ny fifandraisantsika namana ato

101. yonikafopl
(
27/03/2005 19:23)
dadabe hihihhi mbola tsy nifanaraka ny momba anzany tsika, mila resaka mangina aminao aho :-w

104. fijo
(
29/03/2005 21:20)
cutie marina nedry.efa zatra ny anarandry e.azafady aky an
dadabe sy yonik.hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
dadabe sy yonik.hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmm

105. dadabe
(
30/03/2005 07:34)
jereo anie fa hafa ny size ery ambony de raha vao tonga ato ny ekipa solida rehetra dia mivadika le izy de r\'izareo matotra rehetra lasa daholo fa ny ekipa solida mahatanta saoka,sy mpitsikitsiky,sy tsy mba de miditra aferan\'olona sisa ireo tafajanona ireo (dadabe,fijo,yonika,mifenty,iartistika,cutie,sonwin,ramaso,.....)ahan fa i bebeb sy dadabe no sefo deba hihi

106. yonikafopl
(
30/03/2005 18:40)
dadabe hihihihihihih, zay le fifandraisana ilaina ka. tsikitsiky fona de milay ny fiarahana

110. dadabe
(
31/03/2005 06:14)
tanjemo miketrona ela be fa lasa antitra spida elah ry zandry a :wink:

113. yonikafopl
(
01/04/2005 10:57)
hiih hitako dadabe mbola mitana tsara hay mahay resety tsara :-* =D

115. iartistika
(
01/04/2005 16:34)
ry dadabe sy bebe reo mitsy no tena mahay mampirevy ny ankizy koa! bebe am zany de mitsiky foana eny ihany,tsy hadinony mihitsy le hihihihihi :-D

117. yonikafopl
(
04/04/2005 20:05)
iartistika hihih ka zay indrindra nage no itiavan'io dadabenareo io ana e!!! zay le tsikiko zay, sa tsy zany dadabe? :) (l) :-*