ny gasy miteny vahiny
1. fijo
(
26/08/2004 23:05)
resa be io toetran'ny olona sasany io,fa dia mody tsy mahatadidy intsony ny tenin drazany izy ka dia mizesta(misehoseho) ery mampiasa ny teny vahiny na dia samy gasy aza no miresaka.
-ny antony mety mahatonga izany anefa dia izao.te ho hita izy ,ary te hajaina rehefa eo imason'olona.indrindra rehefa any an tanindrazana.
Ny tsy tsapany anefa dia izao.
-raha te hiavaka ve iano dia tenin'olona no tianao hiavahana amin'ny hafa?(rehefa manontany ny vahiny,dia menatra ve ianao milaza fa manana ny teninao,ary raha tsy menatra dia maninona no tsy sahy mampiasa azy?)
-tsy henatra ve ny tsy fahaizana ny an'ny tena.
-ary raha te hoajaina ianao no antony nanaovanao azy,>moa ve manaja ny tenanao ianao amin'ny tsy fampiasanao ny teninao? nefa ny vahiny any amin'ny taninao na dia mahay ny teninao aza izy,rehefa izy samy izy dia mampiasa ny teniny.
mba lazao ny hevitrareo namana.

répondu par kitjo le 31/08/2004 17:17
2. sipagasy
(
27/08/2004 05:40)
Miarahaba é!
Ka io anie no antony anisan'ny mampasiaka ahy ary @ karajia é!, tsy mba ekeko kosa raha efa @ teny Malagasy ranoirany ny tranonkalantsika ka mbola misy ihany ny miseho tsy miteny, na manoratra izany any @ karajia é!, ny ato @ forun kosa tsy dia mampaninona ahy firy, sao dia lazain'i Hery fa sarotiny alohan'ny tompony eto za fa aleo @ izay hangina, hihihihi. :-*

3. ikaretsaka
(
27/08/2004 05:43)
marina iznay ry sipagasy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 27/08/2004 05:43
4. kitjo
(
27/08/2004 05:50)
Sady ny mampiomehy ange be zesta b nefa le izy b diso be tsy any mihitsy.
Fa aleoko ndray aloha le tonga aza d teny vahiny rano fotsiny toy izay ilay tsy hay tsn oe gasy , vazah, sa japone....le tu sais akia tsy haiko mitsy oe pourkoi akia fa depuis akia....mahatsiravina mampite hamelaka mitsy

5. ludo
(
27/08/2004 06:10)
marina mitsy zany tsy fantatra tsony we site gasy ve ity sa site vary @'anana?fa za ndrai2 mampiasa kely iany ,fa ny tena marina d tsy miteny akory ny tenen'ny sasany fa mba te hisehoseho ee!!!
kitjo >aza tehafina zany izy fa voafelaka hoazy eo refa tsy itany zay teneniny !! manombok'izao ndao kianina zay manao teny vahony anatin'ity site ity!!
anjaso kely alo fa za ao nanao teny vahiny kleee!! anjaso valiko lay izy d tapitra teboka

6. sipagasy
(
27/08/2004 06:22)
hihihihhiiihihiiihi, tena marina mihintsy io tenin'i Kitjo io, tena indraindray ianao rehefa any ampiangonana (gasy ann) iny tena tsiravina maheno ny olona sasany tsy hay intsony ny teneniny na @ teny inona na teny inona fa mifangaro voraka be ao fotsiny, za anefa @ io mba hoe izany mitondra ny zanako ho any @ toerana misy gasy mba hahenoiny ny teny gasy fa tena aleo mandositra indray marina é! hoe izany ve no nde hianarany any????hiteny @ teny tsy hay fototra hoe avy aiza??? mampahatsiahy olona ry kitjo ilay hoe gasy, sa vazaha, sa zaponé..........tena nihomehy irery teo aho marina.....
7. hery
(
27/08/2004 06:22)
ikaretsaka> tonga soa :)
Tamin'izaho tany kenya dia nisy gasy niteny hoe aleo mba mifampiresaka amin'ny teny anglisy sao dia tsy mahay... fa zah tsy dia tia an'ilay izy. Rehefa gasy no miresaka amiko dia nataoko tamin'ny teny gasy foana... ary tsy nisakana ahy tsy hahay teny anglisy izany. Rehefa any andafy aloha dia mety azo leferina ihany hoe miteny vary amin'anana satria efa misaina araka ny fitenin'olona, ary iny foana no ampiasaina, fa raha efa tonga any Dago dia sady fanajàna ilay olona iresahanao no mba soa ho anao ihany koa ny miteny gasy e
Mazotoa mamaky lala sy noro :)

8. xxx
(
27/08/2004 07:19)
Hery > Nandany fotoana tao @ " Librairie de Madagascar" Analakely tokoa zà tany Dago ary naka karazam-boky maromaro . Tsy adino t@ izany ny " Lala sy Noro " :lol:
Samoina
Samoina
9. fatsoraly
(
27/08/2004 07:56)
avelao izy hiteny rehefa mahay.
Ny ahy izao ny antony tsy hitenenako frantsay dia ny tsy fahaizako azy.
Misy koa iomehezan'ny sasany rehefa ela tsy niteny Gasy dia misy tsindrim-peo vahiny, dia aleony miteny vahiny noho ny tahotra sy ny latsan'ireo namany
Fa raha tsy alehany kosa fa miteniteny foana dia izay no tsy mety fa be rehareha fotsiny.
Tsy @ teny frantsay ihany fa na inona na inona. Misy koa mantsy ohatra ny miteny fa tsy mahay frantsay fa te hirehareha hoe mahay angalisy ohatra na teny hafa kanefa tsy alehany koa fa manao fahadisoana be dia be (tsy 1 na 2).
"U can park next BY..."
"Tzzeu carrch"

