Je suis seule

1. tequila ( 15/10/2004 17:20)
Maninona moa ny olona no tsy maintsy mieritreritra hoe satria aho irery dia izaho izay no misy tsy mety? mety hoe mila irery aho mandritra ny fotoana kely satria vao avy voa mafy .Sady tsy hitarainako akory ilay izy fa mitohy ihany ny fiainako . Mety eritreretin\'ny olona ngamba hoe dia tena mampalahelo aho , nefa aza aho tsy malahelo anah , misy lafiny tsara ny irery mandritra ny fotoana sasany , sady tsy aleo ve izay toy izay mal accompagné e!
répondu par mims le 23/12/2004 14:19
2. xxx ( 15/10/2004 17:30)
Tena marina miintsy zany!! \"aleo ve izay toy izay mal accompagné e! \" bien dit!!!
3. pitchou ( 15/10/2004 17:44)
bof! aleo izy hosahiran-tsaina hieritreritra anao fa ianao no mahalala izay metimety aminao! safidy koa manko izany e!
4. lema ( 15/10/2004 20:10)
salut neny!!
tsara kou anie ny irery e!
5. ramoul ( 15/10/2004 20:12)
marina mintsy zany ry pitchou! ze fieritreretany any aza rarahina fa ny fiainanao ny tohizo sy atôvy ze maha tsara azy
6. ikaretsaka ( 16/10/2004 01:53)
HO\'zy le hira izay hoe:
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka !
Ny fonao anefa
EFa re midobodoboka
Talohako, hoy ianao
Nisy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...

Mbola fay (lalie)
7. liltax ( 16/10/2004 05:40)
tsotra fotsiny eh!
misy ilay fitenenana hoe \" il valait mieu reculé ;pour mieux sauter \" ; sady ny namana ato @ sera batsake mbola manome courage \" indray mandeha no manty vary vé,dia handevin-tsotro be\"

salut!!
8. jonah ( 16/10/2004 06:26)
9. fanja1 ( 16/10/2004 07:48)
d\'acc aminareo rehetra za :-D
10. risy ( 16/10/2004 07:59)
ilaina ny irery nefa ilaina koa ny roa
11. risy ( 16/10/2004 08:03)
ny fiainana hono tsy vita raha tsy nifanankonana ry zareo ah! sady tsra kokoa hono raha misy hitarainana fa hadalan izay te handeha singany io
12. ainaheri ( 16/10/2004 17:02)
tequila>fa iza no nampijaly anao ? aza mandevintsotro be ra manta vary in1 mandé
hoy ny fitenennana!! d mahereza ary aza
kivy fa misy ny anjaranao any indray andro any!!
13. ikaretsaka ( 16/10/2004 18:30)
tsss eo de mitanontanona an\'i tequilla aby nony hoe...
14. pitchou ( 17/10/2004 03:42)
sao d enao kosa ry karetsaka no nampahory an\'i teiquala? :evil:
15. ikaretsaka ( 17/10/2004 04:38)
azafadyyyy
16. six ( 17/10/2004 06:03)
ndao fa lalana !



:-D

ikaretsaka1610< ie zany mintsy ngamba fa ton d b pamali b e?

d aona kosa aza zany ? :-o :?:
17. tequila ( 17/10/2004 11:53)
18. ainaheri ( 17/10/2004 12:43)
tequila> za ko ange mba seul ee!! d aona zany? :-*
19. tiaana ( 17/10/2004 13:47)
Raha ny eritreritro dia : samy amin\'ny fahatsapany ny filana ao anaty ny olona tsirairay, zany akory tsy hoe diso ny anao fa anjaranao samy irery ny mahatsapa ny fanafody ilaina amin\'zany,fa ny tombony kely fotsiny dia ny roa metimety kokoa @ famahana olana
20. tequila ( 17/10/2004 16:59)
tiaana> marina zany , saingy arakaraky ny olana ngamba zany .

ainaheri> mahereza fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122