Safidy
1. xxx
(
22/03/2004 12:53)
Iza no mety eh manasipa misolonify, sa solaloha?
répondu par ikaretsaka le 23/04/2004 22:27
4. mity
(
22/03/2004 10:15)
Raha samy hisafidy ihany anefa tsy aleo ve manao solonify? fa raha sipa solaloha ve tsy ohatran'ny hafahafa ihany?
6. kitjo
(
22/03/2004 14:30)
izy koa zay,fa mety hafa2 fts fa tsy d olana b angamba zany
inndra moa ra lehilahy toa tsy hitako aloha oe inona ny olana e
inndra moa ra lehilahy toa tsy hitako aloha oe inona ny olana e
11. hendry
(
22/03/2004 18:00)
Raha ny fahazoako azy, ny tian´ny xxx lazaina eto dia sipa @ heviny hoe manana sipa fa tsy sipa hoe vehivavy? zany ve sa diso fandray aho? Zany hoe manana sipa (lehilahy) sola loha sa misolo nify? aleoko sola loha satria tsisy ohatran´ny malama, ilay misolonify toa hanahirana sy manalasalaa be ihany rehefa tsy maintsy alàna ny solonify koa.
15. lema
(
23/03/2004 15:38)
néna alou lé misolonify no tiaka fa pratique kokoa rehefa miala ny solonify e!
16. pitchou
(
23/03/2004 16:26)
tavaela aiza ramaso? ny tao an-tsaiko aloha le rehefa mifanoroka iny fa mi-décolle tampoka ilay solonify e!
izaho tsy tia misolonify ka! izany no hikarakarako fatratra ny ahy!
izaho tsy tia misolonify ka! izany no hikarakarako fatratra ny ahy!
17. mity
(
24/03/2004 09:03)
Fa misy anie ny olona manao solonify fa tena tsy fantatra mihintsy e! sady tsy mbô miendaka zany mihintsy fa rehefa alina ihany izy no manala solonify
20. hendry
(
24/03/2004 16:56)
Fa ilay tsy manala raha tsy @ alina reny fa miezaka manafina ny solonifiny. Dia ny olona tsy mahalala hoe misolonofy izy, rehefa misy alerte ka tsisy fotoana ametahana ilay solonify mety hisy surprise ratsy be a.
