Izay manan-kevitra...
1. jhouhlambout
(
13/03/2004 18:39)
Rapport sexuel avant le mariage,
inn ny hevitrareo @ izany?
inn ny hevitrareo @ izany?
répondu par fijo le 19/04/2004 19:48
2. donemaskit
(
13/03/2004 18:48)
tsy mampaninona ahy rehefa mifankatia ny anki2
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 14/03/2004 06:48
3. ikaretsaka
(
14/03/2004 20:51)
marina izany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 14/03/2004 08:51
4. ikaretsaka
(
14/03/2004 20:51)
izay no tanjona fa raha lasa tampoka sy samy efa nanao aby tany @ izay sipany taloha tany..
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 14/03/2004 08:51
5. ramoul
(
14/03/2004 11:27)
tsy mampaninona mihintsy zany,kanefa alohan'ny mariazy tsy mety.Satria ahoan no tsy mety;tsotra ny valiny.
Ho anareo vehivevy,midika inona kay moa ilay akanjo fotsy iny?tsy midika fahadiovana ve kay moa iny?
Ny akanjo anaovanao amin'ny mariazy mariky ny fahadiovana kanefa ny vatanao tsy madio intsony.zany ve dia mba mety?
Ekeko fa izay no tanjona ary io ihany no ahazahoana ny fara mandimby kanefa raha trop lahotra tsy mendrika.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ramoul le 14/03/2004 11:27
6. ikaretsaka
(
14/03/2004 13:31)
dia atao blanc casse re ny akanjo e.. zany tsy hatao manahirana fa izay vita dia vita
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 14/03/2004 13:31
7. kitjo
(
14/03/2004 16:36)
hahhahah,kofonaaa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 15/03/2004 04:36
8. ikaretsaka
(
15/03/2004 11:08)
fa ahoan akosa no maha kofona amin'izany..
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 15/03/2004 11:08
9. kitjo
(
15/03/2004 15:19)
iny ndray n y hitako
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 15/03/2004 15:19
10. ikaretsaka
(
15/03/2004 16:36)
aleo aloha iznay toy izay ilay manao akanjo fotsy dia avy eo tsy ampy herintaona dia miverina any hanao divaorsa...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 15/03/2004 16:36
11. ikaretsaka
(
15/03/2004 16:41)
aleo aloha iznay toy izay ilay manao akanjo fotsy dia avy eo tsy ampy herintaona dia miverina any hanao divaorsa...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 15/03/2004 16:41
12. ikaretsaka
(
15/03/2004 16:42)
aleo aloha iznay toy izay ilay manao akanjo fotsy dia avy eo tsy ampy herintaona dia miverina any hanao divaorsa...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 15/03/2004 16:42
13. tia_ery
(
15/03/2004 20:00)
Rapport sexuel avant mariage ? izay moa ilay fanontaniana ka ndeha ho valiana arak'izay ihany koa.
Lohahevitra roa mifaningotra ary tena mahavalalalanina tokoa no mipetraka dia ny Rapport sexuel sy ny Fanambadiana. Ampifaningotina ireo ka ametrahana lehilahy sy vehivavy izay hiroso na ho amin'ny fanambadiana na ihany koa hiroso amin'ny firaisana ara-nofo.
Lazaiko dieny aty ampiandohana aloha dia maro isika no mihevitra ary manindraindra be fahatany ny tokony hanaovana firaisana mialoha ny fanambadiana. Tsy dia hiady hevitra be loatra amin'izay aho fa ny tiana hambara dia ny tena lanjan'izay ''NY FIFANAJANA EO AMIN'NY OLON-DROA MIFANKATIA''.
Amiko ny fanaovana firaisana ara-nofo mialoha ny fanambadiana dia efa FAIT na koa efa RESULTAT. Sarotra ny hiteny hoe aza manao firaisana ara-nofo izany mialoha ny fanambadiana nefa ianareo mifanoroka foana, mifampisafosafo foana dia mifampitositosy ery, ny mitoetra irery o an'efitrano irery mangony fotsiny. Sarotra amiko ny hino fa nisy olon-droa ka tena ohatr'izay no fiainana nentin'ny niarahana dia tsy ho tonga amin'izany hoe firaisana ara-nofo mialoha ny fanambadiana.
