Voalohany indrindra aloha dia efa hoesorina ireny pub vitsivitsy hitanareo ireny satria manembatsembana fotsiny kanefa efa manomboka tsisy vola miditra intsony.
Azo atao hoe Zara raha misy vola miditra amin'ny pub kah. Tsy ampy handoavana ny saran'ny hébergement akory. Ny vola amin'ny hébergement dia vola angoningonina etsy sy eroa... vokatry ny fanampian'ny namana isankarazany... vokatry ny hatsembohan'ny namana sasany ato ihany izay mangingina any ho any fa tsy misehoseho.
Ny dikan'izany dia vokatry ny fo sy fitiavana maimaimpoana no hanaovan'ireo admins ireo ny asa ataony ato... ary tsy omeko tsiny ry zareo raha miala indraindray satria efa sady miasa gratos no mbola tsy afa-po ihany ny olona... Misy leo mihitsy fa izany hoe fitiavana ny serasera no atao fa tsy ny namana mimenomenona tsy mahita izay ezaka kely ataony.

Raha toa moa ka vonona hanampy ara-bola ny serasera ianao dia http://lisitra.serasera.org/?rub=fanampiana fa misy azonao atao na dia kely aza. Dia marihiko eto fa ny fanampiana alefanao ao dia tsy mivantana aty amiko fa any amin'ny namana iray izay mahafoy tena (mbola maimaimpoana ihany koa) hitam-bola-n'ny serasera.

Izay ny serasera e. Gasy 100% maimaim-poana... dia miezaka sy mizaka ny fanamby natao.
32. dadabe ( 04/03/2005 08:37)
inn doly aza ty resaka ty le?? zah tsy a la page,fa zah manararaotra
fijo>zah efa nanopa olona tato =>MIFONA @LE OLONA VOAOPA E tsy hanao intsony aho @sisa fa omeko tsiky izy dia ampy e :D :D :D
33. Nananie ( 04/03/2005 09:13)
Za kou tsy de maharaka tsara le zvt nitranga. Olona no nitantara.
Fa ra misy zvt tsy tiko alou ato de ireo ol [b]hypocrite. Gravy be mihintsy refa mifanena ary @ tchat ary an. Ny sasany 'zany moa tsy menatra mihintsy mifosa, de nefa refa aty @ forum sy namana ôtran'ny tsy nisy inin. Mba ovay le toetra wa!
Ra resaka ol manompa ndray moa ... tsy hitako 'zay lazaina... Hafa ihany rehefa maivan-doha. Avela izy hanompa eo dia vôfafa e!
34. naritsimba ( 04/03/2005 11:15)
Azo resahina eto daholo amiko ny olana hitantsika na ao @ Forum na ao @ tchat na @ ireo hafa aza.
@ izay dia mora ny mamaha ilay olana.

Ny alahelo tsy ambara havana ange zakan\'ny tompony ihany[u][/u]
35. chipie1 ( 04/03/2005 11:36)
za kosa aloha tsy mbola nahita nifosa teo aminy tsaty e! hiresaka no aleha ao!
36. watafon ( 04/03/2005 12:19)
za indray alou mbola tsy nahita olana tato fa mahita kosa ny toetran'ny mpitsaty sasany no mahagaga ahy indraindray ! ze hifosa aleo hifosa any e! ny manompa indray kosa tsy tokony hatao e!
37. kinaoly ( 04/03/2005 13:44)
naritsimba> amiko ny tsikera natao hanatsarana zavatra fa tsy natao hanaratsina ny efa miasa, ilay we "na ny farafahakeliny tokony hatao" no mahagaga ahy, midika izany fa tsy mahavita azy ny op ao ka izay no mahatonga ahy mbola mamerina hoe midira op enao, tsy mitovy marina ny fanentanana am-bava sy eo am-ny tsaty. ary izay no hanamafiskao eto hoe mety tsy mety ny fahitanao azy satria tsy hainao. hitanao fa na enao aza miaro ny zavatra ataonao any dago :
mahazaka ny tsikera ny op fa raha mahita enao fa tsy vitany na ny farafahakeliny tokony hataony aza de omeo olona mahavita azy. izaho raha mahita fa tsy mety ny ataon'ny ol anankiray de tsy miteny aho raha tsy efa manana sosokevitra tsara omena ary atomboko amny fanolorana ny tenako satria za mino fa ny matoa aho mahita fa tsy mety ny tranga de manana hevitra hanatsarana aho zany, fa tsy faly hiteny fotsiny we incapables nareo (on n'est jamais mieux servi que par soi-même )
finamanana eto amny forum no niantombohan'ny resaka , mamerena mamaky hatrany amboalohany fa avy eo vao notaritinao tany amny resaka op
38. yonikafopl ( 04/03/2005 18:36)
oupssssss, resaka zany marina hihihhih
fa mahafinaritra kalou ny famoahana ny alahelo toy izao e!!
Ilay resaka we mikoty, tsy afaka ny hanakana ny olona tsy hikoty ana za , fa kosa rehefa mba manda am-panajana dia mba avela amzay le resaka fikotina fa tsy hanao teny mahery sy hanompa( efa tratra aho matoa miteny).
Fa za kosa kalou manala e!! mananihany aho, ary mahatanty hanihaniana koa, fa tsy mahatanty ompana.

Isika namana rehetra no mila mifanaja, sy miara mientana am fanatsarana ity site milay be ity hihihih

Tsiky dia ampy hono e!!
Mirary soa daholo
39. dadabe ( 05/03/2005 07:22)
yonika>ka ise ve skoto tsy hantanty hanalana sy hanihany hihihihihi tsiky de ampy a :D
40. yonikafopl ( 05/03/2005 14:05)
dadabe hihihihih marina zany ry ise a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2375