Safidy
21. fijo
(
24/03/2004 19:53)
ih,ih,ih resaka manadala be.raha madio dia tsy hitako ny olana.fa ny an'i lema kosa hafa an,ialahy wa tena zaza alika mihintsy.ih,ih,ih,
23. nananie
(
25/03/2004 10:14)
fa efa misy koa ange ny solonify apetaka dia tsy miala tsony e! Toa asina visy angamba izy ireny.Mbola somary lafo ihany alou e! Aleo aza zany toa izay sola!
O ry Lema de aôn t@ le sipa misolonify? hihihi!
O ry Lema de aôn t@ le sipa misolonify? hihihi!
27. kitjo
(
26/03/2004 19:52)
hahahha,d tsy hay tsn oe iza no lahy sy vavy,
lema wa ttssss,mahita ny tsy fahita mitsy
lema wa ttssss,mahita ny tsy fahita mitsy
28. nananie
(
26/03/2004 10:20)
sady raha malamalama be aholo ve misy azo tazonina? Tonga dia misosa daholo hihihihi!
31. nananie
(
27/03/2004 19:45)
Ssss! Aza miteniteny fôna ry reto a!
Rajouhl tsy mbola tany akory de wawawa e wawawa!Tssss!
Rajouhl tsy mbola tany akory de wawawa e wawawa!Tssss!
33. ikaretsaka
(
27/03/2004 18:27)
i nanaie ihany no miapanga tena eo ko... tratran'ilay olona eo eo io raha tsy
35. ikaretsaka
(
29/03/2004 17:15)
tandritandremo fa misy voarangotra de voasitombolo dia voasafosafo ato.. tsy mazava mihitsy
37. fijo
(
30/03/2004 23:32)
na mirehatra aza ny jiro ve rehefa handrangotra ianao tsy misy mahasakana azy izany.
