Je suis seule
61. tequila
(
12/11/2004 08:52)
fijo a , andray kosa ity enao e , ngah rehefa tsisy nahita dia tsy naintsy hoe naditra e .
62. tequila
(
12/11/2004 09:18)
:oops: sa ngamba ratsy ?
fijo > Eny e fa tsy ny antony nge no resahintsika eto fa ny amizao fotsiny e , je m\'assume , zah nge tsy hoe abattue hoe tsy tafatsangana e, enao kooooo
fijo > Eny e fa tsy ny antony nge no resahintsika eto fa ny amizao fotsiny e , je m\'assume , zah nge tsy hoe abattue hoe tsy tafatsangana e, enao kooooo
63. pitchou
(
14/11/2004 03:46)
hita hoa ry tequila! mety rizalahy no naditra be tany! ngah raha te-hijanona irery d we voa mafy e? sa i fijo kosa alou tena voa d ...
64. fijo
(
16/11/2004 00:11)
tequila>za anie tsy milaza hoe enao no maditra e.fa araka ny tokony ho izy kosa aloha apetraka ihany ny fanontaniana sao ...asa.izay anie no nilazako hoe tsy nisy nahita e.fanontaniana fotsiny io e.
68. xxx
(
02/12/2004 21:00)
amiko aloha dia tena fahoriana izany miaina irery izany indrindra fa rehefa zatra niaina roa!
tena banga ny fiainanao. marina fa mety tsy hitovy ny cas fa izay ny evitro
tena banga ny fiainanao. marina fa mety tsy hitovy ny cas fa izay ny evitro
72. mihanta
(
23/12/2004 09:51)
tequila tsara ny seule fa aza mijanona seule ela loatra,tsara ny toa nohon\'ny ray hono hoy zay olona zay
73. mims
(
23/12/2004 14:19)
ahoana no ahafantaranao ny any anatiko raha minia tsy te hahalala ahy ianao? :!: