ny fifandraisantsika namana ato
41. pitchou
(
06/03/2005 18:02)
ary tena hendry marina le fijo fa tsy vazivazy! :lol:
naritsimba> aza d bedesina mafy lôtra kosa ny OP fa efa mba manao ze afany e! mihinam-bary aza misy latsaka kounou!
zà alou d tsy manaiky olona tsy fantatro hivantambatam-piteny amiko e! rehefa mifankazatra (na ato aza) vao tokony hanao an'izany, satria efa mba mahafantatra alou hoe sahala @ ahoana iny olona iny! ary mety tena masiaka be zà @ zany! (nisy namana efa fantatra efa ela aza moa tô vôbedibedy koooo! hihihi) d rehefa tonga @ le teny mahery zay zà d tsy miverina ntsony na hiezaka aza iny olona iny! eritrereto hoe olona tsy hainao ery no hanao resaka tsy maotina aminao, fa inn moa izany no fiheverany anao?! d pira noho izay ny ato satria imason'ny olona rehetra ato izany no atao aminao ! :evil:

42. fijo
(
08/03/2005 00:02)
misaotra izay efa namaly rehetra.
marina aloha fa olana tato amin\'ny FORUM no nahatonga ahy namoaka ity loahevitra ity,fa tsara raha tafavoaka koa izay olana tany amin\'ny tsaty RAHA NISY.
momba ilay resaka mikoty OP:
_olona toa ny rehetra ireo azo kotina.zo ny mikoty FA AZA HADINO fa zoany koa ny MANDA;
ARY IZAY NO MAMPIHAVAKA NY MIKOTY SY NY MANAO TOTOAFO\"harcelement\"
azavaiko.raha mikoty ianao ka miteny tsotra aminao le olona hoe \"aoka izay fa tsy hafaka hiaraka aminao aho\"dia mitsahatra ianao .
eto dia ao anaty ny zoanao ianao sy ilay olona ka tsy misy fahadisoana.
fa raha efa miteny kosa izy NEFA mbola avy foana ianao manao matetipihavy mamerina an\'io;dia efa tafiditra amin\'ny fandikana ny zon\'ilay olona izay iano ka tokony hosaziana.
toa izay koa ny fifanalana.rehefa miteny ilay namana hoe \"aoka izay\"dia aoka mba hajanona .ary raha mbola mitohy io,dia anjaran\'ny tomponandraikitra ny maka ny sazy tokony hatao anao.
ilay manompa sy manalabaraka kosa aloha dia tokony tsy ho ekena mihintsy.
_1)voalohany io dia mariky ny tsy fahampian tsaina ka ratsy.
_2)faharoa dia io ilay tsy fifanajana ka tokony halavirina.
izay aloha fa aleo avoaka eto aby raha mbola mahita olana ianareo.

43. ravatorano
(
08/03/2005 09:36)
manahirana ity resaka ity.
marina fa manao izay ho afany tokoa ny op , marina fa mahita zavatra na tsikera atao ny namana hafa izay mpiditra sy mandalo ato amin uny tsaty ao.
Ny hany teniko dia izao samia mandanjalanja izay tokony hatao sy hampety ity fifandraisatsika ity.
Ataoko fa efa betska izay voalaza teto izay , betska ihny koa ny nifampiresahana samy mahatanty tsikera daholo ary samy te hanana ny tsara , samy te hiaro ny heviny koa ny iangaviako fotsiny ny hahitana vaha olana amin izay izany we aoaka mba ssamy hisaintsaina izay toerana misy azy avokoa.
Nampime anah ilay resaka pub tery ambony tena marina ny tenin i hery io fa d antsitrapo ry namana isany no anaovana ny fiarahana ato na ny op na ny admin any amin ny forum izany.

45. naritsimba
(
08/03/2005 10:02)
Miarahaba antsika rehetra indray e!
Raha ny resaka rehetra ataontsika eto dia maimaim-poana daholo, ary tsy mbola nisy noterena handoa vola akory tato.
Dia lasa aiza daholo izany ny vola azo @ pub sa de mandeha2 any fotsiny no tsy misy mahazo karama ny olona eto.
Remarque ny ahy iny
Am-pitiavana daholo ny handraisan'ny namana rehetra anjara eto na ny any am-pita na ny eto Madagasikara, na ireo efa hita vatana na ireo mbola ao anaty solon'anarana.
Koa dia enga anie ho lasa amin'izay ny ahiahy sy ny eritreritra tsy nandry hatramin'izay fa dia ny maha mpinamana ao anatin'ny fifankatiavana sy fifanajana ary ny fifanampiana no aoka ho ataontsika ho ambony indrindra.
Misaotra izay namaly sy nitafatafa teto ô!

46. Tenio
(
08/03/2005 16:10)
Hihihihihihihihi in daholo iny resaka ity ?
Dadabe>hihihihihihihihi
Fijo> miaiky mintsy pitchou fa hendry marina kay elà
Matin’ny fihomehezana eto za ny farany.
Amiko aloha dia tsy ny ataon’ny OP no mety ho olana fa efa mba manao izay ho afany ihany ry zareo ary maro koa ny andraikitra apetraka aminy sy ny zavatra hafa ataony. Fisaorana ary angamba no tokony hatolontsika azy ireo. Ny hoe manavakavaka aloha dia tsy hitako loatra, mety misy antony maro tsy amaliany resaka : sahirana izy na tsy eto vetivety, sns……..Ny iraisako hevitra amin’i naritsimba fotsiny dia hoe inona moa ny olana raha mikôty OP na polisy ? Rehefa tsy manaiky izy ve hoterena moa ?Ady varotra tsy raikitra hoy ny Ntaolo tsy atao haharatsy fihavanana
Za aloha dia mpanala sady mpikôty ( na OP io na tsy OP ) fa izaho kosa aloha tsy mbola nanompa olona e ! sady tsy hanao an’izany mihintsy, ary tsy mbola voadaka noho ny fikotina.
Dia manamafy ny efa nolazain’ny namana sasany tetsy ambony hoe : aoka fotsiny mba samy hifanaja ny tsirairay, hifananatra, ho samy malala-tsaina daholo ary aza hadino ny filamatra : tsiky dia ampy.
Dia za vonona foana raha mbola misy resaka azo himehezana ao @ tchat ao, indraindray anefa mba matotsa ihany. Et faites l’amour mais pas la guerre.

47. fijo
(
08/03/2005 21:09)
io ten'i tenio io ngamba no mandravona azy rehetra ka dia manantena isika fa tsy hisy intsony ny filana kisa ato e.
49. dadabe
(
09/03/2005 06:24)
tenio>hahahahahah milay e
rurik>operatrice lesy na operateur a hehehehehe
fijo>melsiii zandry eee (l) (l)
hery>de miandry an'ise zany sisa ho tompon'ny teny farany milay e :D de ampy e
naritsimba>bonne e :lol:

50. notron
(
09/03/2005 06:47)
Fa in ary ty????????????
Inona tokoa moa ny OP? (Tsy tokony ho eto no hilazana izany nefa inoakao fa mety ihnay satria betsaka ireo fanontaniana, OP = Opérateur)
- Misy karazany telo izy :
a/ Voice : mpanetsiketsika sy mpanentana eo @ tchat.(Mpampiresaka)
b/ HalfOP : Manentana, manara-maso, manoro izay sahirana. (semi-OP)
c/ OP : Manao ny asan'ny Half sy ny Voice ary mifehy tanteraka ny tchat.
Noho izany :
1 - Tsy voatery hiresaka ny OP fa mety manara-maso ny resaka rehetra mandeha eo izy.
2 - Ray aman-dreny ka mendrika hajaina. Ary ilàna olona manana izay toetra maha-ray aman-dreny azy izay.
3 - Manana fahefana feno izy @ zay heveriny fa tokony hatao (Mandaka, mampakatra ho OP izay hitany fa mendrika izany, sns..) Tsy ilany fiherana na @ iza na @ iza io.
4 - ...
Na izany na tsy izany dia sahala @ olona rehetra ny OP eo @ tchat ka :
- Manana ny zavatra mahafaly sy ny mahatezitra azy.
- Manana ny faniriany
- Manana ny heritreriny manokana na dia aminao io aza.
- Tsy mandray vola na ariary aza izy fa fitiavana no maha-eo azy.
Noho izany:
- Tsy fady akory ny fikôtina OP fa mety misy koa ange OP te-ho kôtina e! (Za zao vao omaly no nisy nikôty fa nitsôka be za, tsy omeko tsiny izy, kou tiany ary za kou)
- Tokony tsy ho taitra @ zany tsika fa fombany ihany zany e!
- Voafetra ihany koa anefa ny fanirianao ka raha hita tsy azoazon'ilay olona ny resaka dia tokony tsy hanohy intsony. Ny lalàna dia milaza mihintsy f
- Raha toa ka tafahoa

51. notron

52. notron
(
09/03/2005 06:57)
(miala tsiny fa tapaka tampoka)
Voafetra ihany koa anefa ny fanirianao ka raha hita tsy azoazon'ilay olona ny resaka dia tokony tsy hanohy intsony. Ny lalàna dia milaza mihintsy fa ny fanelingelenana, na ny fanaratsiana, sns.. ny namana dia iharan'ny sazy
- Raha toa ka tafahoatra ny teninao dia voatery ny OP hanosika anao hiala (kick). Na hamefy anao tsy hiditra intsony(ban).
Fehiny :
- Samy manana ny anton-diany ny rehatra tonga ao @ thcat ka tokony hahay hifanaja sy hifandefitra.
- Tsy voatery hitovy ny toe-tsaina ary na ny fanabeazana azo aza samy manana ny azy.
- Ny fari-piainana tsy mitovy, ny tontolo iainana samy hafa.
- Ao koa ny maha-lahy sy ny mahavavy.
- Ny taona niainana teto an-tany.
Koa manainga antsika mba hifankatia sy hifanoro fa izay ihany no mitondra antsika ho @ tsaratsara kokoa.
Manja ny resaka rehefa manja ny firesaka

53. pitchou
(
09/03/2005 17:48)
hoy Tenio:
Voafetra ihany koa anefa ny fanirianao ka raha hita tsy azoazon'ilay olona ny resaka dia tokony tsy hanohy intsony. Ny lalàna dia milaza mihintsy fa ny fanelingelenana, na ny fanaratsiana, sns.. ny namana dia iharan'ny sazy
Firy @ aty re no mahatsapa an'io e?

57. dadabe
(
10/03/2005 10:33)
xxx>fa angaha moa zah mpatory le?ary az miafina ao ambadiky ny xxx moa fa mba misehoa sy mijoroa @maHA LEHILAHY natsy koa fa mipetraha amin'ny MAHA VEHIVAVY Anao hihihih =))
:D de ampy e
:D de ampy e
59. booboo
(
10/03/2005 14:35)
any @ fitsipika mifehy ny serasera (tsy namaky ndray cutie zany hihihihihi)