manaratra sa ...?
1. xxx
(
19/10/2004 14:11)
ino mety aminareo? Mi-épiler sa mi-raser? Na ... na... io an !
Faly b reo bandy reo zao, hin! hin! hin!
Faly b reo bandy reo zao, hin! hin! hin!
répondu par majakely le 31/03/2005 15:58
3. vegas
(
20/10/2004 15:43)
Ary tsy misy choix oe avela amizao nga? hihihi
Aleoko lé avela amizao. FA amin\'iza alou io e? amin\'ny vavy sa lahy?
Aleoko lé avela amizao. FA amin\'iza alou io e? amin\'ny vavy sa lahy?
7. jhouhlambout
(
21/10/2004 19:07)
Inona ny mety aminareo e?
Izay mety aminareo mety daholo :twisted:
Izay mety aminareo mety daholo :twisted:
9. kinaoly
(
21/10/2004 21:14)
tsy nisy nahasaky niteny akoriny :-D , nga mahamenatra le tia anle miroborobo no natao xxxx :^)
12. pitchou
(
23/10/2004 19:13)
:-D :-D :-D mipelipelika otran\'ny pirina anaty rano daolo marina reto nahita ilay resak\' xxxxxx an!
13. ikaretsaka
(
23/10/2004 19:31)
ka mba liana re fa inona ary ty?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 23/10/2004 19:32
15. nikopol
(
25/10/2004 11:52)
Aleo kosa tsara koifura ka, le Ben Laden na Karl Marx hafahafa ihany! :lol:
19. dezy
(
26/10/2004 11:46)
aoka mba i james ihany no brown zalahy fa manjary mifangaro ny mpihira sy ny mpitendry an :-D :-P