Je suis seule
22. mimich
(
18/10/2004 15:45)
marina io volazan\'ny tequila io saingy matetika sarotra ho an\'ny olona ny mino azy io
23. yonikafopl
(
18/10/2004 17:51)
Tequila a!! dia tena irery tokoa ve njy???
tsarovy fa misy ilay Iray miaraka aminjy hatrany, tsy hamela anjy irery ary mahafeno izay heverindry ho banga eo @fiainandry.
tsarovy fa misy ilay Iray miaraka aminjy hatrany, tsy hamela anjy irery ary mahafeno izay heverindry ho banga eo @fiainandry.
26. ramoul
(
18/10/2004 19:47)
tequila mazotoa mitady fa aza manaiky ho seul zany fa tsy mety zany, kôzy marina no lazaiko an\' lah fa tsy rivotsa mitsoka fotsiny akory :wink: mitadiava ny mba fitadin\' ny bandy akama sy ny afa lesy fa aza mora manaiky zany à! 8)
28. fijo
(
18/10/2004 21:46)
tequila>raha toaka dia anisan\'ny tiako io,ary raha mila fanampiana ianao dia tsarony aky fa aty hoaty dia misy olona tsy manadino andry.
araka ilay hira io e :-D :-D :-D
araka ilay hira io e :-D :-D :-D
29. atmos
(
19/10/2004 17:55)
Gravy aloha ny maheno sy mahita olona kivy sy potraka zany e! Sa de tena voa teo anivon\'ny fo mihitsy? Ka sao de menatra ny mitady kosa ary ny maha irery anareo fa tsy mba mihetsiketsika? Question d\'expérience io, raha tsy manao tsy mahita izay tokony hatao!!!
31. besoiiin
(
19/10/2004 21:08)
ndryyyyyyyy! fa dia nahoana loatra re i tequila no nieritreritra izany e?????
33. fijo
(
20/10/2004 21:09)
tequila,ary raha maka rhum dia miresaka aminy?antsoina ry vera hampiray anareo.
34. tequila
(
21/10/2004 17:13)
fijo > raha tequila sunrise no tanjona nge tsy rhum no alaina e :wink:
36. pitchou
(
23/10/2004 19:05)
fijo kosa wa e!!!! angaha olana aminy le we irery no irahina hitady toaka izy? raha olana aminy zany d olona ho namana angaba notadiaviny!!
37. jhouhlambout
(
24/10/2004 11:13)
Ka rehefa mahafinaritra azy ny maka saina kely dia iza moa no afaka hanakana an\'izany. :wink: