ny fifandraisantsika namana ato
61. pitchou
(
10/03/2005 18:24)
cutie> zà akia mamerina ze nosoratan'i tenio fa nga haiko akory ze misy an'zany an! hihihi
62. fijo
(
10/03/2005 21:20)
dadabe kosa anie efa nifona e.amiko efa resaka madio ny momba iny.
cutie an bedy ndry an
cutie an bedy ndry an
63. cutie
(
10/03/2005 22:13)
fa manin za no bedy fijo??
hihi pitchou, za @ zay de nanaiky fotsiny , hihihi
hihi pitchou, za @ zay de nanaiky fotsiny , hihihi
65. fijo
(
14/03/2005 23:21)
cutie bedy fa tsy mamaky lalana .grrrrrrrrr
dadabe misy resaka kely momba an'ise teo ka
dadabe misy resaka kely momba an'ise teo ka
66. dadabe
(
15/03/2005 12:56)
fijo>ah bon! de ahoana hono?hhmmm mety ireny le gasy tapohany nakany andafy reny indray angamba izany le hihihihi :D de ampy e
70. fijo
(
15/03/2005 22:22)
an an le resaka hoe nanompa io fa nga efa nifona dia misy mbola mitady hamerina le resaka,dia naleoko navalona
71. dadabe
(
17/03/2005 16:48)
fijo>ka zay le fifandraisana eto e,misy tsy milay ato,satria tapohany nakany andafy angambany de b zesta sy bla bla ... :D de ampy a
73. fijo
(
17/03/2005 22:49)
lazao izay azo lazaina e.
izay le mila hovana ry dadabe an.samia isika mihezaka miala amin'izay
izay le mila hovana ry dadabe an.samia isika mihezaka miala amin'izay
74. dadabe
(
18/03/2005 15:28)
fijo>marina zandry e
sowin>kiiiiiii lasa ramanakolazaina indray le lesy ny tenanay le :wink:
sowin>kiiiiiii lasa ramanakolazaina indray le lesy ny tenanay le :wink:
79. sipagasy
(
19/03/2005 15:50)
kay vare ka nisy izany rehetra izany e!!!!!, ka efa nilamina izany izao??? satria efa samy namboraka ilay kely tsy zaka tao am-po??? :-* daholo e!!!!!
80. dadabe
(
19/03/2005 15:56)
as aloha na efa milamina fa de b b ihany izay nofafan'ny voirie zay kle :twisted: