manaratra sa ...?
43. xxx
(
21/12/2004 08:55)
Manaratra no mahasalama nohon\' ny mi-épiler satria manimba ny nerf ny épilation.
44. xxx
(
21/12/2004 13:40)
hihihihihih
mahita tenenina mihitsy nareo reto ka! :-D :-D :-D
misy question kely ity ry reto a! efa niheritreritra valiny foan aaho fa tsy nahita mihitsy. Ny sinoa ohatra tso-bolo be.....tsotra daholo mintsy ve ny volony rwehetra kay? Raha ny afrikana ohatra ngita volo......amiko normal hoe ngita be daholo koa. Fa ny sinoa no tsy arako.

50. mumu
(
10/01/2005 08:53)
hitantara inona kay???
tsy nareo bandy ve no tokony hitantara zay hitanareo any???
tsy nareo bandy ve no tokony hitantara zay hitanareo any???
51. ikaretsaka
(
10/01/2005 16:37)
tsy misy mahita mihoatra nohon\'ny tompony sy ny nanao azy ko.. raha zay ny nanao hoe nanaratra azy sns de ie
53. welieoelee
(
14/01/2005 18:42)
fijo,
ary nga lisany bandy tsy mba afaka ny hitantara e? :^)
ikaretsaka,
raha niaraka t@ sinoa zà mba nolazaiko anyj marina e! :-P
ary nga lisany bandy tsy mba afaka ny hitantara e? :^)
ikaretsaka,
raha niaraka t@ sinoa zà mba nolazaiko anyj marina e! :-P
54. ikaretsaka
(
14/01/2005 19:03)
welie> koe efa hoe tsy afaka mitantara raha tsy mahita sy manao ko..
ohatran\'ny hoe ahoana ny hahafahafany mitantara ny any an-danitra nefa zahay tsy tany akory .. ihgany io
ohatran\'ny hoe ahoana ny hahafahafany mitantara ny any an-danitra nefa zahay tsy tany akory .. ihgany io
56. booboo
(
19/01/2005 10:20)
ny mi-se raser no ara-pahasalamana kokoa satria raha mi-s\'épiler , ouz ny doko a, dé mety hanimba ny nerfs
57. mihanta
(
19/01/2005 10:24)
humm tara anty resaka ty njay za,za d\'akoro am boboo,aleo ihany kôlôsy :-D
60. mihanta
(
20/01/2005 10:12)
anga maso io lazaina io,nataoko fa hummm tsy harako ntsouny njay zany