10. chipie1
(
27/08/2004 08:36)
ary ny gasy iany matetika no manao izany toetsaina izany, mampalaelo mintsy.
fatsoraly> soa iany fa tsy nahay ianao fa raha tsy izay ngamba tonga de "zé sé po koi" :-D :-D

11. nykanto
(
27/08/2004 09:28)
Fintiniko : "Andrianiko ny teniko, ny any hafa koa feheziko"
Ny Kanto.
Ary I Hery taiza tany Kenya ? ...
Ny Kanto.
Ary I Hery taiza tany Kenya ? ...
12. mimich
(
27/08/2004 10:04)
ahhhh! ikaretsaka marina, tonga soa; ary énao nga nanao vikin-dava tany @ j.o , to zay vo hita! :-D
Izao fotsiny hoa , valio @ tenigasy hatrany izy , ary @ tenigasy tsy msiy fangarony fa rehefa reraka miova ny farany,

13. ludo
(
27/08/2004 10:23)
mimich > marin'zany fa za nisy niresaka t@ teny faranitsiay d novaliko t@ teny gasy ela ny ela nanao teny gasy d hoy aho we d ho aiza eo elà ry gasy ka manja aaaa!!! :lol: :-D :-D
16. ramoul
(
27/08/2004 12:28)
Efa noresahana tato io resaka io ao am' fiaraha-monina ra tadidiko tsara.
Misy am' tsika GASY avy aty an-dafy no tsy miteny gasy rehefa tonga any an-tanin-drazana.Ny atony, misy zanaka gasy tsy mahay ny teniny fa ny an' ny hafa no hainy; ary io nohon' ny ray aman-dreny tsy nampianatra azy.
Ny hafo kousa dia ny fizestiavana(voalaza etsy ambony), fampiderana fa izy mahay teny vazah, fiheboebona koa.Mahametra nge zany hoe tsy mahay tenin-drazana zany ra toa ka tena mandinika ianareo é!

17. yonikafopl
(
27/08/2004 12:45)
ireny ilay tonga @ ilay fiteny hoe valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia. :twisted:
raha mbola vao teraka ianao na mbola zaza no niala tany Dago dia mety ekeko ny hoe nanadino ny teny Gasy, fa kosa raha teny Gasy no niainanao nandritra ny 10 taona mahery, de ianao no vendrana indrindra satria ny zavatra hay nandritra ny 10 taona aza hadino ka vao maika ve ny zavatra nianarana 7 taona fara faha betsanytaty am-pita???
ity site ity kou tena hitako manampy betsaka @ fahafantarana ny tenin-drazana. Za zao ohatra betsaka ny voambolana mbola tsy fahenoko raha tsy teto.Raha te hiteny vahiny izy dia aleo any @ site gasy hafa tsy miteny gasy fa aleo ny eto ho gasy tsy misy fangarony.

18. kitjo
(
27/08/2004 13:23)
fatsoraly> u can park next by...... raha teny vahiny no ifampitsarana aloha ataoko tsy d ilaina fa ahitsio izy. Ny azy aza tsy hainy.
Ary raha resaka "regle" koa d ngamba enao mivanaka raha maheno olona miteny "singlish" ranofotsiny hoe taiza ary ity no nianatra teny anglisy. Kanefa dia izay mitsy no fitenin' izy rht. Tsy ny gasy io fa zareo mihitsy.
Fa raha oh aty aloha raha miteny anglisy madio ianao ka o emanaraka regle sns d tena fanina ry zareo ary tsy ho azony izay lazainao fa mila mianatra ny fiteniny na diso aza ary manao mot a mot raha tsy mahay.
Raha manontany anao izy izao hoe "Fa taiza foana no tsy hita?" dia lazainy fts hoe "where, long time no see?", io mitsy fomba fiteniny ka raha oh zay angamba tsy tokony ifampitsaran ailay izy fa tsy fantatrao ny fomban' ilay olona.

19. kitjo
(
27/08/2004 13:28)
Fa raha hiverenana ilay oe Malagasy miteny vahiny dia araka ireo nolazain' ny namana ireo hoe raha ilay fizestiavana ilay izy dia mandreraka. Raha any @tany miteny frantsayanglisy.... ianao no miteny frantsay/anglisy.... ary ranoray tsy d manin angamba fa ilay tsy hay tsn izay lazaina no mandreraka be.
Raha toa ndray moa misy fiteny hoe tsy hainao tsotra izao milaza azy @teny gasy dia tsy maninona.
Mba henoy ange ny "interview"n' ilay ramatoa miteny alohan' i sipagasy tany @ RNS Vichy, ao @forum Diaspora angamba misy an' ilay rohy
Mba omeo kely ange sipagasy fa tsy tadidiko an,
Tena manongo tena mihitsy mihaino azy, miala tsiny aminy aho raha namana ato izy fa tena mahamenatra.