Maro koa anefa no mihevitra fa hoe ''ahoana no tena ahatsapako fa tia ahy ianao raha tsy migoka an'iny fotoampahasambarana iny mialoha isika ?''
Mahasadaikatra ary tena lalina. Fa ny azoko ambara sy mbola mandresy lahatra ahy dia izao.
Ny Rapport sexuel alohan'ny mariage dia tena TSY IZY. Tsy mora ampitenenana anefa izany fa sarotra ny miaina an'izany.
Ary maro ny lehilahy no manao velam-pandrika an'izany hoe ALAIKO VADY IANAO FA OMEO AN'IO ZA !!!
Sarotra ary tena sarotra ary manoatra noho ny ady mihintsy izany hoe manana olon-tiana nefa tsy manao acte sexuel izany.
Ary ireto teny roa ireto no tiako hamaranana azy.
1°) Misy ny atao hoe APPARENCE DU MAL, ireny horokoroka sy safosafo, sy ny fiarahana amin'ny toerana mangingina ireny, ... Ireo rehetra manaitra na mampitaitra ny filana ao anaty ireny.
2°) Misy ihany koa ny hoe MAL APPARENT dia ilay acte, fait résultat sns ...
Ka anjaranao ny mieritreritra sy misaintsaina.
Fa ny valin'ny fanontaniana tery amboalohany dia tena sarotra ny hamaly azy fa tsy maintsy ao ambadika ilay fahamatorantsaina sy fahatanterahana amin'ny lafiny rehetra.
TSIA nefa amin'inona ?
ENY nefa ahoana ?
Sôtra ê!

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tia_ery le 15/03/2004 20:00
14. kitjo
(
15/03/2004 20:25)
kay!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 15/03/2004 20:25
15. six
(
15/03/2004 09:39)
fahagola kosa anie toa nisy nahatandrina ihany fa amin'izao mety sarotra be ny tsy hiditra ami'zany e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 15/03/2004 21:39
16. donemaskit
(
15/03/2004 10:57)
fa inona lé antony tsy tokony hanaovana azy ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 15/03/2004 22:57
17. bice
(
15/03/2004 12:21)
ka le fahagola nge ny olla 16 na 17 taona de lasa manmbady e
fa am`zao, efa ho 25 ny sipa de ny bandy efa ho 30 ra haingana, de ahona ary zany?
tia_ery> tena tsara kah,de hi

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 16/03/2004 00:21
18. xxx
(
15/03/2004 15:49)
vevavy no manoratra! zà alou manaiky we misy mahatsara azy ny tsy hanaovana an"io" miarak'@ oll bedebe (mihoatran'ny iray zany) (nefa misy ndray le expérience azonao avy any ankafa any no tena tadiaviny fa zany mbola resaka hafa...aleo hanokafana forum iray mitsy eh!) rah ny tokony izy aza d ny tsy anaovana azy mihitsy mialoha ny fanambadiana! saingy tsy d'accord kosa aho rah ny vevavy ihany no itakiana an'zany (satria ny vevavy no mora tratra manko!!) misy lelà manko tsy manaiky mitsy hono rah tsy vorijiny ny vevavy hovadiany (ie mbola misy tokoa zany, ary izy v anefa mbola madio b hozy nareo?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 16/03/2004 03:49
19. hendry
(
15/03/2004 17:11)
Hisy tsara ohatr´izany ve hoe: samy mbola "virj " daholo na ny lahy na ny vavy alohan´ny ifanambadiana saingy araky ny zavatra iaraha-mahita dia sarotra ho antsika @ zao fotoana zao ny hanatanteraka zany na dia mbola misy ihany aza ny maharitra sy manaja zany.
Ny mahasarotra azy ohatra dia ny fahitana ny zava-misy @ télé, video, DVD sy ny sisa. Hita ao daholo zay azo atao rehetra @ firaisana ara-nofo koa aiza ny tsy ho voasarika hanao daholo zay mahita? Na mba te hitandrina aza ny fakam-panahy maro be koa.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 16/03/2004 05:11
20. hendry
(
15/03/2004 17:12)
Taloha ngah ( Madagasikara no resahina eto) nisy télé sy video mampiseho momba zany? tsy mahagaga raha naharitra kokoa ny olona taloha t@ resaka abstinance.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 16/03/2004 05:12