Izay manan-kevitra...
21. tia_ery
(
16/03/2004 19:52)
Ilay izy ataoko fa tsy dia ny resaka Télé sy ny haino aman-jery samihafa. Zary lasa manankina sy manome tsiny an'ireny isika nefa tsy dia amin'izay lafiny izay loatra no antom-pisian'izy ireny.
Hampiasa voambola frantsay vitsivitsy aho eto fa aza dia kianina loatra, hiezaka ihany arka izay azo atao fa mbola voafetra eo amin'ny fahaizana sy fahalalana ka atao akory ê!
Raha hiresaka ny hoe ANTONY isika dia misy teny roa mahadika an'izay dia ny hoe CAUSE et RAISON smy antony avokoa ireo.
Ny CAUSE dia miteraka an'ilay antsoina hoe EFFET ary izay no tonga amin'ny hoe LIEN DE CAUSALITE. Ary eto amin'ito lafiny ito foana isika no miady hevitra sy miresaka. Ianao ange tsy tongatonga ho azy hitsiriritra sy hanana izany filàna izany ê!. Mandainga izay miteny fa nanao an'izany ho azy fotsiny izao ....
Nisy ny ANTONY/CAUSE ary izay no nitarika ho any amin'izany. Raha ny valin-tenin'ny maro eto dia izay daholo ny ankamaroany hany ka zary manome tsiny sy mitady fomba hialana tsiny fa satria tsy noho izy no nahatonga an'ilay izy fa ailika any amin'ny hafa foana. Tsy diso mihintsy izy nanao firaisana talohan'ny fanambadiana fa zary marina loatra aza satria tsy vokatry ny sitrapony fa teraka vokatry ny tontolo manodidina azy. De hoy ny filôzofa maro manao hoe :
L'homme est né bon mais c'est la société qui le déprave sns ...
Fa ilay ANTONY anankiray dia ny RAISON dia mifototra amin'ilay être tanteraka mihintsy. Tsy misy olona afaka miteny an'izay sans associer son être, human being, amin'ilay FAIT. Satria tsy misy zavatra tongatonga ho azy raha tsy izy no manatanteraka azy. Mipetraka tanteraka eto ilay RAISON ary mametraka an'ilay ACTEUR fa ny ANTONY/RAISON dia mametraka an'ilay ACTEUR ho RESPONSABLE sy olona manana ENGAGEMENT ka tsy mamela azy ho afa-maina amin'ny fiatrehana ny zavatra iray tiana na kasaina atao.
Ka amiko dia mazava loatra hoe ianao ve raha miatrika tranga iray na tojo zavatra iray, inona no mahatery anao ka ANTONY anaovanao an'iny ilay CAUSE sa ilay RAISON ?
Dia anjaranao ny mamaly fa amiko mila fahamatorana ny zavatra rehetra. Tsy eo amin'ny FIRAISANA ARA-NOFO mialoha ny fanambadiana ihany fa amin'ny lafin-javatra maro. Firifiry ny olona nanao firaisana ara-nofo talohan'ny fanambadiana fa tontosany sy tratrany ny tanjona dia niroso amin'ny fanambadiana izy.
Eto dia tiako ny hisarika ny sain'ny maro misy ilay teny hoe MATOTRA. Maro ny hevitra azo andikana an'izany fa raha tena zohina ny teny mamaritra amin'izany eo amin'ny voambolana maro dia midika ny hoe matotra ''EQUIPE'' ka raha hilaza ianao fa matotra ary afaka hiatrika an'ireny firaisana ara-nofo ireny dia ambarao fa matotra tkoa ianao ary afaka hiatrika izay vokany.
lalina loatra fa hiezaka amin'ny sisa hanatsotra an'ilay resaka.
Sôtra ê!

22. bice
(
16/03/2004 19:57)
hendry> zany tv sy radio zany less fanilahana fotsiny a
refa ny sain`la no tsy mahalala afa-tsy io d zay e
Ny filana nge less naturel fa ny saina no manampy trotraka ka mahatonga ny..... tsy voafehy

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 16/03/2004 19:57
23. nananie
(
16/03/2004 11:31)
Misy koa ny fianakaviana mintsy no manery ny ankizy hijanona virjiny hatrami'ny mariazy.Nefa rehefa terena anie ny oll dia vao maika mitady e.
Raha hoa ahy manokana aloha dia ataoko fa tsy misy tsara noho ny hoe virjiny izy roa kely alohan'ny fanambadiana e.Dia avy eo samy "mi-découvre" miharaka ny rehetra.Na dia sarotra aza izany, misy mahavita an'io an.

