ny gasy miteny vahiny

21. kitjo ( 28/08/2004 01:23)
:)
ika> hisy hanao enkete njay eo anjoany, sao hiteny2 foana eo njay ramaso,hihihi
22. sipagasy ( 28/08/2004 08:21)
ekena fa rehefa ela nipetrahana any an-tanin'olona dia mety hanavanana kokoa ny hiteny ilay fiteny ao, fa raha miezaka kosa anie mety tsy ho adino mihintsy ny tenin-drazana é!
euuuhhh kitjo avelao hitady ao fa tsy mbola afaka ilay rohy fa ao @ forum diaspora ao ihany é!
23. ludo ( 28/08/2004 09:53)
ny olana d lay olona milaza tsy mahay teny gasy fa manoratra @ teny vahiny ekeko fa saingy kosa valinao @ teny gasy lay teny vahiny eo ambony d iny mamaly teny gasy anao koa fa in no dikan'zany !!
ny tiako ho tenenina dia aoka mba haka ny andraikiny ny tompon'andraikitra ato fa zay namorona ity site ity d no fahafantarako azy fa tsy fa raha io faha 2 io dia tsy manome tsiny anano aho raha miteny vahiny aza!!Fa maninona ireo miseho milay miteny vahiny ireo ra miditra any @ site vahiny ee? asa matahotra ny zvtr nosoratany angamba izy !!!
FEHINY:ianao milaza tsy mahay teny gasy ny fanoratanao ny fiteny vahiny rano ray v ampahay anao teny GASY?? amiko zany fisekosekoana !fa ny ahy kosa ANDRIANIKO NY TENIKO!!!
24. ludo ( 28/08/2004 10:32)
ny tena marina d ny gasy sasany zay mipetraka any antanin'olona d matikambo daholo na itanao efa fadiranovana aza any ivelany d mbola miseho milay ihany !!hany ka refa tonga any dago milaza zao atsanga tsy aman'orana zao hadinony lay fahoriany!!
25. mir ( 28/08/2004 13:52)
raha ny hevitro manokana loha de faha dison'ny RAD no tys nampianatra ny zanany ny tenoin-drazany voalohany indrindra e!
ary raha misy aza ny mianatra any @ fianarana vahiny dia tkony mahatsapa ny maha izy azy izy hoe "GASY".
zza aloha de faly aho @ maha malagasy ahy e!!
26. kitjo ( 29/08/2004 08:34)
Eny e, raha tsy mahay ange izy hafa indray izay fa tsara rehefa miezaka fa ireo izay tena mahay kanefa mizesta satria aty ivelany hono dtsy mahay teny gasy tsn nefa vao 5taona no niala tao Dago. Ireny no tena mandreraka ary resahinao teny gasy izy d mamaly teny vahiny, ny dikany mahay ihany izy fa te hizesta fts sady fantatra @fiteniny mitsy ange le mizesta e.

Ndeha hody aho fa sao lasa miteny sinoa aty koa ny ahy iznay ho very nefa raha hiteny sinoa tsy misy mahazo fa lasa manao vendeuse eny Behoririka ngamba, :-D :-D :-D
27. sipagasy ( 29/08/2004 08:56)
:-D :-D :-D iny indray no tsy hitako ry kitjo kannn marina moa raha tsy nihomemy irery za io mamaly anao!!!!
28. mimich ( 30/08/2004 10:02)
:-D :-D :-D lasa behoririka sy sab nam le resaka ry fijo ah!
29. kitjo ( 30/08/2004 14:08)
ramaso> tsy haiko alou na toerana na ol e, mety oe secretaire generale ngamba,hihiii
Aoka zay fa bedin mimich eo tsika ;-)

mimich> ka ny any Frantsa milaza ho tsy mahay teny gasy fa miteny faran' ny tsy hay, d aty izany za mety lasa tsy hahay afatsy teny sinoa koa aiza no hiafarako raha mody any Dago tsy vendeuse eny Behoririka ve? Fa tsy haiko njay aloha izay nahitandramaso an' izao Sab Nam zao e :-D

Za aloha mbola mahay teny malagasy tsara e, :P :wink: sady ny ahy ianarako fts ny an' ny hafa tsy hametseny ahy. Refa azoko ny tiany laziana sy azony ny tiako ambara dia izay no zava-dehibe. Na misy mitsara aza oe diso ny zvt laziako tsy dia rarahako lotra fa ny ahy aza mbola misy tsy haiko.

30. mimich ( 31/08/2004 09:04)
kitjo> hihihi, za koa aza mba zendana t@ ilay sab nam ko!
izao anie aky e, araka ny efa voalazako ombieny ombieny dia ny finiavana ny zava-dehibe , ataoko angamba fa mbola tsy nisy nanenjika izay tsy mahay raha hita kosa fa miezaka izy e!
31. kitjo ( 31/08/2004 17:17)
izay indrindra k, sady tsy tokony hifanenjika iznay koa fa tsy misy tonga lafatra ange e, na ao @ akademia aza mety mbola misy teny tsy avoaka ao fa mbola iadin-kevitra.
Ny anah aloha dia teny gasy ihany no tena haiko e

Ny teny vahiny dia io efa lazaiko io hoe ny zava-dehibe amiko dia refa azoko ny tiany ambara ary azony ny zavatra lazaiko. Ianarako miadana eny fts ny fanampiny fa raha misy vazaha miteny gasy tsy misy manenjika mihitsy hoe mba vendrana koa ilay vazaha fa diso ny teny gasiny.

Ny mahagaga manko raha mandiso teny vahiny isika tsy maninona mitsy ny zavaha fa manitsy ary azony (mi comprendre izy) iznay hoe tsy olana izany, ohatra ny frantsay miteny anglisy...
Fa isika Malagasy raha hifampitsara danzz be mihitsy nefa ilay hevitra ange ao fa le pitsopitsony ireny dia iny dia hita ifanenjehana, ifosana sns..... Raha manitsy ndray tsy olana.

Asa aloha fa samy manana ny fisainany e.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.8174