24. ikaretsaka
(
16/03/2004 18:06)
fa efa eny ambony terrain efa match ve vao hianatra hikitika baolina?
25. ikaretsaka
(
16/03/2004 18:06)
fa efa eny ambony terrain efa match ve vao hianatra hikitika baolina?
26. fijo
(
17/03/2004 10:54)
io indrindra no fanontaniana?raha tsy manao aloha.de eo vao hianatra toa tsy mamely ka.
ary ilay hoe "nefa ny vatanao efa maloto" fa iza no miteny fa maloto rehefa nanao?io fisainana nampidirina fotsiny ka laviko.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 10:54
27. ikaretsaka
(
17/03/2004 15:37)
maloto iznay ny akoho satria nanao vao lasa ao ambilany dia mihinana maloto daholo zany laisany?
29. rasta
(
17/03/2004 10:23)
Ilay fanaovana mariazy any ampiangonana aloha dia aingitraingitra fotsiny satria mbola tsy nisy nahavita io lohahevitra io mihitsy ny tsirairay. Raha ny an'ny Ntaolo ndray dia ekeko hoe marina io lohahevitra io satria ny vady taloha dia atolotra. Sanatria tsy hoe hiverina amin'izany fa fanazavana ny ahy iny. Amiko dia tsy misy dikany amiko ireny akanjo fotsy amin'ny fanamasinana ny fanambadiana any ampiangonana ireny. Ary ny momba ilay fanontaniana dia izao. Ohatry ny vehivavy foana no ome-tsiny amin'ilay izy nefa isika lehilahy no tena tsy maontina ny amin'izany ka dia tsy misy azo tenenina ny amin'io fa rehefa vonona ny hivady sy hifanaja dia ampy zay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rasta ny 17/03/2004 22:23
30. kitjo
(
17/03/2004 11:03)
ra misy sipa kosa ary v zany tian fijo na ikaretsaka kanefa mbola virj d alefa mianatra any @ olona hafa v aloha? ko ngah zany koa ny important ny hanao anzany e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:03
31. hendry
(
17/03/2004 14:23)
Bice> vehivavy i Hendry
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 18/03/2004 02:23
32. hendry
(
17/03/2004 14:23)
Fijo sy ikaretsaka>misy fanontaniana mila valiny io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 18/03/2004 02:23
33. lema
(
17/03/2004 17:12)
néna alou raha tsy misy raport tsy miaraka zany amiko fa mpinamana e!eo vao tena manomboka ny film ko ny an-dry zalahy ndray hono hoe ataovy aorian'ny mariazy,ny anareo rery atao an'izany ka!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 18/03/2004 05:12
34. jhouhlambout
(
17/03/2004 17:14)
Koa inona izany no tena dikan' ny Mariage, sa formalité fotsiny io?
35. fijo
(
18/03/2004 10:11)
kitjo an,izaho tsy niteny hoe alefa mianatra any ankafa.izaho ihany dia mahavita mampianatra azy tsara,fa tsy mila miandry mariage izany.
jhoul>ny mariage dia "contrat"eo amin'ny olona roa.izay.tsy masina izany io,ary tsy voatery hoe virj vao mahazo manao azy.
ilay akanjo fotsy dia haigo fotsinyio,fa efa misy manao mena izao aty.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 10:11
36. kitjo
(
18/03/2004 13:34)
fijo>ko oh oe refa tsy mahay d tsy milay ny filazanareo azy knou, refa tsy mahay v tsy ho ampianarina moa, fa nareo ange mitady le oe efa tena mahay e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 18/03/2004 13:34
37. bice
(
18/03/2004 19:07)
hendry> d manin fa tsy azoko
otran`ny ahoana aza ny fomba fanaovana rapport t@ andron`ny ntaolo, nga t@zany nisy nahay sy tsy nahay zany, fa nendry zareo de tsy kiana

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 18/03/2004 19:07
38. lema
(
18/03/2004 13:10)
mahitsy mizotra foana ny position t@ andron'ny ntaolo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 19/03/2004 01:10
40. fijo
(
19/03/2004 09:18)
kitjo>eny wa fa ampianariko rehefa tsy mahay,fa raha misafidy aho dia aleoko ilay efa milay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 09:18